samy lehilahy
![](https://avatar.serasera.org/bfac25a670e2a17571f64375a4adb127.jpg)
61. Santiona
(
28/10/2006 16:45)
Io ndray fa niverina lé resaka.
Mahagaga fa rehefa io resaka io no ampidirina eto dia mihitatra tsy hay lazaina.
Mafinaritra ka. Sany manome ny heviny. @ zay koa mba fantatray ny hevitrareo momba io "sujet" io.
Mbola hilaza ny hevitray ihany izahay fa mbola tsy voavaky daholo lé 60msg et aloh :oops::oops::oops:

![](https://avatar.serasera.org/a233f595c9b3e1a6fcda2ec0fa968bd5.jpg)
62. jobala
(
30/10/2006 08:02)
Tsy misy olana io!fa ataovy @fo rehefa manao ary aza atao mampanenjika ny eritreritra fa rehefa izay d izay!
Fitiavana io ka izay tianao sy eken'ny heritreritrao ho marina no marina!zà zao mitia vehivavy dia izay no ekeko ho marina! d mbo manaova koa toy izany! "ary nareo sasany aza manenjika fa izay atao atao"

![](https://avatar.serasera.org/cf1c9c6822acf8b8875803813543a865.jpg)
63. papounette
(
10/12/2006 16:59)
Tsy misy manenjika andrizareo kosa e!
Za manokana alo de tsy manenjika fa milaza ny hevitro fotsn a momba an'le resaka homoséxualité.
Fa matetika zareo homo raha vao misy olona tsy mitovy hevitra @ndrizareo ka maneho an'zany de mametraka fôna ny tenandrizareo ho victimes...etcDe zay.:P

![](https://avatar.serasera.org/ab395d389397f9208134e0ea5a6c9dca.jpg)
64. GOUROU
(
19/02/2007 12:03)
Zah tena mpankafy zerfah02@yaho.fr
xxx:
salut daholo an !
i ndrenony sy nouss ve zany mankafy ilay izy sa ahoana ? Za alo de ao anantin'io tanteraka ihany koa ary tsy hitako zay maharatsy azy , eny fa na dia voararan'ny SM aza io ; efa azo lazaina ho FITIAVANA ko ane io e ! Ataonao fotsiny zay tsy hahatafintohina ny hafa ary mampetipety ny fiainanao de zay !
Raha mitia zavatra iray ohatra ny olana iray : iza no afaka hanameloka azy sy ny safidiny raha mbola samy mpitia avoakoa ???? Aleo kosa mba handeha @ safidiny sy ny fitiavany ny tsirairay eh !
Za raha misy namana te hifandray amiko momba io loha-hevitra io dia afaka mifandray aminy aho fa manorata an !
Izay ary fa mandrampanoratra indray daholo ô !
![](https://avatar.serasera.org/d855ac619827b58d3ba90e74f326c4c2.jpg)
65. homo
(
13/07/2012 09:17)
mlay kos reto le resak ah; koz ! ar aiaza daol zao ,ren ol bobk be rn to ts ita tsun e; nef za vo bmb tafdtr ato am resak manalaz; mlay e: za ar homo ko :hi3