Pôlitikan'antitra ny an'ny gasy ka tsy mahagaga!...
1. 4mimananelatra
(
16/05/2006 16:33)
8Oôlitikan'antitra ny an'ny gasy ka tsy mahagaga fa bontolo lava izao...Raha mbola ao sy mihaodihaody ao ry dadabe sy ry bebe isany dia eeee :
-dadabe MANANDAFY
-dadabe RABESITONTA
-dadabe MOXE
-dadabe RATSIRAKA
-dadabe ZAFY ALBERT
-dadabe MOISE RAKOTOSIHANAKA
-dadabe ANDRIAMANANJATO
-bebe GISELE RABESAHALA
-dadabe VAOVAO BENJAMIN
-sns...
aleo mbà idiran'ny tanora @ izay e any FRANTSA jereo ry SARKO mbola tanora any USA BUSH zanany ...etc..

répondu par prime le 02/06/2006 09:52
2. Fiffi
(
16/05/2006 17:31)
ka mba misy tanora milatsaka ve aloha ? marina fa ireo dadabe isany efa tokony haka retraite @ zay angambany nefa raha tsy misy misolo azy ireo ve ahoana moa no hialany ?
3. Rainikarabo
(
16/05/2006 18:16)
misy tanora ka:Ra8 , Ny Hasina, Pierrot, Herizo, Roindefo, Rolland, sns
Fa ireo goaika lahy ireo efa tokony haka aina mihitsy fa ny génération-dry zalahy ireo no nanimba ny tontolo politika sy fihariana teto Madagasikara. Iombonako hevitra amin'ny 4mimananelatra ito.
Fa ireo goaika lahy ireo efa tokony haka aina mihitsy fa ny génération-dry zalahy ireo no nanimba ny tontolo politika sy fihariana teto Madagasikara. Iombonako hevitra amin'ny 4mimananelatra ito.
5. xxx
(
17/05/2006 00:44)
Ka mila sôsy ilay manao politika koa.Ka aiza moa no hananan'ny tanora an'izany raha tsy hoe i Hasina minisitra 9 taona !!! Raha tsy hoe hanao ohatran'i Satrobory 3FM angamba
6. Fiffi
(
17/05/2006 04:29)
Tsy ny tanora manam-pahaizana no tsy misy ato dago , saingy marina mihintsy io lazain'i fijo io hoe sahy mijoro ve ry zareo ? Marina fa hoe mila saosy fa na izany aza , tokony hampisehoan'ireo tanora ny maha-izy azy eh!
7. sonwin
(
17/05/2006 05:10)
betsaka ny tanora mijoro sy miditra lalina fa ny antitra koa tsy manaiky mihitsy.
9. Fiffi
(
17/05/2006 05:46)
tsy alefako eto daholo fa @ teny frantsay fa ity no hitako ao anaty gazety an!
"CAMPAGNE Est-ce que tous les candidats aux élections présidentielles auront les moyens de leurs ambitions ?
Au moins Ar 600 millions dans la poche
Il faudrait à un candidat débourser au moins la somme de ariary 600 millions ou 3 milliards de fmg pour assurer une campagne digne de ce nom, la somme maximum estimée s’élevant à 12 milliards d’ariary."
Ka mba aiza moa no hananan'ny tanora an'ireo vola be ireo ?

10. arson
(
17/05/2006 07:08)
ka ilay tanora lazaintsika anie ka tsy sahy mirotsaka e!matahotra sao de voanjika be mihoatra ireo raha ohatra ka lany.Sady mifofo ny aina mihintsy,raha otra ahy aloa de tsy aleoko ihany olon-tstra ka!tsy hoe kanosa akory raha milaza izany.
HoyRainikarabo:misy tanora ka: Ny Hasina, Pierrot, Herizo, Roindefo, Rolland sns
Aleoko tsy misy toy zay ireo efa zatra niaraka t@ bebe sy dadabe ireo.Ratsy hoe Ra8 angaha ireny tsy de nifanerasera betsaka t@iereny mantsy.

11. Fiffi
(
17/05/2006 13:18)
marfina mafy ry zareo raha misy tanora manana ariary 600 millions ou 3 milliards de fmg raha andeha hanaovany campagne zany ?
12. Achia
(
17/05/2006 13:41)
fa ry zalahy sasany milatsaka reo mba taiza no nahitany zany sosy be zany e nefa ry zala to tsy manana orinasa na we zavatra hafa fidirambola ?
13. fijo
(
18/05/2006 03:34)
achia,eo mihintsy izao ny resaka.ry sophie ratsiraka aloha manana raha io e.saingy ny saina no tsy anany loatra.na ny fahendrena ngaha marimarina kokoa.
izay hendry indray variana miasa ampahatsorana,io nefa raha any mada tsy ahalasa lavitra mihintsy.hany ka mihodinkodina eo isika
izay hendry indray variana miasa ampahatsorana,io nefa raha any mada tsy ahalasa lavitra mihintsy.hany ka mihodinkodina eo isika
14. xxx
(
18/05/2006 03:55)
fijo:fa ahoana izany lasa lavitra amin'i fijo? mangalatra dia manankarena?
izay hendry indray variana miasa ampahatsorana,io nefa raha any mada tsy ahalasa lavitra mihintsy.
15. arson
(
18/05/2006 07:15)
fijo:araka ny hevitrao alo raha atao ny analyse de io lazain'i xxx io mihintsy.
Moa enie ry fiffi ny azon'ny tanora anio vola ioe!enao nga moa mihevitra fa volany irery io fa fikambanan'olo maro no azona io.efa part be2 mihintsy(mety hoe any @ 10 mahery any).
Moa enie ry fiffi ny azon'ny tanora anio vola ioe!enao nga moa mihevitra fa volany irery io fa fikambanan'olo maro no azona io.efa part be2 mihintsy(mety hoe any @ 10 mahery any).
16. tangalamaitso
(
18/05/2006 08:18)
Eo @ hoe resaka firotsahana ho Filoham-pirenena angamba no mbola vitsy ny tanora sahy mirotsaka. Fa raha any @ sehatra hafa, dia tena sahy milaza aho fa efa manomboka mandray ny andraikiny mihitsy ny tanora. I koa tsy maintsy manomboka @ zavatra tsotsotra aloha, dia avy eo mivelatra tsikelikely @ sehatra lehibe. Jereo ange any anatina ministera any fa ho tsapanao izany e! Ary tsy voatery ho eo @ sehatra miankina @ fanjakàna foana koa ange vao afaka mampandroso an'ity Magadasikara ity e! Koa mamporisika antsika tanora aho mba handray andraikitra any @ izay sehatra misy sy manavanana anao any. Mahereza e!
17. jajaf401
(
18/05/2006 08:18)
Raha tsy hoe tsy miankina ilay candidat, fa toy ny antoko sy fikambanana no miantoka ilay vola;
De matetika koa ao anivon'ilay antoko ny antitra ihany no lany ho candidat, tsy haiko antony!
Matahotra angamba ilay antoko sao de tsy fantatr'olo akory ny tanora ao.
En plus, ao @ antoko aloha izay sahy maty ihany eh! ka ny antitra no mafanafo, de izy no candidat.
fa efa hoavy ny tanora ka ireo voalaza ao ambony reo izy, fa ny safidy no hametraka na tsia izy eo @ ilay toerana.
=)) =)) =)) =))
Raha samy mieritreritra zany isika tanora de tsy lany reo dadabe reo! =))

18. marozevo
(
18/05/2006 20:13)
Na ry zalahy antitra (araka ny filazantsika azy) ireo aza anie ataoko fa vitsy no tena sahy manokana 3 Millliards hirotsahana eh... manao antoka no misy, ka mitaintaina ery fa raha tsy lany dia aiza no hamerenana ny volan'olona. Raha lany manko dia mandrombina tsikelikely eo...
Ny vola afafay amin'ny campagne anie ry zareo ka mitovy amin'ny ketsa afafy lohataona eh. Tsy hisy hamafy vary raha tsy manantena hijinja rehefa fararano. Dia HOJINJAINY tokoa isika rehefa tafiditra izy. Soa fa tsy izay lany rehetra no manao izany.

19. fijo
(
18/05/2006 20:56)
aza mandray vilana ry xx an.
jereo ny zavatra misy any mada fa raha dokotera izany enao,milomano ao foana fa tsy ahavita trano mihintsy.raha tsy hoe iray ao anatin'ny 1000 ngamba.
ny tiako lazaina amin'ilay lasa lavitra di ahoe miasa di amba hafaka manao izay tiany atao av eo.manao trano,mividy fiara; sns.
raha tena ilay asa fotsiny no mahavariana ao,tsy lasa izany.