Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lemenakely
(
17/05/2006 13:30)
Logo AIR MAGAGASCAR?....
Samy manana ny eritreriny moa fa raha izaho manokana -dia ilay taloha no tsara kokoa
http://www.jetphotos.net/viewphoto.php?id=395591
misy ravinala izay maitso dia ilay papango menamena
-ity ilay...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/05/2006 04:17
xxx
(
17/05/2006 12:41)
samy lehilahy
betsaka ny lehilahy izao tsy mitia vehivavy fa samy lehilahy no miaraka, ahitana daholo na ankizy na antitra na tanora, na artista na sportif na mpivavaka na mpivarotra na saranga inona na saranga ino...
tohiny
novalian'i homo ny 13/07/2012 09:17
hery
(
17/05/2006 10:39)
Blaogin'i Soanja
Maromaro ireo manana blaogy ao amin'ny blaogy.com, samy manana ny lohahevitra entiny daholo. Tsy ho voatanisa eto daholo fa ny tiako hozaraina aminareo dia ny an'i Soanja. [url]http://soanja.blaogy.co...
tohiny
novalian'i soanja ny 24/05/2006 15:12
naritsimba
(
17/05/2006 10:16)
TOKONY ATAHORANA VE ANDRIAMANITRA
Hoy ny zanako raha nanontaniako indray mandeha: Iza ny olona tena atahoranao indrindra?
Dia izao ny valiny nomeny : tsy misy atahorako na iza na iza afa-tsy ANDRIAMANITRA ihany. 10 Taona izy amin'io ...
tohiny
novalian'i prime ny 01/06/2006 11:10
totofy
(
17/05/2006 09:47)
Barcelone vs Arsenal ?
Match manja be : Barcelone sa Arsenal ? firy sy firy ?...
tohiny
novalian'i nambina ny 25/05/2006 06:19
lemenakely
(
17/05/2006 09:45)
Mpiasam-panjakàna éternel probléme!...
Ré fa vita ny audit momba ny mpiasam-panjakàna ary 2/3 dia tsy ara-dalàna fa fantôme ny ankabeazany,izany hoe tsy miasa akory nefa mandray karàma!
Nandray fepetra ny fanjakàna fa ho an'ireo 1...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 17/05/2006 18:29
totofy
(
17/05/2006 09:30)
tany am-pianarana !
Tao amin' ny fianaran' ny ankizy madinika tao lyon no niseho ny tantara ,
nanao fiantsoana ny mpampianatra alohan' ny fidirana voalohany ao an-dakilasy:
- [b]Ben[/b] Abdallah
- izaho izay (sady miv...
tohiny
novalian'i sasa ny 23/05/2006 03:40
mandrindra
(
17/05/2006 09:27)
développement durable
resabe esty sy eroa ny mikasika azy ao tato ho ato; inn marina io tantara io ry zareo? ny tanjona, ny fampiharana azy ny fiatraikany?...
tohiny
novalian'i prime ny 22/06/2006 10:24
fasaly
(
17/05/2006 08:47)
ankamatatra
inona aza no hiantsoana ny vehivavy lesbienne fisa-nono sy fisam-pitombenana zay mahalala??????:roll::roll::roll::? lazaiko am farany rehefa tsy misy mahalala :wink:...
tohiny
novalian'i dadabe ny 21/05/2006 13:54
sonwin
(
17/05/2006 08:34)
sipa TDM sy sipa MTM
Sady tena izy no ankamantatra, no mba te hahalala ny hevitrintsika:
Azo fantarina amin'ny endrika ety ivelany ve ny sipa TDM sy ny sipa MTM?...
tohiny
novalian'i dadabe ny 28/05/2006 07:43
Fanja1
(
17/05/2006 06:38)
ouffffffff dago tsy ao anaty liste fa vitsy zany
[img]http://images.aliceadsl.fr/francemonde/2006-05-16T212917Z_01_NOOTR_RTRIDSP_2_OFRTP-FRANCE-IMMIGRATION-AFRIQUE-SARKOZY-20060516.jpg[/img]
L'ORIGINE DES IMMIGRÉS EN FRANCE
PARIS (Reuters) - ...
tohiny
novalian'i prime ny 31/05/2006 08:08
hery
(
17/05/2006 05:52)
Takelaka mahaliana: taloha.info
Jereo fa mety hahaliana anao tokoa ity takelaka ity http://www.taloha.info
Toerana ahitana lahatsoratra maro momba ny kolontsaina malagasy, ireo fomba sasany... izay ao amin'ny Revio Taloha karakara...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 22/05/2006 15:41
eisy
(
17/05/2006 04:58)
Sary gasy
Lisany nga l'ty efa nahita sipa gasy..... tamin'ny site mitanjaka...
tohiny
novalian'i bozycate ny 28/11/2006 11:23
Solitikabe
(
17/05/2006 01:47)
Ho an'i CNS
Dia tena mampiteny ratsy mihintsy rangahy. Fa raha ny any amin'ny faritra no misy loza dia tonga daholo ity fangataham-bola sy fandefasana fitaovana isan-karazany ity.
Matin'ny havandra izao ny varin...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/05/2006 03:36
xxx
(
16/05/2006 19:04)
Fandefasana vola any Dago
Ho antsika mipetraka ivelan'ny Mada
Ahoana kay ny fomba fandefasana vola any Dago ankoatran'ny western union?...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 30/05/2006 06:46
heriw
(
16/05/2006 18:16)
manahoana
mba te hahalala bebe kokoa ny fomba ahaizana ny hypnotisme aho fa mba te hahalala bebe kokoa momba azy io mba homeo valiny mahafampoa aho tompoko fa hilaiko mafy raha azo atoo^o[b]Bold text[/b]
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/05/2006 06:03
vale
(
16/05/2006 17:00)
fanafody natioraly manala vergeture!!
sao nareo mba misy mahalala fomba mahafaka ny vergeture ireny (fitsaboana natioraly: raokandro sns....) fa tena mahamenatra no manimba hoditra be ilay izy? ny fanafody (crème) vazaha efa nandramako ...
tohiny
novalian'i vale ny 20/06/2006 19:01
4mimananelatra
(
16/05/2006 16:33)
Pôlitikan'antitra ny an'ny gasy ka tsy mahagaga!...
8Oôlitikan'antitra ny an'ny gasy ka tsy mahagaga fa bontolo lava izao...Raha mbola ao sy mihaodihaody ao ry dadabe sy ry bebe isany dia eeee :
-dadabe MANANDAFY
-dadabe RABESITONTA
-dadabe MOXE
-...
tohiny
novalian'i prime ny 02/06/2006 09:52
victime101
(
16/05/2006 15:38)
Mr RAMBO! .....
Izy no RAMBO aminy ,mahafantatra azy daholo angamba ny ankabeazantsika vao manonona io anarana io.
Mpanamory fiaramanidina nisotro ronono izy.
Nahery fo tokoa ilay ranamana ity t@ raharaha 1991 ,ary...
tohiny
novalian'i 4mimananelatra ny 09/06/2006 08:05
saho
(
16/05/2006 14:39)
loharanon-karena ny olona manao ny marina
Mba afaka mampitaha va ianao hoe inona no mahasamihafa ny olona @ firenena malagasy na ny mpanao politika na ny olona entina (vahoaka) @ firenena hafa toa ny firenena mandroso...
Ny tantaran'i Mkar...
tohiny
novalian'i saho ny 14/06/2006 07:33
