ouffffffff dago tsy ao anaty liste fa vitsy zany
1. Fanja1
(
17/05/2006 06:38)

L'ORIGINE DES IMMIGRÉS EN FRANCE
PARIS (Reuters) - Le ministre français de l'Intérieur Nicolas Sarkozy a invité mardi soir les dirigeants maliens et béninois à discuter "sans langue de bois" de son concept d'"immigration choisie", à la veille d'un déplacement à Bamako, puis à Cotonou. "Je serai demain au Mali, après-demain au Bénin", a déclaré sur France 2 Nicolas Sarkozy dont le projet de loi sur l'immigration sera soumis mercredi au vote des députés.
novalian'i prime ny 31/05/2006 08:08
4. Fiffi
(
17/05/2006 06:59)
xxx: mety tsy fantatrao angamba fa ny gasy ange ka tena mbola anisan'ny hendry eh!
5. Fanja1
(
17/05/2006 07:02)
Fiffi raha mandeha tsy aradalana kousa angamba tsyhendry ka:? fa za aloha mino fa hendry ny gasy ee
6. xxx
(
17/05/2006 07:11)
ny gasy tsy anaty liste satri tsy en tant qu'immigrés ny andanany aty. fa refa tonga aty izy mikilandy!!!
7. arson
(
17/05/2006 07:12)
tena hendry aloha e!fa tsy maintsy misy kely foana ny indro kelin'ny mpandrafitra e!
8. Fiffi
(
17/05/2006 07:15)
ny tiako lazaina ny hoe fahendrena de zao: raha jerena ny isan'ny olona mi-klandy aty frantsa , firy fotsiny ny isan'ny % n'ny gasy mihoatra ireo olona ao @ ireo firenena rehetra ireo ?
11. mandrindra
(
17/05/2006 07:37)
marina fa vitsy isika malagasy eto fantsa fa io tarehimarika io anie dia ho an'ny taona 2002 fotsiny ihany e. raha mba mety hita ny cumul dia tsara kokoa angamaba ahafantarana ny zava-misy.
12. Fiffi
(
17/05/2006 07:48)
fanja: :) :-*
mandrindra: mety misy possibilité hahafantarana azy nefa aiza ?
mandrindra: mety misy possibilité hahafantarana azy nefa aiza ?
15. Fiffi
(
17/05/2006 13:14)
mandrindra: nijery tao @ gouv hiany zah fa tsy misy chiffre ofisialy ao an!
16. Achia
(
17/05/2006 13:36)
mety ho voaisa ao daholo na klandy aza e satria vao miala any dago enao dia efa voaisa e !
17. fijo
(
17/05/2006 20:53)
tsika mbola vitsy raha ny aty ka.na dia atao anaty lisitra aza ny tsy manana taratasy dia vitsy isika raha mihoatra amin'ireo.sady isika tsy be korontana ,ka tsy hita loatra
18. booboo
(
18/05/2006 13:13)
ié...afa-tsy refa mifety dia hitahita @ zay : mamo aby ny ankamaroany :°)
19. marozevo
(
18/05/2006 20:08)
Resaka tokoa ny resaka fa ny Malagasy na aiza na aiza (afa-tsy any la Réunion ???...) dia anisan'ny tsy mametraka olana amin'ny firenena idirany loatra. satria ve vitsy ??.. Angamba tsy dia izay no antony fa ilay toetran'ny Malagasy mihitsy no hafa raha oharina amin'ny hafa. Afa-po amin'ny Malagasy ny ankabeazan'ny olona (ankabeazany ho'aho fa tsy ny rehetra).
