fanisàna andro

1. diamondra27 ( 14/05/2006 10:08)
ho an'izay mbola tsy mahalala ka misy mahalala ny fanazavana momba ny fanisàn'andro "tonga fotoana" dia mba atoroy eto azafady; @ izay mba afaka mitandrina izahay vhv.
Firy andro no misy risika de firy no tsy misy?

Dia misaotra mialoha sy mba araho ny toro-hevitra mba iàklana @ fanalanjaza.
novalian'i kelly13 ny 27/07/2006 10:15
2. booboo ( 14/05/2006 11:02)
mandra-piandry zay mazoto hanoro dia mampiasa hôa préservatif : sady voaaro @ aretina boooobaka no tsy miakatra tension mieritreritra na bevohoka na tsia rehefa mbola tsy te-hitaiza ! sady 100 ar, 12 euros dia mahazo boîte iraika !

3. Fiffi ( 14/05/2006 11:52)
http://www.aufeminin.com/__e5171-Date-d-ovulation.html http://www.magrossesse.com/site/Conception__Calculez-votre-ovulation____1__3__.html
4. Fiffi ( 14/05/2006 11:55)
be dia be ny site ahazahoana manisa andro ary tena fiable satria ny gynéco mihintsy no manazava an'io .
http://www.creavie.com/conndateovul.html
5. watafon ( 14/05/2006 12:00)
Somary manahirana ny ankamaroan'ny vhv mihitsy alou le manisa andro satria raha vao tsy ara-dalàna ilay cycle(irregulier) d sarotra fa na izany aza d ty aloha misy mahaliana :
http://www.sexoconseil.com/sexualite/cycle-menstruel-grossesse.html
6. Fiffi ( 14/05/2006 12:07)
tena sarotra marina , satria raha va misy stress kely iny de tonga de miova sahady ny fandehan'ny cycle.
7. Vaika ( 14/05/2006 12:09)
sady 100 ar, 12 euros dia mahazo boîte iraika !
Tena io ilay plastique beuh ! Tsy aleo ve mi-investir kely : 5 000 A na 25 000 fmg (ny 6!) dia miditra amin'ny gossamer na prophyltex ?
Parfum maro isan-karazany vanille, framboise, chocolat azo hisafidianana, na ny lokony (mena : ho an'ny toréros, mavo ho an'ny romantiques ets...). Misy sasany misy crampons kely mihintsy:^), misy phosporescents (mazava alina !) ho an'ny pahim-pahina ary tsy misy excuses intsony tsy hanaovana azy.:-D
8. Fiffi ( 14/05/2006 12:18)
tena tsy misy excuse marina saingy tsy ny rehetra no afaka mividy azy an!
9. diamondra27 ( 14/05/2006 12:30)
12 euros zany aza efa lafo koa,
ngah tsy manome gratuit ny conseil général any @ service santé momba ny prévention sida?"
T@za nanao stage momba ny sida de nanome gratuit ny service de peévention, f'efa ela be zany t@ 2000.

De any @ireny association alcoolique ireny koa na PMI misy manome gratuit... asa na efa niova

wata: hum le site miteny hoe: tena tsy fantatray vhv ny fotoana mahabevoka anay :oops::oops:
tsy mahazo manaonao foana izany an!

misaotra anareo rehetra namaly e!
betsaka ny olona tsy mahay an'iomanko fa melanger doly le izy.
10. pissoa ( 14/05/2006 13:24)
Tsisy azoko koa zany resaka ato izany kle :roll::roll::roll:
11. watafon ( 14/05/2006 13:52)
pissoa: aza mody fanina eo moa e!:-D
diamondra: raha régulier anie ilay cycle d mety ho azo atao ihany e! ny tsara ho fantatra ftsn d hoe : 5-6 j ny durée de vie n'ny Spz, ary 2 j eo ho eo ny ovule; d manao calcul kely zany oe +/- 6 jours manodidina ny periode d'ovulation zany d mety mahabevohoka doly! nefa koa ny stress, emotion na aretina na zavatra hafa d mety misy fiantraikany @ halavan'ny cycle !
12. booboo ( 14/05/2006 13:57)
ié ! dé bevohokable fôna ny fotoana aby noho izay fiovaovana zay. tsisy ohatra ny mampiasa préservatif hôa.
13. watafon ( 14/05/2006 14:01)
booboo, k izay anie no tiako hahatongavana e! tsy misy afatsy ny fanaovana fanabeazana aizana ihany k! ny fimailo sy ny zavatra hafa !
14. booboo ( 14/05/2006 14:06)
eka ouz
15. watafon ( 14/05/2006 14:14)
hihihi!
16. vale ( 14/05/2006 14:44)
diamondra: tsy te hampiasa ny contraceptions ngah ndry? io mampiasa andro io aloha tsy de azo antoka fa asa nefa? mety misy afaka manao témoin ihany nefa fa andraso eh!:wink:
17. diamondra27 ( 14/05/2006 15:15)
vale: m'ci fa tsy ho ahy manokana akia le dinika fa ho an'izay tsy mahalala a!

wata: tena mazava tsara ny fanazavanao

booboo: tafita ny hafatra fa le preservatif mihintsy nge no tsy pratika any dago e!12 euros 'zany lafobe nefa ny karama aza zara raha misy 30 euros.
mampalahelo kanefa be ny touristes any izao manome sida maimaimpoana...mitombo isanandro ny isan'ny marary.


18. hps ( 14/05/2006 15:49)
ka le fanabeazana aizana anie ka misy effet secondaire foana e de aleo ihany mampiasa fimailo :miam:
19. Vaika ( 14/05/2006 16:48)
12 euros
Tsy 12 € izany kah !
klo de mahazo (100 A na 500 fmg) boaty iray misy roa na telo ao anatiny raha sendra accident tampoka na dia matevin-koditra be aza ilay izy:-D. Sady amin'ny bazar kely na épicerie dia misy, fa izy izay matevina be izay fotsiny.:D
20. vale ( 14/05/2006 18:03)
taloha nefa reny misy 100fmg(le matevi-koditra :lol: io),notatatataina eraky ny haino aman-jery mihintsy tamzany! niakatra koa zany ny vidiny "satroka"ko:lol:
loza zany fiakatry ny vidimpiainana zany!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2108