ouffffffff dago tsy ao anaty liste fa vitsy zany
25. Fiffi
(
20/05/2006 03:57)
fijo: ka tsy afaka manao haditrany any an-kafa ry zareo de ao no manararaotra koh!
26. Fanja1
(
20/05/2006 07:38)
donc malaza ratsy ny gasy any la réunion?
diamondra27:-*:-*:-*:-*:-*:-*
diamondra27:-*:-*:-*:-*:-*:-*
27. Fiffi
(
20/05/2006 07:46)
malaza ratsy ? heu.... angamba tsy hoe malaza ratsy kosa fa , zah aloha efa naheno fa ao La Réunion ao nefa ny gasy tena miasa tsara mihintsy an! indrindra ireo mpivarotra entana vita Malagasy.
28. marozevo
(
21/05/2006 08:02)
tsy dia hoe malaza ratsy ny gasy any La réunion, araka io lazain'i Fiffi io, fa rehefa betsaka moa dia misy ny isan-karazany, ka na maro aza ny miezaka miasa tsara sy miaina tsara dia misy ireo VITSY manimba rivotra. Fandoto iray tandroka.
Raha fintinina izany dia tsy hahenoana resaka hafahafa ny Malagasy eran-tany afa-tsy any La Réunion eh... Fa tsy hoe dia ratsy be mankaiza akory.
Raha fintinina izany dia tsy hahenoana resaka hafahafa ny Malagasy eran-tany afa-tsy any La Réunion eh... Fa tsy hoe dia ratsy be mankaiza akory.
30. Stone
(
23/05/2006 00:17)
Ka ny problème ange dia izao e:
Na Sarko na olon-kafa, na gauche na droite dia tsy maintsy hiamafy foana ny lalàna momban'ny fahazoana visa (Tous les types)raha tsy européen ianao. firifiry ny visa de tourisme sy de visite refusé izao ao Ambatomena ao.
ka inona no azontsika atao?
accord manokana entre les 2 gouvernements, izay ihany. satria na ho régularisé aza isika rehefa ela ny ela, ny zandrintsika koa mbola hoavy ao aoriana ao!

32. fijo
(
24/05/2006 21:08)
marina mihintsy fa ny gasy ao la reunion ao dia malaza maditra raha hoarina amin'ny gasy aty ivelany rehetra.
33. prime
(
26/05/2006 10:20)
Ny gasy hendry kah! n'aiza n'aiza io... Fa ny mpialona gasy koa maro, indrindra ny ao La Réunion... Mbola betsaka mihitsy ny Réunionais no manana toetsaina colon ka mieritreritra toy ny taloha, fa hafa mihitsy ny toetsaim-bazaha avy any métropole sy ny avy etsy La Réunion...
34. prime
(
26/05/2006 10:30)
Hafa kely mihitsy La Réunion...
Tsaroako tsara ny élection teo aloha, fa i Chirac raha nanao propagande tany La Réunion dia toraka voatabia sisa tsy nahazo azy, fa i Le Pen tonga tany tena ohatry ny efa hoe izy no président français vaovao no sady nolanjaina mihitsy...
http://www.panapress.com/dossindexlat.asp?code=fre019

35. fijo
(
26/05/2006 20:06)
prime an an za kosa mahita fa ny bandy ao la reunion ao misy tena gaigy kle.