Ho an'ny fianakaviana Malagasy iray aty Frantsa.

21. vale ( 29/05/2006 11:01)
Ragadona:

Be loatra kosa aloha ny tsy ara dalàna ao france ka zon izy ireo ny manao fandiovana, tsy ny vahiny mihitsy no handidy azy amin izany ary tsy france irery io fa ezaka ataon ny firenena matanjaka rehetra. Ny pétition mety amiko dia ny fanaovana taratasy ara-dalàna ....
Andray kosa Ragadona8O, tokony mba hipetraka @ toeran'ilay olona ange fa tsy jerena arak'io fijery io lay izy e, marina fa rariny raha manara-dalàna, fa kosa fianankaviana" misy ankizy" ange ireo ka tsy hitako izay hisalasalàna ny hanampiana azy!!sady matoa mba te hijanona aty ivelany izy ireo dia mba mitady ny mahasoa "TOY NY REHETRA" ihany fa za atao an'izany^^,raha ny jiolahy sns, dia ekeko ny anao !,,,


22. Fiffi ( 30/05/2006 03:02)
vale: ka atao ahoana akia fa samy manana ny heritreriny ny tsirairay .....
23. vale ( 30/05/2006 09:17)
fiffi: dia izay tokoa angaha!!,,
24. xxx ( 30/05/2006 09:20)
hita izao fa tena tsy miray hina izany ny malagasy, NA ny tany no efa nivadika ambony ambany fa raha mba misy zava-tsoa anananao, dia hampaninona ve ny hananan'ny "hafa" an'izany koa?tssss,:-w
25. booboo ( 30/05/2006 09:59)
tsy azo tsy araka sady tsy mazava
26. Fiffi ( 30/05/2006 12:32)
[quote=xxx]hita izao fa tena tsy miray hina izany ny malagasy, NA ny tany no efa nivadika ambony ambany fa raha mba misy zava-tsoa anananao, dia hampaninona ve ny hananan'ny "hafa" an'izany koa?tssss,:-w/quote]zany an ? enao aza tsy fantatra na vhv na lhl fa miafina :wink: firaisankina koh ve zany ? :wink:


27. Fiffi ( 30/05/2006 12:35)
xxx:

hita izao fa tena tsy miray hina izany ny malagasy, NA ny tany no efa nivadika ambony ambany fa raha mba misy zava-tsoa anananao, dia hampaninona ve ny hananan'ny "hafa" an'izany koa?tssss,:-w
heu... enao aza tsy fantatra na lhl na vhv fa miafina. Zao koh ve azo hatao hoe firaisankina ?


28. vale ( 30/05/2006 21:08)
:-D:-D:-D
29. Fiffi ( 31/05/2006 03:36)
ka tsy marina ve zany akia ry vale ?
30. vale ( 02/06/2006 22:08)
Samoana:

Ragadona/ Firaisankina no nangatahan'ny namana nametraka ity lahatsoratra ity fa ny adi-hevitra angamba efa misy ao ambadimbadika ao: soniavo, ivavaho, na ...mangina. Misaotra mialoha
samoana: ko te hiady hvt izy ko ndry koh!:-D


31. vale ( 02/06/2006 22:12)
dadabe:

zah tsy kopy le resaka e:roll::roll:
io ndray dadabe fa mody tsy kôpy :o, zao e> raha te hanohana ireo fianankaviana ireo toi dia manaova sonia ny mba hahazoany ttasy hijanonana eto frantsa, dia lazaivo fa mbola tsy azo indray ary hoe!:lol:


32. Fiffi ( 04/06/2006 03:57)
:-D
33. bonnechance ( 05/06/2006 06:30)
Samy gasy zao ve tsy hiray hina koa iza indray no hiray hina amintsika eo. Ny ahy de iny alefako iny ny anjaraborikiko e§ Tsy fantatra mitsy ane ny fiainana e!
34. Fiffi ( 08/06/2006 03:59)
booboo: mba nisy vao2 avy tany ve ?
35. vale ( 08/06/2006 21:49)
bonnechance :wink:> anjarab"o"riky ve?:wink:hihihihihihih
36. Fiffi ( 11/06/2006 04:33)
vale: anajara boriky (brique) ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.233