mitady ilay olontiako aho

21. ravakamalala ( 22/05/2006 07:52)
sali ptifou, za ptitefolle, fa tsy 20 taona fa ôfa antitsa,
22. mandrindra ( 22/05/2006 13:48)
sao dia tsy ptitfolle zany ry ravakamlala fa vieille folle, :-D:-D:-D
23. pissoa ( 22/05/2006 14:13)
ravaka, njy ony vieille folle ozizy mandrindra :-D:-D:-D:-D:-D
24. dadabe ( 22/05/2006 14:50)
kiii loza izany marina zah ve izany vieux fou :evil::evil:
25. Herimiafina ( 22/05/2006 16:24)
ptifou:

zao e fa iza kay enao no tiko sahady na dia mbola tsy hitako (l)(l)akory ary fitiavana ve izany raha 20 taona enao dia enao ilay tadiaviko(l)(l)(l)(l)

Ary toi angaha mbola tsy nahita foana klé, hanoraty hafatra zah de omeko pasy toi. :@

26. sasa ( 23/05/2006 04:35)
aleo hipetraka indray aloha ny efa antitra raha izany fa toa 20ans ity tadiaviny koa :-D:-D
fa mampmé koa le hoe vieille folle hi hih :-D:-D:-D
27. mamzelkely ( 23/05/2006 06:01)
fiffi sy bellla ka ts mendrika hanana olo-tina trony fa efa manana ko :°):-D:-D
28. poupousa ( 23/05/2006 08:14)
ihatakataka aho fa olon-dehibe^:^
29. mandrindra ( 23/05/2006 08:32)
izany ve no nahatonga io ps-nao io ry poupousa?
30. ptifou ( 23/05/2006 11:05)
ravaka malala fa firy taona kay ianao raha tsy mahadiso?
31. poupousa ( 23/05/2006 11:16)
mandrindra zavatra hafa mihitsy io ka:D
32. mandrindra ( 23/05/2006 11:23)
hay, mba tsatoka ny ahy e, sendrasendra vary amin'anana :D
33. sasa ( 24/05/2006 04:13)
:-D:-D
34. ptifou ( 24/05/2006 06:05)
ty mitsy ny mail fa tssssssss mikajy6@yahoo.fr
35. dadabe ( 24/05/2006 06:23)
kayy le ao izany

sasa >lasa njy miasa de mivoka fa tsy mahazo mifanortara eo an:°)

ptifou>
raha misy sipa tin'ialhy de lazao ahy de aleo amboariko ny sainy de rehefa vita apasiko any amin'i toi :wink: gratos daholo io a
36. ptifou ( 25/05/2006 05:43)
koz v Fiffi no tiko ka aona
37. pissoa ( 25/05/2006 05:48)
Hitako eto wa fa felaka majinijinika le we
ptifou atsy ambadika atsy:
ianao ry fifi tena ra hitako ny misy anao tsy hisalasala mitsy aho hamelaka anao
:lol:
38. diamondra27 ( 25/05/2006 06:08)
efa nahita ve sa ilaozana miady @ le olona fotsiny e!

39. Fiffi ( 25/05/2006 06:22)
dadabe:
ptifou>
raha misy sipa tin'ialhy de lazao ahy de aleo amboariko ny sainy de rehefa vita apasiko any amin'i toi :wink: gratos daholo io a
raha tsy hoe fanaka ny sain'ny sipa koh andeha hamboarina ahoana koh zany ????? fa inona koa ity hatao hoe "apasiko any @ toi ity" ????? :roll::roll:


40. diamondra27 ( 25/05/2006 06:53)
fiffi: nefa ny azy aza tsy mety apasiny ôooo
tazominy ho azy doly le bebe rehetra de mbola mila ihany lery hamboariny:-D:-D:-D

'za manokana aloha tsy tia atao passe passe izany e!:evil:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.297