INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
1. sareraka
(
22/05/2006 10:08)
Herinandron'izao tontolo izao ...
-miakatra tsy misy frein ny vidin'ny ciment.
-ho avy indray ny déléstage.
-rako-pantsy @ affaire clearstream ingahy VILLEPIN ao FRANTSA.
INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY
SILENCE TAISEZ VOUS....
MEDITATION!!!
-miakatra tsy misy frein ny vidin'ny ciment.
-ho avy indray ny déléstage.
-rako-pantsy @ affaire clearstream ingahy VILLEPIN ao FRANTSA.
INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY
SILENCE TAISEZ VOUS....
MEDITATION!!!
novalian'i sarobidy ny 17/07/2006 09:31
3. Fiffi
(
22/05/2006 10:40)
de inona koa no idirana @ zay hataon'i Villepin ao ? hihihihi , aleo aza izy hanao méditation raha izany eh!
4. tsanga
(
23/05/2006 04:40)
Tsy misy ivako loha @ vidina ciment izany trano tany aza tsy vitako ko ny ciment no hiasako saina ho an'ny manankatao tsy proble io rehefa ataony
