Ho an'ny fianakaviana Malagasy iray aty Frantsa.

1. booboo ( 22/05/2006 08:48)
Ny firaisan-kina no hery hoy ny Ntaolo. Ataovy zay tsapanao fa mety @ fanohanana an'azy 4 mianaka : hanasonia ny pétition, mivavaka ....

http://cdpe92.apinc.org/petition/Ralison

novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 04:33
2. Fiffi ( 22/05/2006 08:57)
hummmm ! mampalahelo zao an! saingy na dia hanao petition aza ; ny tena olana zao de io indrindra ny krizy aty @ zao fotoana izao , tena hataon'ny fanjakana tolérance zéro mihintsy io @ zao fotoana izao.
3. Rafotsy ( 22/05/2006 09:58)
Tena mampalahelo marina ! Ny zavatra azo atao angamba dia tokony i signer ilay pétition indrindra isika vaza an taratasy fa tsy hisy hanelingelina antsika tsinona ! Hala nenina io fa izaho perso dia kely fanantenana , kanefa moa rehefa Ny Ao Ambony no mamoa ny varavarana , iza moa no afaka hanakatona !
4. dadabe ( 22/05/2006 10:13)
tsy azoko le resaka :roll:
5. fasaly ( 22/05/2006 10:27)
:roll::roll::roll: hihihi! wink: asio signature ihany na izany aza;...
palelo beuh izy zany fa de atao ahoana e! :cry:
6. Ragadona ( 22/05/2006 10:53)
Be loatra kosa aloha ny tsy ara dalàna ao france ka zon izy ireo ny manao fandiovana, tsy ny vahiny mihitsy no handidy azy amin izany ary tsy france irery io fa ezaka ataon ny firenena matanjaka rehetra. Ny pétition mety amiko dia ny fanaovana taratasy ara-dalàna ....
7. Fiffi ( 22/05/2006 11:01)
Ragadona: marina izany lazainao zany aloha an! tsy la frantsa hiany aloha no manadio ny tananany fa na izany aza de matoa ka misy ny expulsion de misy antony koh anie ao eh! zany hoe nanao regroupement familiale ve ? niasa ve ry zareo ? raha nanana taratasy azo hiasana manko de mba izay no nahatonga ireo ankizy nahazo nianatra , nefa ny mamapahelo kosa aloha de efa mba naharaka fianarana tsara ireo ankizy de voatery hatao an'izao ?
8. Samoana ( 22/05/2006 11:47)
Ragadona/ Firaisankina no nangatahan'ny namana nametraka ity lahatsoratra ity fa ny adi-hevitra angamba efa misy ao ambadimbadika ao: soniavo, ivavaho, na ...mangina. Misaotra mialoha
9. Rainimaharavo ( 22/05/2006 12:21)
Mba tandremo ihany fa na manana taratasy Gasy Vazaha Taratasy aza ianareo sao dia manaonao foana ka manantena fa hoe tsy maty manota. Azon'ny lafrantsa renimalala ny manala an'iny taratasy iny amin'izay manao tsirambina fa mba tandremo ihany ê!
10. Fiffi ( 22/05/2006 12:28)
Fa zao koa an! hanao pétition ! mety aloha io an! saingy misy koa ny olona tsy sahy hanao an'io satria ny pétition de misy ny anaran'ny olona sy ny soniany , de noho ireo indrindra no ahatahorana satria @ zao fotoana izao manko efa tena kizitina be mihintsy ny gouv fa dia asa aloha an! Fa dia mampahery ireo olona ireo hatrany an!
11. Samoana ( 22/05/2006 12:39)
tsy misy tokony atahorana hanaovana pétition izany fiffi rehefa vonona hijoro hanjakan'ny rariny a!
12. Fiffi ( 22/05/2006 12:45)
Samoana: marina aloha ny anao an! fa tena misy io an! fa tsy zah kosa aloha an!
13. Zina ( 22/05/2006 17:12)
oy i Rafotsy,
Ny zavatra azo atao angamba dia tokony i signer ilay pétition indrindra isika vaza an taratasy fa tsy hisy hanelingelina antsika tsinona

Ka zay no tena tadiaviny ka ny manao sonia ao ka dia samia reha manao sonia ao daholo e
14. Herimiafina ( 22/05/2006 18:23)
Mampalahelo izany, angaha tsy misy avocat? Toa efa nisy tantara toy izao fa nangalana avocat nomena volabe dia tafavoaka ihany, regularisé ny taratasy. :@
15. Fiffi ( 22/05/2006 19:01)
Samoana:
Ragadona/ Firaisankina no nangatahan'ny namana nametraka ity lahatsoratra ity fa ny adi-hevitra angamba efa misy ao ambadimbadika ao: soniavo, ivavaho, na ...mangina. Misaotra mialoha
Samoana: fa nahoana kosa no tsy hasiana adi-hevitra ? hangataka fanampiana sy hanisy sonia ve de tsy hasiana adi-hevitra ?


16. vale ( 22/05/2006 21:55)
booboo> mampalahelo marina akia io, ary tena henjana be io lalàna iray io , fa tato ho ato izay dia fianankaviana "vahiny" maromaro no ni-expulser-ndry zareo toy izao rehefa tapitra ny année scolaire n'ireo ankizy, (hitako t@ vaovao-ny TF1 io)
ka ny tenako manokana dia malahelo @ io tranga iray io,indrindra fa ho an'ireo mpiray tanindrazana toy izao e:( ka efa nataoko any ny anjara biriky keliko (l)
dia mivavaka ho azy 4mianaka ireo koa!
17. Fiffi ( 23/05/2006 16:09)
tena mampalahelo fa vao nahazo vao2 zah hoe tsy hasiana tolérance mihintsy hono fa izay olona tapitra ny visa-ny de mody :(:( ny refugié politika koa ho jerena tsirairay na de efa nahazo paps aza !
18. dadabe ( 24/05/2006 08:13)
zah tsy kopy le resaka e:roll::roll:
19. colar ( 24/05/2006 08:14)
tena mapalahelo marina alo le izy e,soa ihany aty am BENOIT fa mbola milamina,na tsisy taratasy aza de afaka mijanona,saingy tsy mahazo mivoka eto ,
20. Fiffi ( 24/05/2006 08:50)
any aza mba tsy mahazo mivoaka fa ny aty tonga de haterina eny anaty raopilanina! :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.347