Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Arrow ( 15/05/2006 07:48)
POLISY GASY = ZERO VIRGULE
izaho re olona dia tena kivy mihitsy @ reto pôlisy na prah eto Mkara reto. Sady donendrina no mpitady tsolotra fotsiny (ny karama midangana mitaha @ fonctionnaire hafa) kanefa dia miseho ho favoris b... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/05/2006 04:14
Fiffi ( 15/05/2006 06:16)
Ho avy i Rossy
Ho avy tsy ho ela i Rossy, dia inona no olana hoy ny sasany ? Io no mety ho fanontaniana hipetraka ao am-bavan'ny maro raha nandre fa milaza ho avy tsy ho ela eto an-tanindrazana ity mpanan-kanto nala... tohiny
novalian'i bibilax ny 15/09/2006 22:11
xxx ( 14/05/2006 17:48)
saika mba hanontany hevitra momba an'ilay fividianana tarata
ohatrany nahita aho fa hoe misy mivarotra taratasy hono aty sao mba mahita ny adiresy ianareo na mahafantatra olona, fa dia mila vonjy be eh. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/05/2006 08:56
lemenakely ( 14/05/2006 15:37)
Tsy ankiteniteny!!!!!
Aleo mbà hihomehy kely fa ny fiainana efa sarotra !sa ahoana e nisafidy ireto sary vitsivitsy ireto aho ka asa izay tena mampihomehy anareo e=))=))=)) http://www.dancehallreggae.com/imageview.aspx?... tohiny
novalian'i watafon ny 15/05/2006 14:09
dadabe ( 14/05/2006 14:13)
LES ANCIENS BAHUT
andao hitafa sy hifampidinika eto izay mpianatry ny lycee Gallieni rehetra hatramin'izay e http://lebahutmg.free.fr tairo aza ... tohiny
novalian'i ja ny 10/07/2006 09:28
vato ( 14/05/2006 13:49)
Dondolah&Tahiry
Karakôry jiaby!Mba mitady ny tonokiran'ny Dondolah & Tahiry hoe "Ela ny ela" sao mba misy namana manana e! M'saotr'ô!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/05/2006 14:08
ainaheri ( 14/05/2006 13:09)
pois de terre
Afa tsy ao @ tsena gasy d tena tsy mahita voanjobory aho na any @ sinoa aza,ny zavamisy any dago to ita ao @ sinoa na magazay hafa fa izy irery no tsy anaty lisitra... tohiny
novalian'i vale ny 15/05/2006 17:04
lamie ( 14/05/2006 12:21)
manana harena madagasikara
manana harena tsy toko sy forohana madagasikara: air madagascar: dia tena tsy vitana malagasy ve ny hitantana io orin'asa io?no vahiny no nantsoina? efa saika namidy aza moa izy io! ny vatosoa rehet... tohiny
novalian'i prime ny 26/05/2006 10:02
soanja ( 14/05/2006 10:59)
Hena Ritra
Mba mitady ny fomba fandrahoana Hena ritra azafady o. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i titis ny 02/06/2006 17:33
diamondra27 ( 14/05/2006 10:08)
fanisàna andro
ho an'izay mbola tsy mahalala ka misy mahalala ny fanazavana momba ny fanisàn'andro "tonga fotoana" dia mba atoroy eto azafady; @ izay mba afaka mitandrina izahay vhv. Firy andro no misy risika de ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 27/07/2006 10:15
pissoa ( 14/05/2006 10:00)
Tsisy haiko
Misy hira henoiko ato de tsisy haiko na le hira na le mpihira na ny titra :-w fa misy we Atolotro ho anao ity hirako ity Ry ilay tambanivohi-dahy Hany nanome ahy fotsim-bary Fony aho maty mosary... tohiny
vivi ( 14/05/2006 07:27)
masochiste
tiako mba fantatra tsara we, inona ny atao we masochiste ?, ary inona no mahatonga azy , ary ahoana ny hialana azy?zany we fanafodiny ! ary mba asio exemple! misaotra betsaka ... tohiny
novalian'i sasa ny 23/05/2006 05:17
Fanja1 ( 14/05/2006 07:02)
raha zao ve no entina eny andalana tsy ho enjehin'ny police
http://www.madanight.com/viewarticle_814.htm... tohiny
novalian'i dadin ny 31/05/2006 07:26
lemenakely ( 13/05/2006 21:07)
Andao analyséna 1 par 1 ireo candidats @ 2007 ary e!
Andao analyséna 1 par 1 ireo candidats @ 2007 dia ho jerena iza no maillon fort sy maillon faible. -RA8. -MONJA ROINDEFO. -PASTERA DANIEL RAJAKOBA. -HERIZO RAZAFIMAHALEO. -LAHINIRIAKO. -HASINA ... tohiny
xxx ( 13/05/2006 19:55)
Mitady mafy an'i ERIKA JOERG aho!
Manahoana daholo, SAO mba misy mahafantatra an'iERIKA JEORG (manan-janaka lahy kely 4-taona) isika izay mitsidika eto? Ny mitady dia ilay namanao(vhv gasy) tany @ "ESCALE", t@ taona 2002, tsy niova n... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/05/2006 19:11
victime101 ( 13/05/2006 17:14)
I deputé mpiady ? fantatrareo ve
Ity indray dia i député mpiady izay moa no niantsoan'i FRANCIS turbo azy.Mahavariana mihintsy ity ranamana ity t@ ireny tolona 91 ireny no tena nahalalàna azy voalohany. -Nitolona teny @ 13 mai ... tohiny
novalian'i prime ny 02/06/2006 10:08
victime101 ( 13/05/2006 16:48)
Hono ho aho Atoa 72......
One man shown'i GOTH izy ity momba ity ranamana 72ard ity! -Hono ho aho Atoa 72ard(tsy ho tononina )fa jereo ny sary ery ambany ,misy milàza hono fa ianao taranaka peau -rouge? -Bon , izahay nafàn... tohiny
tatchou ( 13/05/2006 15:55)
haingo sy lalatiana
Manahoana daholo, Mba mitady ny tonon-kiran'i Lalatiana sy Haingo hoe Tia mozika, izay manana e ! Dia misaotra mialoha... tohiny
novalian'i kiris ny 10/06/2006 09:27
OLPolonaleopolitika ( 13/05/2006 14:14)
Mahamay...hira iray atolotro @ izao 13 mai izao
1-Misavorovoro tsy mety milamina ity GASIKARA! marary tsy mety salàma ka manalasàla Marasily,sivily,bôdega,prà te hitondra volant. te hifaninana hitondra ny tany avokoa ry zalahy! Izay vok... tohiny
novalian'i prime ny 26/05/2006 09:41
OLPolonaleopolitika ( 13/05/2006 12:52)
Hôpitalim-bahoaka rahoviana vao mbà hivoatra?
-Isika rehetra efa samy narary satria olom-belona voajanahary mahafantatra tsara ny momba an'izany na dia hoe tsy mpiditra ny Hôpitaly -Trano natao hitsaboana marary dia mizara 2 ary miharihar... tohiny
novalian'i prime ny 26/05/2006 08:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2783