fanisàna andro

41. Fiffi ( 16/05/2006 14:54)
vale: :wink: zany ve ? :-D:-D:-D
diamondra: ountsss! zany ve ? sady efa banane no misy fofona banane zany koh! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
42. diamondra27 ( 16/05/2006 15:46)
jamais 2 sans 3 akia a!
43. booboo ( 16/05/2006 16:20)
:-D
44. Vaika ( 16/05/2006 17:09)
efa nahita ve? Tsy miady e!
Vao nosokafana ilay zavatra dia nanontany tena hoe : ahoana no hamenoana ity le ?=)) Sao dia arona fentina miantsena kosa aza fa diso ilay pharmacie ?
sady efa banane no misy fofona banane zany koh!
Tena mampatahotra izany resaka banane izany an !:°)
45. watafon ( 16/05/2006 17:59)
vaika: hehehe! le parfum banane misy fofona pomme k !:-D:-D:-D:-D
diam:k zay anie no mahatonga ny ankabeazan'ny oul tsy tia manao azy io e!
46. Fiffi ( 17/05/2006 06:48)
wata: banane misy fofona pomme ? ahoana indray akia zany ? heu..... tena hafakely an!
47. watafon ( 17/05/2006 07:32)
Fiffi: grefy io akia an !:-D
48. Fiffi ( 17/05/2006 08:13)
wata: ah! ka tsy nahafantatra zah koh! kay ve misy grefy poma sy banane zany ? han! han! :-D:-D:-D:-D
49. diamondra27 ( 17/05/2006 08:43)
wata: ié 'zay mihintsy
mahita koa anreo dr tony an! grefy hihihi:-D:-D:-D
50. watafon ( 17/05/2006 10:54)
tsy mahita fa mahay manimbolo e! :-D:-D:-D
51. Fiffi ( 17/05/2006 14:10)
:-D:-D:-D:-D:-D
52. watafon ( 17/05/2006 14:20)
k tsy marina kosa v zany e! fofona v ho hita e! :-D:-D:-D
53. Fiffi ( 17/05/2006 14:57)
:-D:-D:-D sao ve hoe misy fofona nandalo iny ? de nitodika ny loha nijery azy hoe aiza ? :-D:-D:-D:-D
54. diamondra27 ( 17/05/2006 15:41)
na da lavidavitra de heno le fofona
55. watafon ( 17/05/2006 16:33)
:-D:-D:-D
56. Fiffi ( 17/05/2006 18:58)
diamondra: tsy hoe heno hoa le fofona fa nandalo le fofona de nitodika ny loha nijery hoe aiza izy zany ? :-D:-D:-D:-D
57. fijo ( 17/05/2006 19:05)
ary raha mijanona virja kay maninona e???
bety eto aho kle
58. diamondra27 ( 18/05/2006 05:47)
fijo: de mbola virj foana ve fa mbola tsy nahita e!

zahay ary 'zao eto manadrana le préservatif féminin koa!
misy mahatsara azy ihany fa raha vao miverindalana lery (tahaka an'i vaika ohatra fa tsy mahay mampiasa le izy sady kivy be mahita azy fa ohatran'ny ho any antsena) de avantage satria mijanona virj foana:-D:-D:-D

vaika: vazivazy fa teneno raha tsy mahatanty an!
59. watafon ( 18/05/2006 05:53)
fijo: mety ihany k !:-D:-D:-D fa tandremo sao d ilaozan'ny omby mihahaka eo ary !
diam: d mba tantarao ary e!
60. Vaika ( 18/05/2006 06:04)
tahaka an'i vaika ohatra
Njiko an !:D
Tena serieux e ! Tena naha-modeste tampoka mihintsy ny mahita ilay arona beuh, dia manontany tena hoe : olona firy aza no indray tafiditra ato?=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6073