Eh! areheto kely ny jiro fa misy tsy mazàva....

1. sareraka ( 18/05/2006 16:52)
Eh !areheto kely ny jiro fa misy tsy mazàva
eh ! mbà velaro ny tsihy e fa hifanazàva...

1972:mandehana ianareo ry frantsay ,tsy mila anareo antsony izahay.

2006:mandehàna ianareo ry malagasy sy ny afrikanina ary ny arabo fa tsy ilaina ...hoy ingahy SARKO erak'ireo tany afrikanina
novalian'i Optik ny 19/05/2006 17:37
2. vancleef ( 18/05/2006 18:08)
Ny zavatra tsy mitovy fotsiny dia hoy ko ingahy Sarko hoe:
Tongava ianareo ry malagasy sy ny afrikanina ary ny arabo manam-pahaizana fa aza mandeha any Angletera na Etazonia na toerakan'afa fa eto Frantsa
3. Fiffi ( 18/05/2006 20:47)
vancleef:
Ny zavatra tsy mitovy fotsiny dia hoy ko ingahy Sarko hoe:
Tongava ianareo ry malagasy sy ny afrikanina ary ny arabo manam-pahaizana fa aza mandeha any Angletera na Etazonia na toerakan'afa fa eto Frantsa
KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY ?


4. naughtyboy ( 18/05/2006 22:37)
zay ndrinda no tsy ekeny saiko manokana @ reto frantsay reto ra samy hivarotra fahaizana ihany aleo ihany any @ pays anglophone
5. mandrindra ( 19/05/2006 13:20)
mbola tsy afaka mandrehatra jiro zao fa delestazy
6. Optik ( 19/05/2006 17:37)
Io hoa tsisy ôtran'ny mody @ tanàna niaviana refa vita ny fianarana fa tsy misy manompo Frantsay sy Amerikana zany eo!
Gasikara ah, maty aminao zaho ô!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4026