samy lehilahy

21. mandrindra ( 19/05/2006 10:52)
booboo, ampidino tsikelikely ihany fa aza ajanona eo amin'ny nify fotsiny
22. tianarivo ( 19/05/2006 13:36)
Tsy azoko
23. mandrindra ( 19/05/2006 13:47)
mihazakazaha mafimafy kokoa :D
24. Fiffi ( 19/05/2006 16:37)
inona ary ity resaka self-service ity ? :-D:-D:-D
mandrindra: hanao inona ? hamiza-tena fotsiny eo ve ? :-D:-D:-D:-D
25. bellla ( 19/05/2006 18:19)
:-D:-D:-D:-D
26. poupousa ( 22/05/2006 08:43)
asakasak lisany ampiady épée lesy io :@
27. Fiffi ( 22/05/2006 13:45)
sao de i solobakaka zany ? :-D:-D:-D
28. Herimiafina ( 22/05/2006 16:42)
Zah klou tsy tia bandy e, saingy manana akama tia bandy be dia be, sy sipa tia sipa, fa milay ry zareo noho ny hétéro satria miteny amin'ny fo fa tsy miteny amin'ny saina.
29. toovs ( 23/05/2006 10:53)
xxx:

betsaka ny lehilahy izao tsy mitia vehivavy fa samy lehilahy no miaraka, ahitana daholo na ankizy na antitra na tanora, na artista na sportif na mpivavaka na mpivarotra na saranga inona na saranga inona, na any ivelany, na eto madagasikara, na ato amin' ity site ity aza, izaho ohatra dia tafiditra ao anatin' izany, ary dia betsaka ny olona fantatro ao anatin' io raharaha io


artetin-tsaina mifendraka etsy sy eroa io. tsy naturel io amiko fa aretin-tsaina. amiko ny anatomie ihany no mitondra na tokony hasiana na manisy ny olona iray. izany hoe manana disponibilité naturel ny sex iray ary mifanintona am sex opposé aminy
30. toovs ( 23/05/2006 11:00)
Herimiafina:

Zah klou tsy tia bandy e, saingy manana akama tia bandy be dia be, sy sipa tia sipa, fa milay ry zareo noho ny hétéro satria miteny amin'ny fo fa tsy miteny amin'ny saina.

tsy miteny am fo no filaza an'izany fa miteny am basy sy saka ko. Enga anie ireny mba tsy ho lasa hetero mandrak'izay am zay lany tamingana de foana ho azy any ny fianakaviam-beny. selection naturelle izany e

31. ikalakintina ( 24/05/2006 20:15)
Herimiafina:

Zah klou tsy tia bandy e, saingy manana akama tia bandy be dia be, sy sipa tia sipa, fa milay ry zareo noho ny hétéro satria miteny amin'ny fo fa tsy miteny amin'ny saina.



=D=D=D=D=D=D=D=D=DHM, misy nge couple homo na lesb tsara kokoa mifanaja kokoa noho ny lhl sy vhv e!, de angamba tsy de ifanomezantsiny,


32. deghany ( 01/06/2006 09:26)
tsy mety oa zany resaka sodomita zany!!!
33. mbaliana ( 01/06/2006 11:47)
refa zay no hitan-jareo fa mahametimety ny fiainany, maninna moa, refa tsy mampijaly ny hafa e
34. ndrenony ( 09/06/2006 07:28)
:^)za mirevy ra miainga laisany:b
35. Aino ( 13/06/2006 07:22)
nefa ny ahy ny tiako de mande miaraka mivazo na milalao sy manala azy @ lhl ka vehivavy!!
tsy de tiako manko fa ny vhv mora mifamaly laotra!!
36. nouss ( 29/06/2006 07:39)
slt samy manana ny heviny fa ny ahy alodia zao e bestaka ny fahotna ataondraolombelona fa ty no tiko lazaina ny fitiavana no ambony indrindra ka inona moa no olana fa fitiavana zany sady olona koa nge no tiavin ae okay dia aza mitsra fotsiny fa tsy anjrantsika zany bizzz(l):*
37. xxx ( 20/08/2006 05:08)
salut daholo an !
i ndrenony sy nouss ve zany mankafy ilay izy sa ahoana ? Za alo de ao anantin'io tanteraka ihany koa ary tsy hitako zay maharatsy azy , eny fa na dia voararan'ny SM aza io ; efa azo lazaina ho FITIAVANA ko ane io e ! Ataonao fotsiny zay tsy hahatafintohina ny hafa ary mampetipety ny fiainanao de zay !
Raha mitia zavatra iray ohatra ny olana iray : iza no afaka hanameloka azy sy ny safidiny raha mbola samy mpitia avoakoa ???? Aleo kosa mba handeha @ safidiny sy ny fitiavany ny tsirairay eh !
Za raha misy namana te hifandray amiko momba io loha-hevitra io dia afaka mifandray aminy aho fa manorata an !
Izay ary fa mandrampanoratra indray daholo ô !
38. papounette ( 24/08/2006 12:47)
8-)8-)8-)Horera!
39. dogymilay ( 30/08/2006 10:53)
za koa dé ao anatiny tsara mintsy ka
40. papounette ( 30/08/2006 11:49)
dogymilay:

za koa dé ao anatiny tsara mintsy ka


:oops:Azafady e!mba te hanadiady.Tsy hoe tery saina akory an!fa inn no nataonga ano tia lhl kay?De enao ve zany no vhv sa lhL?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1386