eurovision c'est la honte pour la france!!

1. boubounezy ( 22/05/2006 17:05)
asa mba nijery eurovision nareo t@ sabotsy teo t@ la3 fa tena ny france 5 poits fotsiny no azony... dé ny nahazo ny n°1 ny finlade, manao masque dévoly be zareo ny titre ny irany zareo alélouiah hard métal ny style ny hira nataony tena vanaka fotsiny ny tenako nefa nisy hafa maro tsara be mintsy ra ny faitako azy. fa ny somary nampalaelo na ny monégasque ny belgique tsy nisy nifidy france nefa tsy nampaninn lotra fa le ira tsy nilay ny any f/ce alou e! dé le resahako somary nampalaelo lé mba wé samy aty @ tanàna tsy mifampifidy dé ny hafa no mandresy e!...
novalian'i toovs ny 08/06/2006 16:21
2. fasaly ( 22/05/2006 17:14)
bounezy a! tsy eurovision trony no filazanreny amzao fotoana izao fa efa lay mpivoty mintry no efa voadona e! reny devoly beuh reny veuh de tokony hahazo:^):^):^) nefa nisy mba nilay ihany tao:wink:
3. fasaly ( 22/05/2006 17:15)
sady vao hira malefaka toy ireny an'i france reny no atao ao de gisitra foana no anarany aky! tsy maintsy hira mihetsika beuh de fitafy manitsa beuh :-D:-D:-D
4. kally ( 22/05/2006 17:28)
Ka efa leo koa ny olona fa ny tena marina koa ilay Eurovision ohatry ny hoe fitsapana ny fifandraisan'ny firenena mpinamana ka hita hoe nahiliky ny olona ny frantsay e!
5. sipagasy ( 22/05/2006 18:59)
mmhhhh fa nahoana no ratsy ny hira heavy metal????? samy manana ny tiany kosa io klouuu e!izaho aloha mankafia e! sady tsy tia slow ohatra hihihih
6. boubounezy ( 23/05/2006 03:48)
hahahaha :-D:-D:-D marina mintry zany ka! efa anomp dévoly njay ny oull zao ngamba kou io :twisted:


fasaly:

bounezy a! tsy eurovision trony no filazanreny amzao fotoana izao fa efa lay mpivoty mintry no efa voadona e! reny devoly beuh reny veuh de tokony hahazo:^):^):^) nefa nisy mba nilay ihany tao:wink:



7. boubounezy ( 23/05/2006 03:50)
:o nga tsy lozyyyyyyyyyy!!!


kally:

Ka efa leo koa ny olona fa ny tena marina koa ilay Eurovision ohatry ny hoe fitsapana ny fifandraisan'ny firenena mpinamana ka hita hoe nahiliky ny olona ny frantsay e!



8. boubounezy ( 23/05/2006 03:53)
tsy ny metal ngé no ratsy fa le fototry lé ma groupe satanique mintsy e! le io :twisted: mataatsa be maintriny za @ reny alou e! ra vô misy resaka dévoly dé tra téko!!


sipagasy:

mmhhhh fa nahoana no ratsy ny hira heavy metal????? samy manana ny tiany kosa io klouuu e!izaho aloha mankafia e! sady tsy tia slow ohatra hihihih



9. Samoana ( 23/05/2006 11:52)
Tsy ny heavy metal rehetra no ratsy fa ilay t@ eurovision iny kosa aloha tsy mendrika handresy raha ny fijeriko sy fihainoko azy e !Mampihorohoro fotsiny:lol:
Ny an'i lafrantsa indray tsy mahagaga satria i Pascal Sevran no nifidy iny mpihira sy hira iny: sady mivalana no tsy mampi-te hiaino fa tsy manaitaitra mihintsy
10. fasaly ( 23/05/2006 14:37)
zà kou ry samoana de tena kivy raha naheno ny resultat tssssss:twisted: d'efa mivadik'ondana dooly angamba ity mpivoty marina mou zany:-D:-D:-D:{:{:{
11. tisera ( 23/05/2006 16:41)
Ny nijery an'ilay nahazo ireny aza dé efa nampatahotra bé e!Aza hitako anie izay hianatra an'ireny indray koa ny artista malagasy , izay vao tena loza :twisted::!:
12. boubounezy ( 23/05/2006 19:45)
zay alou tena ekeko mintsy e!=D=D=D fa mety eo @ lé fampiseovana firaisankina marina alou mety tokony mba isy e! :-$ nefa io lé tonga @ lé fitenenana wé ny valalany alika ny tompony aza tsy ty azy ka ra tsy nifidy azy kou ny tokony anotsona azy d'efa zay zany reny ny valiny e!:@:@:@


Samoana:

Tsy ny heavy metal rehetra no ratsy fa ilay t@ eurovision iny kosa aloha tsy mendrika handresy raha ny fijeriko sy fihainoko azy e !Mampihorohoro fotsiny:lol:
Ny an'i lafrantsa indray tsy mahagaga satria i Pascal Sevran no nifidy iny mpihira sy hira iny: sady mivalana no tsy mampi-te hiaino fa tsy manaitaitra mihintsy



13. boubounezy ( 23/05/2006 19:48)
ngamba kia fasaly efa misy dévouly:twisted: dôly kou ny pokona a! ny france kou ngé aza nifidy aniny dôly é!:roll::roll::roll:


fasaly:

zà kou ry samoana de tena kivy raha naheno ny resultat tssssss:twisted: d'efa mivadik'ondana dooly angamba ity mpivoty marina mou zany:-D:-D:-D:{:{:{



14. boubounezy ( 23/05/2006 19:54)
ka reny ngé ra ny falalako azy otsany anisany lé style métal anti-Chrite reny e! reny zao mety tena mety anisany lé mpikambana @ secte satanique manao croix mivadika reny!!! ary ny tena olana dé tsika zany azony satana @ zavatra otsireny alou dé avy eo ita eo ny suiteny, za njay alou tsy vôjono @reny e! vô maita lé dévouly be lavatanjoka be za dé nataatsa be, dévoly lavarambo e! devoly lavarambo e! brrrrrrrrrrrrrrrrrr:/:o


tisera:

Ny nijery an'ilay nahazo ireny aza dé efa nampatahotra bé e!Aza hitako anie izay hianatra an'ireny indray koa ny artista malagasy , izay vao tena loza :twisted::!:



15. toovs ( 08/06/2006 16:19)
fangah moa izany demony izany de heverinareo fa hiseho amin'ny endriny mampatahotra araky ny teneninareo io e. sao de hosodoaka amin'izany ianareo. raha te hanjono anareo ny demony de tsy haka endrika ratsy sy mampatahotra mihitsy e. mba déguisement toy ny rehetra ihany ny azy e.
efa nitsotra ve ireny mpanao heavy sy ny namany ireny de niteny hoe izahay dia mino sy manaraka ny satana. Ny fahalalako an'ireny manko de toa olona tsy mino afatsy ny tenany daholo ko.
16. toovs ( 08/06/2006 16:21)
boubounezy:

asa mba nijery eurovision nareo t@ sabotsy teo t@ la3 fa tena ny france 5 poits fotsiny no azony... dé ny nahazo ny n°1 ny finlade, manao masque dévoly be zareo ny titre ny irany zareo alélouiah hard métal ny style ny hira nataony tena vanaka fotsiny ny tenako nefa nisy hafa maro tsara be mintsy ra ny faitako azy. fa ny somary nampalaelo na ny monégasque ny belgique tsy nisy nifidy france nefa tsy nampaninn lotra fa le ira tsy nilay ny any f/ce alou e! dé le resahako somary nampalaelo lé mba wé samy aty @ tanàna tsy mifampifidy dé ny hafa no mandresy e!...


enao angaha malahelo ra tsy misy mifidy ny France? za indray na tsara be ary ny an'i france da faly foana aho ra tsy misy mifidy izy. ra mba Mba Madagasikara ahay de ekeko hoe misy alahelo kely. sa enao koa efa rakotofrantay


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3682