(Tsy haiko ze titre)

1. pissoa ( 24/05/2006 13:52)
Tonga avy nianatra ony zany bandy kely dia nitomany be
- Neny an, zah lazain'ny ankizy any ampianarana foana hoe ngôda be ony ny sofiko :snif::snif::snif::snif::snif:
- Mais voyons, ce n'est pas grave, mon lapin.

:-D
répondu par sasa le 27/05/2006 05:46
2. Fiffi ( 24/05/2006 14:29)
=))=))=))=))=))=))=))=))
3. pitoussy ( 24/05/2006 14:29)
=))=))=))=))
4. cutie ( 24/05/2006 15:04)
:-D:-D:-D:-D
5. diamondra27 ( 24/05/2006 15:06)
=))=))=))
mahita koa njy ry pissoa an!
ntsoooo lapino
6. totofy ( 24/05/2006 15:16)
:-D:-D:-D:-D bravo !
7. kally ( 24/05/2006 17:17)
Karazan'io an'i Pissoa io ihany fa ny lohany indray hono no lazain'ny ankizy fa hoe ngôda be, dia nitomany be izy nitantara tamin-dreniny.
-Neny aaa! horakorahin'ny ankizy aho hoe Ikoto be loha, Ikoto be loha.

- Dia hoy ny reniny : Aza miraharaha an'izany fa tsy be loha izany ny zanako e!Fa mandehana haingana aloha ny zanako mandeha mividy ovy dia ataovy dimy kilao.
- Dia aiza izay asiako azy ry neny?

- Sssh! ento anatin'ny satrokao re fa omby io e!
8. pissoa ( 24/05/2006 17:19)
=))=))=))=))=))
9. totofy ( 24/05/2006 17:33)
=))=))=))=))=))=))
10. watafon ( 24/05/2006 18:02)
samy =))=))=)) doly e!
11. ikalakintina ( 24/05/2006 19:31)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. Herimiafina ( 24/05/2006 20:21)
Ary aiza i lapino e? hehehehe=))=))
13. sasa ( 25/05/2006 03:31)
pissoa f'angaha lapino le zaza =))=))=))=))=))
14. pissoa ( 25/05/2006 05:07)
lapin no nosoratako teo fa tsy lapino :roll:

Tsy tantaraiko anareo zany le blagy be da be misy resaka lapin ato fa anihanianareo lapino :roll:
15. Rainikarabo ( 25/05/2006 05:15)
blague resaka pisso atao e, na resaka saka koa mety 8)
16. pissoa ( 25/05/2006 08:34)
Ka tsy misy mandefa blagy resaka pisso sy saka izaho kou ... fa rehefa misy de ataoko eto 8)
17. dadabe ( 25/05/2006 08:41)
humm tena nasin'i pissoa lapino le :-D:-D:-D adin'ny mpianadahy io kle :-D

fa masaka aloha e, izao ahay mba bilagy tena milay
18. Rainikarabo ( 25/05/2006 09:17)
mino aho fa mbola ho asian'i lapino koa i pissoa 8)
19. dadabe ( 25/05/2006 11:16)
conclusion mifanisy izy mitsam izany :°)
20. pissoa ( 25/05/2006 13:55)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0419