samy lehilahy

1. xxx ( 17/05/2006 12:41)
betsaka ny lehilahy izao tsy mitia vehivavy fa samy lehilahy no miaraka, ahitana daholo na ankizy na antitra na tanora, na artista na sportif na mpivavaka na mpivarotra na saranga inona na saranga inona, na any ivelany, na eto madagasikara, na ato amin' ity site ity aza, izaho ohatra dia tafiditra ao anatin' izany, ary dia betsaka ny olona fantatro ao anatin' io raharaha io
novalian'i homo ny 13/07/2012 09:17
2. Ralay ( 17/05/2006 12:54)
Fa angaha misy olana izany less ry xxx zah zao miaraka amiko ihany nefa zah lehilahy.:-D:-D de maninona anefa zany :lol:
3. Fiffi ( 17/05/2006 12:58)
xxx: de maninona hono ? ka zay aza notiany ka hatao ahoana ? ianao koh aza zany ao anatiny de aiza ny olana ? fiainana daholo zany eh!
4. xxx ( 17/05/2006 14:05)
hay zany Ralay mananontena a ?
5. booboo ( 17/05/2006 14:22)
hihihihi manantotena no voavakiko dé gaga beee zà ! hihihihihihi
6. zouzoun ( 17/05/2006 14:55)
dia inona hono no tanjona nanoratan'i xxx an'io dinika io satria toa tsy misy dinihina akory izany fa dia araka ny voalazan'i fiffille hoe fiainana daholo zany ee ! tsy mora kosa aloha ny fanaovana rencontre indrindra rehefa samy tsy misy ahafantarana azy hoe *** misy ihany koa ireo izay mody hoe mirevy sipa rehefa tafiaraka na eo imason'ireo namana kanefa any anaty any tsy dia tena izany loatra ! ireny no mampalaelo ... asa na miombo kevitra amiko i xxx sy ny hafa ...
7. diamondra27 ( 17/05/2006 15:38)
ralay: siks, :-$
8. fasaly ( 17/05/2006 15:51)
:*:*:*:*ka zà aza jereo zao manome bzou an'i diam nefa zahay sam vevavy:wink::-D
9. Ralay ( 17/05/2006 16:36)
Zah less ry xxx tena tsy tia afatsy ny tenako fa tsy hoe mananotena. De ho homo ve no filaza an'izany e =))=))toa misy filazana azy ireny kou in mou re :-w:-$
10. lapino ( 17/05/2006 16:52)
Ralay, sao dia tsy homo no filaza an'izany fa self :)
11. fasaly ( 17/05/2006 17:17)
lapino: self service assuré!:wink::°)
12. lapino ( 17/05/2006 17:37)
Ary mba ohatra ny ahoana ary ny homo service -ndry lerony? :-w:-D:-D:-D
13. pissoa ( 17/05/2006 17:47)
fasaly :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. fasaly ( 18/05/2006 04:10)
pissoa::-D:-D:-D:-D:-*
lapino: ny homo service veuh!???:-w:-wtoa kinga lahy beuh ny service n'ny ireny kou!:wink:
15. rapala ( 18/05/2006 06:42)
Ralay: tsy homo izany ry lety fa solo a=))=))=))
16. Ralay ( 18/05/2006 07:43)
Rapala: Ka zah aza mba nalahelo tsy nasin'ny mamanay hoe solo na andrianasolo ny anarako kou =))=))
Lapino:Ka zah anie tsy manao self fa misy miservir de mbola ho self koa ve zany =))=))
17. rapala ( 18/05/2006 08:01)
Ralay: homo solo fa tsy homo soulou, manjary tsy mety ilay poem kely; fa na de izany aza bedesiko neninao tsy niantso anao soulou:-D
18. mandrindra ( 18/05/2006 11:56)
na fito na vlo na sivyna folo
tsisy mahavita ny vitan'i solo
19. fasaly ( 18/05/2006 13:33)
dadany njay i rasolo zany an! inona no tokony ho vitan'i solo:roll::roll::roll::-D:-D
20. booboo ( 18/05/2006 14:25)
solo...maso dé solo...nify angamba hihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2254