fanafody natioraly manala vergeture!!

1. vale ( 16/05/2006 17:00)
sao nareo mba misy mahalala fomba mahafaka ny vergeture ireny (fitsaboana natioraly: raokandro sns....) fa tena mahamenatra no manimba hoditra be ilay izy? ny fanafody (crème) vazaha efa nandramako fa tsy mahafaka azy "tanteraka"! 'saotra eee!^:^
novalian'i vale ny 20/06/2006 19:01
2. Fiffi ( 16/05/2006 17:42)
vale: tsy ny crême rehetra no mahafaka an'io aloha an! fa tany @ dermato zah de ity no nomeny ahy fa tena efficace be mihintsy. Zany hoe raha vao tonga mihintsy io fa tsy handrasana fa raha vao lasa fotsy na mainty io de tsy mandaitra intsony le crême io.
Effederm, Kétrel, Locacid ireo aloha no nampihasaiko fa tena tsy misy intsony zao an!
Fa raha ny tena marina manko ny fahazahoana an'io vergeture io de nahazo kilao kely ny tena de tonga de mihitatra ny hoditra hono de mibontsina , fa andramo hiany aloha ireo.
3. Fiffi ( 16/05/2006 17:43)
vale: nefa jereo indray ange ity an!
http://www.tasante.com/sous_rubrique/bien_etre/questionsdepeau/Pages/vergetures.php
4. vale ( 16/05/2006 18:11)
fiffi: ndeh handramana indray zany aky ireo, ny ahy manko tany @ pharmacie no novidiako, ka tsy naha-afaka tanteraka fa nihananjavozavo fotsiny dia nahare koa aho fa toa tsy misy fanafody "tena mahafaka tanteraka" ireny hono, dia izay no nahakivy ahy!!

tena io voalazandry io no nahavoa ahy(fahazoana poids be loatra!), ary na ny saina aza lasa voa mihintsy satria tsy afaka manao short aho :(nefa ny andro ty efa hafàna!!

ka tsy hiandry fotoana intsony aho fa hijery dermato zany! m'ciiii:-*:-*
5. vale ( 16/05/2006 18:18)
fiffi< afa-tsy ilay @"laser" (mbola tsy mi-existe zany hono tsin @ zao fotoana :wink:)

tena tiako koa raha misy zavatra "natioraly" mahafaka azy!!:wink:
6. chipie1 ( 18/05/2006 08:16)
vale > efa misy manao laser ka fa zany oe lafo fotsiny ...
7. booboo ( 18/05/2006 10:10)
raha tsy zay misy lé beaume géranium-n'ny homéopharma (dago) reny na misy huiles essentielles reny koa andramana. eny @ herboristeries na eny @ boutique-na homéopharma bobaka lé huiles ess.

8. vale ( 18/05/2006 11:38)
chipie> hay ve akia! fa alohan'ny handehanako @ io aloha an, de te hanandrana ny natioralu za fa merci qd mm:-*

booboo> :Dtsy nandainga mihintsy ny eritreritro hoe ts maintsy misy fanafody natioraly mahafaka an'io fa ty fanafody vazah ity tsy dia voako loatra,,,raha mbola azoko atao ny mampiasa natioraly dia io aloha! sady izay nandramako tsy nahafaka tsara akory!!!
saotra betsaka akia ah ,,^:^ :-*:-*
9. vale ( 20/05/2006 09:58)
sao koa mba misy mahafantatra zavatra hafa natioraly(ravin-javamaniry ohatra na tsy fantatro e?)mahasitrana an'reny @ tsika namana sasany?
10. xxx ( 25/05/2006 12:37)
madio tsisy pentina doly ny vhv ato izany an:lol:
11. hasinando ( 05/06/2006 07:26)



NY fantatro aloha de :carbonate sy citron.
Alaina ny citon de zaraina roa ,maka carbonate de hosorana @ ilay toerana misi ilay vergeture,temp de pose 15 mn de kobanina.Atao 1 ou 2 fois par sémaine ,andramo sao mahasoa anareo e ANDOU
12. Fiffi ( 08/06/2006 03:33)
xxx:

madio tsisy pentina doly ny vhv ato izany an:lol:
xxx: ka tsy vao maika tsara ve zany ? inona indray ny tadiavina mihoatra an'izany ?:roll:


13. vale ( 20/06/2006 19:01)
chipie1:

vale > efa misy manao laser ka fa zany oe lafo fotsiny ...
chipie1> :) tsy mbola misy hono,,jereo nge fa voalaza ao @ le takelaka nalefan'i fiffi io eh!;-)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3392