mitady ilay olontiako aho

1. ptifou ( 19/05/2006 05:39)
zao e fa iza kay enao no tiko sahady na dia mbola tsy hitako (l)(l)akory ary fitiavana ve izany raha 20 taona enao dia enao ilay tadiaviko(l)(l)(l)(l)
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 03:57
2. Tom06 ( 19/05/2006 06:16)
ilazao ny mombamomba anao hoe za !!!!:P
3. diamondra27 ( 19/05/2006 06:17)
:evil::evil::evil::evil::evil::evil:
'za zany tsy ao kanefa 25 ans
sady tsy tiako koa fa toa sentimental be le izy

bonne chance na de 'zany ihany aza e
4. Fiffi ( 19/05/2006 06:20)
hummmm ! tadidiko tampoka le dinika hoe " mitady sipa tia korontana tsy mivaky loha" sy le hoe "zah P.. :-D:-D:-D:-D
Fa de mahazahoa izay hiriana eh!
5. xxx ( 19/05/2006 06:35)
za ve zany? ty ary za e :) de rovina ny fotoana? za 20 taona, d za ko tia ana ona de mbola ts nifankahita aza tsika :*:*:*:*:*:*
6. miantra ( 19/05/2006 06:55)
Izany tokoa ny virtoaly an!!! Bonne chance e!!!
7. tiatsara ( 19/05/2006 07:45)
:-D:-D:-D
8. Fiffi ( 19/05/2006 08:22)
:-D:-D:-D:-D
9. mamzelkely ( 19/05/2006 08:48)
ehhh za 20 taona sy 11 volana donc ts mety fa efa mihotra 20 taona :-D:-D:-D:-D
10. cdreak ( 19/05/2006 09:37)
mitady olona 18 ka hatramin'ny 38 taona(l) mendrika ny hanana ho olontiana(l) mandefasa valiny ra mahaliana anao(l)(l)(l)
11. Fiffi ( 19/05/2006 10:02)
hummmm ! de samia mahazo zay hiriana eh! fa tandremo hiany !! hataovy tsara ny différence @ virtuely sy ny réalité eh!
12. rnosy ( 19/05/2006 10:25)
Ka tsy fantatra tsony zany ange fa mba teneno hoe lahy sa vavy fa so de lasa homo eo e :-D:-D:-D:-D
13. xxx ( 19/05/2006 11:10)
cdreak:

mitady olona 18 ka hatramin'ny 38 taona(l) mendrika ny hanana ho olontiana(l) mandefasa valiny ra mahaliana anao(l)(l)(l)



za zany mety tsara mintsy fa za zao 31 taona kle! d nefa za sarokenatra be de miafina ao ambadik'xxx de aona zany?
14. Fiffi ( 19/05/2006 11:21)
hummmm ! mampihahihahy ahy zao an! hummm ! efa nisy zavatra hitako manko le dinika nalefan'i ptifou zay an! :wink: :-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. mandrindra ( 19/05/2006 11:29)
ptifou:

zao e fa iza kay enao no tiko sahady na dia mbola tsy hitako (l)(l)akory ary fitiavana ve izany raha 20 taona enao dia enao ilay tadiaviko(l)(l)(l)(l)

taiza no very, dia tamin'ny oviana, tamin'ny firy ...? sao mety afaka manampy ihany amin'izany fikarohana izany

16. mamzelkely ( 19/05/2006 11:31)
ts tafiditra ao am ny an cdreak ko za satri za ts mendrika hanana olo-tina:°):-D:-D
17. Fiffi ( 19/05/2006 12:50)
mamz: :roll:
18. bellla ( 19/05/2006 17:46)
fa naninona ky njy ry mamzekely no tsy mendrika.
19. Fiffi ( 19/05/2006 18:42)
mamz: :-*:-*:-*:-*
20. ptifou ( 20/05/2006 05:21)
eeeeee za nge lhl e cdreak inn fa za no tomponny suje
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2226