fanisàna andro

61. diamondra27 ( 18/05/2006 06:43)
vaika : atao 8 aloha le izy fa tsy haiko tsara na firy ny olona tafiditra @io=))
voa njay 'za t@iny an!
62. Fiffi ( 18/05/2006 07:42)
fijo: hummm ! mila fanampiana nga ? :-D:-D:-D
63. Vaika ( 18/05/2006 07:59)
atao 8 aloha
8O Valo ahoana le ?
Hay ! zay vao azoko, ilay anneau interne amin'ilay fimailo no pincé-na kely rehefa manao ny installation. Izay mihintsy kah !
Nisy olona "tena fantatro tsara izay" mantsy HONO nivaloarika ny tarehiny vao nahita an'ilay izy (ilay fimailo féminin e !)ka mba nasain'ilay partenaire-ny ni-andraikitra ny fametrahana azy, tena tsara mihintsy ilay hevitra ka tena niakatra hatramin'ny........ny môraly-i leiry:@
64. watafon ( 18/05/2006 12:08)
vaika: :-D:-D:-D
Fiffi: tsy maninn mihitsy za k :):)
65. Fiffi ( 18/05/2006 13:09)
inona ary ity resaka banane misy fofona pomme ity re ranjekaky oooo !!!!!
66. diamondra27 ( 19/05/2006 04:35)
vaika::-D:-D:-D

ary ianao anie mahalala ihany e!
ié somary potserina le eo afovoany @ le fimailo de avy eo aholana ato forme "8", fa tsy hoe: olona valo akory le miditra ao:oops::oops: manjary ihomehezan'i wata fotsiny :-D:-D:-D

fiffi: tsy matinjy lolo 'ty fofona 'ty an! efa ahoe: grefy io:wink:

67. Vaika ( 19/05/2006 05:50)
olona valo akory le miditra ao
Hay veeeeeeeeee !
Tendan-kanina be kosa mantsy izany valo izany koh !:-D "Mais...ça ne nous regarde pas.":°)
Fa raha ilay fofona no manahirana dia aleo mihintsy ampiana fragrance artifisialy fa sao simba ilay revy. Ho an'ilay banane-pomme ohatra dia ampiana tosika kely amin'ny "Foufouna Tagada" (marque déposée io fa sao misy miteniteny foana an !):°):°):°)
68. diamondra27 ( 19/05/2006 06:31)
f'angah tsy latex
69. watafon ( 19/05/2006 06:50)
vaika: elah ty angamba expert en preservatifs e ? tena mahalala zavatra bobaka mitsy kle ! :-D:-D:-D
70. Vaika ( 19/05/2006 07:01)
f'angah tsy latex
Ilay "Foufouna tagada" ve ?
Ranomanitra ho an'ilay pomme-banane hono io kah !
Mba mampintombo ambiance fa aiza dia ny mahazatra foana kosa !:°) Ampiana tosika kely ny natiora. Fa ny hygiène aloha tena primordiale fa sao dia manenina tampoka raha tratran'ilay micro ry zalahy a !:@
wata : atao ancrage kely tsotsotra amin'ilay humour ilay préservatif fa sao ry zalahy mbola misy misalasala ihany:D
71. Fiffi ( 19/05/2006 18:17)
hummmm !! tena misy expert ato an! :-D:-D:-D gaga indray ny dokotera an! :-D:-D:-D
72. fijo ( 19/05/2006 20:24)
wata an,raha ny omby no lasa miahaka tsy koi,fa raha ny sipa no loza ko.
hi hi hi
fiffi an,mila fanampiana tokoa
73. Fiffi ( 20/05/2006 05:28)
fijo: tsara le fifanampiana kah! fa inona ary ity tougada sy dagadagada ity eh ? hihihihi
74. watafon ( 20/05/2006 14:06)
vaika: mahafinaritra lesy fa tohizo an ! zay akoa ange mbo mihezaka ny hanisy haingony ihany e! :-D:wink:
fijo: zany tokoa aza an ! :-D:-D
75. fijo ( 20/05/2006 20:16)
wata izay mihintsy ka,sady fiffi io vonona hanome fanampiana
76. Fiffi ( 21/05/2006 14:07)
fijo: heu... inona aloh le fanampiana ? zah nie tsy dokotera eh!
77. watafon ( 21/05/2006 18:25)
f'angaha moa ilàna Dr zany k!:)
78. diamondra27 ( 21/05/2006 18:55)
wata sy vaika::-D:-D:-D
fijo:fanampiana @inon io
fiffi: tsy mia dr izany akia io fa mande ho azy a!:wink:

vaika: asio tagada aloha izany e!:-D:-D:-D = ranomanitra
79. watafon ( 21/05/2006 19:10)
diams::wink:
80. diamondra27 ( 21/05/2006 19:59)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7273