Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
gasypantin
(
20/05/2006 07:08)
Mpanohitra sy ny mpitondra dia ho moana sy ny marenina ve?
Raha ny famakiana ireo gazety dia ho sanatria ve resaky ny moana sy ny marenina indray ny mpitondra sy ny 3FN?
Ny fanontaniana mipetraka raha tsy hanaiky ny fangatahan'ireo mpanohitra ny mpitondra di...
tohiny
novalian'i prime ny 30/05/2006 03:37
xxx
(
20/05/2006 06:12)
gazety: fanabeazana tsy manjary
http://www.midi-madagasikara.mg/textes/cu060519.htm#cul1
anga misy ambassade d'australie eto ry midi? :-D:-D:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i rafety ny 09/08/2006 11:54
Fiffi
(
20/05/2006 04:44)
Ho antsika namana rehetra tsy misy hakanavaka.
[img]http://yelims1.free.fr/Alphabet/H.gif[/img][img]http://yelims1.free.fr/Alphabet/O.gif[/img] [img]http://yelims1.free.fr/Alphabet/A.gif[/img][img]http://yelims1.free.fr/Alphabet/N.gif[/img][img...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 11:53
fijo
(
19/05/2006 20:55)
mpanao politika
Nisy zavatra tena nanaitra ahy ,raha namaky gazety "trbune" aho androany.
voalaza tao,fa misy "senatera TIM" manomboka tsy mankasitraka ny lehiben'ity andrim panjakana ity,satria:"tsy alefa mba manao...
tohiny
novalian'i prime ny 30/05/2006 03:42
zandrikely
(
19/05/2006 17:39)
princio
otran'ny mba tena reviko ilay princio an , sao mba misy manana cd
...
tohiny
novalian'i cutie ny 23/05/2006 21:16
fasaly
(
19/05/2006 15:25)
Vary gasy.
Dia tsy maintsy hitsipona ihany veuh!:x
raha mbo nahazo vondalana vary gasy avy madà, de nitetateta nanao varisoa ho hanina am saosisy mendy!:miam::miam::miam: hummmmm matsiro any zany....
fa saing...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 30/06/2006 13:27
ainafitia
(
19/05/2006 14:49)
Mba mitady tononkiran'i Ratary azafady zay mba manana e!
Tena mba nafinaritra ahy ry zareo le tononkiran'i Ratary hoe "nataoko ihany" iny ka mba mangataka aminareo za ra mba misy mahay na manana e!...
tohiny
novalian'i namana211 ny 06/06/2006 08:20
Fanja1
(
19/05/2006 14:47)
vous etes en regle?
[img]http://www.lagazette-dgi.info/images/Caricature/ss.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i prime ny 31/05/2006 07:59
lemenakely
(
19/05/2006 14:30)
rehefa eny ambony avion eny!
Ianareo tokoa ve tsy mi-remarque fa refa tena eny ambony be eny ny avion long courrier indrindra indrindra dia ohatrany tsy mihetsika izany mihintsy nefa efa mandeha mafy au moins 800 km/h:?::?:
htt...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/05/2006 19:37
Simpona
(
19/05/2006 14:02)
Ankamatatra
Inona ary no maha samihafa ny slipo talha sy slipo am 'zao???:?::roll:...
tohiny
novalian'i dadabe ny 23/05/2006 14:41
Samoana
(
19/05/2006 12:01)
Jôbily mariazy
-25 taona rahampitso akia chéri ny mariazintsika ka andao mba vonoina le gisa a!
-Fa maninona? F'angaha hadisoany?...
tohiny
novalian'i dadabe ny 28/05/2006 13:55
rasah
(
19/05/2006 11:30)
torohevitra
mihevitra ny mba hanao zaridaina kely aho ry zareo , ka mba mila toro-hevitra kely @ tsika namana.ny tena moa tsy dia manana fotoana firy ka mikasa fa ireny zava-maniry tsy dia ilaina fikarakarana fir...
tohiny
novalian'i miantra ny 23/06/2006 11:55
hanitsoa
(
19/05/2006 08:41)
Ity hasarota-piaronao re
Mba hevitra reto ny ahy à!
Tsy misy angamba olona tsy saro-piaro @olona tiany fa aza atao be loatra fa mankarary saina sy mankahia tena fotsiny . Matoa ny olo-tinao mbola eo anilanao dia mbola ao ny...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/05/2006 06:35
hery
(
19/05/2006 07:56)
Manjelatra ao amin'ny Google ianao
Mba efa notadiavinao tao amin'ny Google ve ny solonanaranao eto amin'ny serasera? Raha ohatra ka efa mpikambana somary maharitraritra ianao, ka mpandray anjara mavitrika, dia ho hitano fa anisan'ny eo...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/05/2006 04:47
totofy
(
19/05/2006 07:33)
tonga soa mamzelkely !
vaovao mahafaly fa tonga soa ny namana mamzelkely, efa hitako nandalo teo, manao ahoana é ! ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 10:13
ptifou
(
19/05/2006 05:39)
mitady ilay olontiako aho
zao e fa iza kay enao no tiko sahady na dia mbola tsy hitako (l)(l)akory ary fitiavana ve izany raha 20 taona enao dia enao ilay tadiaviko(l)(l)(l)(l)...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 03:57
pissoa
(
19/05/2006 04:45)
Rambo
(Nezahina adika amin'ny teny Gasy)
Nivoaka ny tranony ony zany le kankana kely dia nahita kankana iray teo ivelany, dia niresaka:
- [i]Mba tsara kosa izany andro izany androany an[/i] :D
Dia tsy ...
tohiny
novalian'i pissoa ny 20/05/2006 18:38
pissoa
(
19/05/2006 04:35)
Ravina tongolo
Hono hoa, azo hanina ve ny ravina tongolo be (oignon)? Dia tsara?
Hihihi, naniry ho azy tao an-trano tao le tongolo novidiako dia tiako ampiasaina le raviny fa izaho tsy mety mahita tongolo maitso ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/05/2006 05:23
sareraka
(
18/05/2006 16:52)
Eh! areheto kely ny jiro fa misy tsy mazàva....
Eh !areheto kely ny jiro fa misy tsy mazàva
eh ! mbà velaro ny tsihy e fa hifanazàva...
1972:mandehana ianareo ry frantsay ,tsy mila anareo antsony izahay.
2006:mandehàna ianareo ry malagas...
tohiny
novalian'i Optik ny 19/05/2006 17:37
Razouzou
(
18/05/2006 15:58)
barea vs botswana
Dia lasa indray izany ny ombigasy kely tsika ka de hita eto sahady ny faharesena .Tsy aleo ve ajanona amizay ty footy ity fa tena tsy avotreeeee .Resy ndray zao i omby kely de lazaina fa ny albitra fo...
tohiny
novalian'i Razouzou ny 20/05/2006 04:40
