Takelaka mahaliana: taloha.info

1. hery ( 17/05/2006 05:52)
Jereo fa mety hahaliana anao tokoa ity takelaka ity http://www.taloha.info
Toerana ahitana lahatsoratra maro momba ny kolontsaina malagasy, ireo fomba sasany... izay ao amin'ny Revio Taloha karakarain'ny Oniversité-n'i Madagasikara.
Dia mba tantarao izay mahaliana.
2. Fiffi ( 17/05/2006 06:28)
"Impossible d'afficher la page"

hery tsy misokatra ô!
3. Fiffi ( 17/05/2006 06:30)
"page intouvable" hery an!
4. pissoa ( 17/05/2006 06:41)
Wadray, ary izaho toa afaka mijery ry Fiffi :roll:

Fa misy mahaliana marina ny lohanteny nojereko tao an.
5. Fiffi ( 17/05/2006 06:42)
:( tsy mbola misokatra foana akia ny aty ry pissoa an! :(
6. Fanja1 ( 17/05/2006 06:55)
misokatra ny aty. fa ahoana zany Fiffi?
7. hery ( 17/05/2006 07:03)
sao dia tsy ilay http://www.taloha.info no tsindrin'i Fiffi?
Misokatra tsara kah
8. Fiffi ( 17/05/2006 07:07)
hery: oufffff !! :) zay kah! fa io faharoa io no misokatra an! :) :-* fa de hijery an'io zany eh! :)
9. Herimiafina ( 22/05/2006 15:41)
Tena misaotra betsaka an'i Hery fa ilaiko de ilaiko tokoa io hanaovana fandalinana. :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9148