fanisàna andro
21. booboo
(
14/05/2006 19:47)
aaa, mbola 100 ar dé mahazo préservatifs ( 3 ) any Dago fa ilay 12 euros nolazaiko raha aty @ faritra mampiasa euros dia mahazo boaty iraika ( raha tsy hoe hividy tsi-singatsingany angaha ....)
22. watafon
(
15/05/2006 03:42)
ny preservatifs zany aty dago anie k betsaka e! misy maimaim-poana aza @ reny centre spécialisé reny kou!
diam: :wink::-*
diam: :wink::-*
23. HERMA
(
15/05/2006 04:15)
Efa fomba lany andro amiko ny Fanisana andro satria ny toe-batana mihinsy no niova fivoara fa tsy mhoatra ny taloha; koa aza matoky io intsony!
Merci à vous!
Merci à vous!
24. diamondra27
(
15/05/2006 04:30)
herma: marina dia marina ny voalazanao kanefa kosa ve na dia efa lany andro dia tsy mba hisy curiosité kely ihany mba tokony hofantarina ny momba ny maha-vhv, raha hanao firaisana ianao amiko dia tsara raha mba mahalala kely ny momba ny tenanao , comment tu fonctionnes; @zay de mba moramora ny relation-nao sy ny olontianao(= un pb mise à côté); safidinao anefa io fa tsy terena
wata,vaika:hay ve betsaka any dago ny preservatifs e!tsara kosa izany ; fa mba mahalasa saina ahy ihany maninona no mbola misy ny accident sy ny olona voan'ny aretina?
booboo: hay ve aty ivelany io 12 euros io e!'za manko mba gaga fa lafo loatra le izy raha any dago koa
hps: inona kay 'zany hoe: fimailo?
vale: encore m'ci @ le info

26. diamondra27
(
15/05/2006 07:14)
fiffi:tara njay DM t@iny
ary tél koa ange toa antsoin'ny ankizy ankehitriny hoe: fimailo sa finday tsy haiko?
Very akia ny namana fa tsy maharaka a!:oops::oops:
ary tél koa ange toa antsoin'ny ankizy ankehitriny hoe: fimailo sa finday tsy haiko?
Very akia ny namana fa tsy maharaka a!:oops::oops:
27. watafon
(
15/05/2006 08:13)
DM: ny tel portable no atao hoe finday akia an!
enao miteny oe maninn no mbola misy accident sy ny aretina, satria tsy tia mampiasa fimailo ny ankamaroan'ny lhl gasy e! na ny vhv koa aza mankasitraka loatra !
enao miteny oe maninn no mbola misy accident sy ny aretina, satria tsy tia mampiasa fimailo ny ankamaroan'ny lhl gasy e! na ny vhv koa aza mankasitraka loatra !
28. baomijijy
(
15/05/2006 08:48)
Vaika:
sady 100 ar, 12 euros dia mahazo boîte iraika !Tena io ilay plastique beuh ! Tsy aleo ve mi-investir kely : 5 000 A na 25 000 fmg (ny 6!) dia miditra amin'ny gossamer na prophyltex ?
Parfum maro isan-karazany vanille, framboise, chocolat azo hisafidianana, na ny lokony (mena : ho an'ny toréros, mavo ho an'ny romantiques ets...). Misy sasany misy crampons kely mihintsy:^), misy phosporescents (mazava alina !) ho an'ny pahim-pahina ary tsy misy excuses intsony tsy hanaovana azy.:-D
natao hoan'ny manambol aki zan ry vaik ah, fa mitovy fon anie na le 3 ar 100 na le 5000,fanaratsin fotsiny le oe fingotr be fa sam fingotr doool iany io, ny parfum fotsiny no mhasamihaf anaz sy ilay oe,ny iray mora de iray lafo, ny antsik mants ra vao oe laf de tsar, nefa amiko alo de mitovy iany le 5000 sy 100,
30. Vaika
(
15/05/2006 10:10)
baomijijy : aleo marina atao hoe mitovy ihany fa samy fingotra sao ny boay kely mitady excuses tsy hanao an'ilay satroka rehefa mivoaka. Nefa tsy mety kosa ilay hoe : natao ho an'ny manmbola ilay 5000 A (enina be zao anefa a !), manjary lasa adi-saranga tampoka indray. Rehefa kinkina aloha dia voatery mifatratra any amin'ilay premier prix ihany (amerikana moa ilay anarany teo ?).
Fa tsy mitovy kosa ny fahafinaretana azo kle. Ilay iray tena mahavita mijoro irery mihintsy rehefa avoaka amin'ny fonony, fa izy kosa aloha dia tena matevina be tsy mety goaka mihintsy e! Ny iray anefa malefadefaka sady manimanitra ery fa tsy misy maimbo raikona tampoka izany:-D
Fa izao e ! Hiarahana manao anie ilay zavatra ka rehefa ho matetika kosa dia tsy aleo ve mifanampy miara-mividy sy miara-miady varotra : prix de gros kosa koh ! Sady manao stock ! Na zaraina amin'ny kôfy hafa dia samy manana roa avy ohatra;-)

34. Vaika
(
15/05/2006 11:00)
wata : ianao ndray kosa ve no atoro an'izany ?
Fa raha asiana fanazavana tsotsotra dia ilay ar-100 any amin'ny épicerie no hividianana azy. Tsy mitandrina loatra ny mpivarotra fa indraindray mitanin'andro mihintsy ilay fika, sady amin'izay tsy maintsy jerena tsara fa sao dia efa lany daty (nefa efa poritra amin'io an:-D). Rehefa manakaikikaiky mantsy ilay lany daty dia miova ilay menaka (lubrifiant), en plus-n'izay tratran'ilay mouvement mécanique (any amintsika koa mafana rahateo)dia maina tanteraka ka ilay plastique beuh sisa ka tena rava hatramin'ny feeling mahintsy ka lasa adidy sisa e !:-D:-D:-D
Lasa sangisangy ilay zavatra fa azon'ny tsirairay ary averina eto ihany fa ilay fimailo no tokon'aina !!!;-)

35. diamondra27
(
15/05/2006 17:10)
vaika: ekeko iny fa tsy natao ho an'ny manana ihany ny capote fa ho an'ny rehetra. Rehefa voadoana ianao vao hijafajafa eo. Tropn tard, fa zay vao manaraka doly ny fanananao satria manaraka trithérapie nge nga tsy 5000 fa tena vola be e! sady mandrapahafaty.
Il suffit oe: miaraka la 1ère fois @ olona misy aretina ianao , kanefa virjiny , de 'zay miantoka mandrapafaty.
Koa mitandema fa tsy sida ihany no aretina fa misy maro
tsy hoe: tsy te-ho bevohoka ihany koa o ilaina fa fiarovantena daholo izany, ny ho avinao no banjinina

36. diamondra27
(
15/05/2006 17:15)
vaika, fiffi: nisy mpanao stage niaraka tamiko ho'aho t@ izahay nanao io formation sida io fa lzain'ilay madama iray izay f'efa nanaddrana nanao le préservatif pour femme hono izy mivady fa ohatran'ny miray anaty sac poubelle izany le vadiny.
De le stagiaire hafa indray lhl niteny hoe: tena tsy mamely le préservatif féminin fa manapaka ambiance, lany fotoana @ fametrahana azy ao @ vagin de lasa nihena ny an'ilay lhl, tapaka ny feeling satria tsy concentré t@ le fika intsony
ka parfum inona izany no tena tsara e!

37. Vaika
(
15/05/2006 19:16)
ohatran'ny miray anaty sac poubelle izany le vadiny.:-D:-D:-D
ka parfum inona izany no tena tsara e!Ny ahy vanille fa allergique chocolat:-D:-D:-D
38. Fiffi
(
15/05/2006 19:17)
Vaika: ountssss !! enao hiany no nilaza an'io teo koh!
diamondra: heu.... tena tsy aiko aloha io an! :roll:
diamondra: heu.... tena tsy aiko aloha io an! :roll:
39. Vaika
(
15/05/2006 19:24)
fiffi : ilay sac poubelle no nahatapaka ny tsinaiko fa tsy ilay préservatif féminin akory ! Ilay mametraka azy aloha sarotra ihany e (hono mantsy e!)!=))
40. diamondra27
(
15/05/2006 22:30)
vaika:=))=))=))=))=))
efa nahita ve? Tsy miady e!
fiffi: parfum banane koa nge hono mi-existe e!:-D:-D:-D
efa nahita ve? Tsy miady e!
fiffi: parfum banane koa nge hono mi-existe e!:-D:-D:-D