Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
victime101 ( 23/05/2006 09:12)
Mahay vava ingahy SARKO erak\'i AFRIKA....
Manao fitsidihana firenena afrikanina maro ingahy NICOLAS SARKOZY ohatra: MALI, NIGER, BENIN.. Lany tao @ assemblée moa ny atao hoe immigration choisie zany hoe ireo élites ihany no tokony hiditra ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/05/2006 21:30
amleoui ( 23/05/2006 09:03)
Vhv sy ny "INFIDELITE"-ny
Za d mahita fa maro n vhv(...sasantsasany) no tena infidèle noho ny lhl(mody oe n lhl no tena mampirafy) na manambady na tsia indrindra moa any am-piasana any... dia ts mionona @ bandy iray, de av eo... tohiny
novalian'i raphael16 ny 13/01/2016 18:45
Fanja1 ( 23/05/2006 05:15)
fete des mères
[img]http://www.marmiton.org/pix/selections/tiscali/special_fetemere.jpg[/img] [b]Gâteau magique au citron (spécial débutants ou enfants)[/b] Préparation : 10 mn Cuisson : 40 mn Ingrédi... tohiny
Fiffi ( 23/05/2006 04:42)
Ny nenina
Hoy zay hira zay hoe: Tsy neniko anefa , lala ô ny nitia anao......... de hoy indray ity hira ity hoe: Tsia ! tsy misy hanenenako ..... Ny ho avy no tandremako. -Raha resaka fanenenana aram-p... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/05/2006 18:48
boubounezy ( 23/05/2006 03:58)
accident matsiravina mapataatsa sa tsy?
nareo ve tsy mba mataatsa mijery oull maratsa na maty ny accident? oatsa reny lé loany oull vôitsaka ny camiô reny dé fisaka be tsisy jerena tsony; na tongotsa vôitsakiny masina dé potipotika be... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/05/2006 19:41
LazaRandri ( 23/05/2006 01:10)
ny fiainam-bavaka
Ny vavaka dia resaka atao amin'Andriamanitra. Noho izany tsy ianao irery no miteny ka ilaina koa ny mihaino Azy. Tsy voatery hisy anton-javatra lehibe akory vao mivavaka fa tena ilaina mihitsy ny vava... tohiny
novalian'i prime ny 01/06/2006 11:03
soanja ( 22/05/2006 23:34)
Ra8 mbola izy sa tsy izy intsony eo amin'ny fitondrana.
Inona avy ny zavatra tokony harenina na atsaraina na tsy ampy amin'ity fitondran-dra8 ity mba ahafahan'ireo izay mihevitra te hifidy azy hosaintsainina na ho possible ilay izy na tsia sa tokony hierit... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/06/2006 20:18
soanja ( 22/05/2006 23:28)
Fampijaliana vehivavy ve ny porno?
Asa ianareo fa izaho rehefa mijery ireny porno ireny dia toa mahatsapa foana hoe fampijaliana vehivavy izany fotsiny ilay izy fa tsy misy izay mba hevitra hitako hoe ilana azy. Sa ve diso fijery aho n... tohiny
novalian'i tywa68 ny 31/08/2006 17:57
hps ( 22/05/2006 17:45)
rackiky
mba mitady ilay hiran'ny rackiky ilay mirakitra ny tantarany iny ka tsy haiko na rojo vy,na tady vy ny lohaten'ilay hira;misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i sisca ny 07/06/2006 09:13
boubounezy ( 22/05/2006 17:05)
eurovision c'est la honte pour la france!!
asa mba nijery eurovision nareo t@ sabotsy teo t@ la3 fa tena ny france 5 poits fotsiny no azony... dé ny nahazo ny n°1 ny finlade, manao masque dévoly be zareo ny titre ny irany zareo alélouiah h... tohiny
novalian'i toovs ny 08/06/2006 16:21
Herimiafina ( 22/05/2006 16:37)
Nahay nanapaka tamin'ny kely ianao.
Nahay nanapaka tamin'ny kely ianao, ka indro hanapaka amin'ny be. Teny miverimberina amin'ny sarintsoratra samihafa ao anaty Baibolin'ny Tenin'Andriamanitra. -Aza ariariana fahatany ny harena. T... tohiny
novalian'i prime ny 01/06/2006 09:18
Herimiafina ( 22/05/2006 15:38)
Fiara elektrika mandeha mafy
Mazana ny fiara mandeha amin'ny herin'aratra tsy dia mandeha mafy loatra raha oharina amin'ny fiara mandeha solika. Noporofoin'ireto mpikaroka amerikana anefa fa afaka mandeha mafy ny fiara elektr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 16:19
Fiffi ( 22/05/2006 14:03)
Sary notsongaina
Somary gaga hiany zah fa mijery ireo sary notsongaina de mi-kliky eo ambany hoe "ny momba azy" nefa tsy ny momba ilay sary notsongaina no miseho fa momba an'olon-kafa. ?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/06/2006 09:06
Oully ( 22/05/2006 13:02)
Antsa tononkalo DOX ao amin’ny FIAP amin’ny 8 ora alina
Antsa tononkalo DOX ao amin’ny FIAP amin’ny 8 ora alina Amin’ny 27 mey 2006 amin’ny 8 ora alina dia hisy antsan-tononkalo hotanterahin’ny HAVATSA-UPEM Sampana Frantsa ao amin’ny FI... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/05/2006 19:10
Oully ( 22/05/2006 13:01)
Antsa tononkalo DOX ao amin’ny FIAP amin’ny 8 ora alina
Antsa tononkalo DOX ao amin’ny FIAP amin’ny 8 ora alina Amin’ny 27 mey 2006 amin’ny 8 ora alina dia hisy antsan-tononkalo hotanterahin’ny HAVATSA-UPEM Sampana Frantsa ao amin’ny FI... tohiny
novalian'i soanja ny 10/06/2006 05:26
mamzelkely ( 22/05/2006 12:54)
blagy efa teto fa tiko haverina
hihihihi efa notataraiko teto izy ity fa efa la be de tiko haverina ho an namana vavao satri mba tiko be izy ity ;) de zao le tantara: nisy mpivady hono zany hande ho any amerik de tinjy zareo ent... tohiny
mialydu13 ( 22/05/2006 10:41)
mitady hiran'i tselatra
mitady hiran'i tselatra, tsy haiko ny titre fa manomboka @ hoe >> ande hody ianao rahampitso, dé malahelo lé bandy. mba omeo ra mba manana. misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/05/2006 10:02
sareraka ( 22/05/2006 10:08)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
Herinandron'izao tontolo izao ... -miakatra tsy misy frein ny vidin'ny ciment. -ho avy indray ny déléstage. -rako-pantsy @ affaire clearstream ingahy VILLEPIN ao FRANTSA. INONA NO TSY MARINA A... tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/07/2006 09:31
ravatorano ( 22/05/2006 08:51)
miaramila iray maty voiatifitra teny antsonjombe omaly
ANTSONJOMBE -Miaramila iray maty voatifitra Maty voatifitra ilay miaramila tsy nanao fanamiana. Miaramila iray, araka ny vaovao marim-pototra voaray teny anivon'ny etamazaoron'ny tafika malagasy, ... tohiny
novalian'i benito ny 04/06/2006 23:19
booboo ( 22/05/2006 08:48)
Ho an'ny fianakaviana Malagasy iray aty Frantsa.
Ny firaisan-kina no hery hoy ny Ntaolo. Ataovy zay tsapanao fa mety @ fanohanana an'azy 4 mianaka : hanasonia ny pétition, mivavaka .... http://cdpe92.apinc.org/petition/Ralison ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 04:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.2365