mitady ilay olontiako aho

41. Fiffi ( 25/05/2006 11:49)
amboharina hono ny sain'le sipa de hapasy! :evil:
42. bellla ( 25/05/2006 19:38)
ka le sipa kou ngamba fiffy no efa tsy ao ka ho mety hapasy any e!
43. boubounezy ( 25/05/2006 20:06)
hihihihhi fiffi ra sipa ty korotana sy tsy mivakilou no nitédaviny dé za vonona fa saingy lé tona ambany be lotsa ka ôka iany ijanona:roll:=))=))=))=)):@


Fiffi:

hummmm ! tadidiko tampoka le dinika hoe " mitady sipa tia korontana tsy mivaky loha" sy le hoe "zah P.. :-D:-D:-D:-D
Fa de mahazahoa izay hiriana eh!



44. Fiffi ( 26/05/2006 05:05)
:-$
45. boubounezy ( 26/05/2006 06:31)
fiffi :roll::-D:-D:-D:-D:-D
46. dadabe ( 26/05/2006 09:14)
raha tsy hoe fanaka ny sain'ny sipa koh andeha hamboarina ahoana koh zany ????? fa inona koa ity hatao hoe "apasiko any @ toi ity" ?????


sekire izany ry zanako :°)sady toi klou le olona tokony amboariko de apasiko any @ ptifopu toi aveo:wink: ao Fiffi mba tiavo io akamako io a, kofiboay milay anie io e, iray kilasy tamiko taloha lery , fa izy somary sarokenatra izay , stp Fiffi a, tiavo lery fa sao dia ....:-$

diams =D=D le sipan'i toi iny koa anie saropiaro trop lotra e:°):-$
47. Fiffi ( 26/05/2006 11:50)
dadabe:
sekire izany ry zanako :°)sady toi klou le olona tokony amboariko de apasiko any @ ptifopu toi aveo:wink: ao Fiffi mba tiavo io akamako io a, kofiboay milay anie io e, iray kilasy tamiko taloha lery , fa izy somary sarokenatra izay , stp Fiffi a, tiavo lery fa sao dia ....:-$
dadabe: ountsssss!! nga io tsy olondehibe no andeha hitadiavana ? ountssss raha tsy fanaka zah koh andeha hamboarina ? de hapasy avy eo ???? Sady zah efa manana ny olontiako ry bedada aahh!! de fidèle be be koh an! tsy mampirafy zany eh! no sady tena tia an'ny malalako :)


48. ptifou ( 01/06/2006 06:15)
VELOME DAOLY E
49. Fiffi ( 01/06/2006 06:21)
veloma ô ! :)
50. Fiffi ( 02/06/2006 03:57)
fa ho aiza tokoa hono i ptifou ? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2583