fanisàna andro

101. fijo ( 06/07/2006 18:05)
tezitra mitsiky
102. yoanne ( 17/07/2006 11:12)
fa izany manisa andro izany ve tsy efa lany andro e!
103. kelly13 ( 26/07/2006 14:29)
essshhhyyyy eee!!! foufouna tagada, parfum vanille fraise chocolat, lolll, atao dol zao zvt rehetra zao nefa tsy aleo iany v ny naturel e?! je veux dire par là hoe "odeur naturelle", mais bon, samy manana ny "reviny" ngamba. za manokana klou aleoko odeur naturelle e! pcq odeur naturelle + parfum disons de synthese ca donne koi exactement? lollll!!! azafady @ le vary @ anana oooo!!! tsy ampy kitoza fotsiny mdrrrr!!! dain, aza mihevitra zvt hafa @ io hoe tsy ampy kitoza io an, mdrrrr
104. Vaika ( 26/07/2006 18:20)
K13 : champagne ve zany de vita ? Mety zany kah, ilay ambiance fotsiny no hirina hiakatra de mandeha daholo izay atao rehetra.
tsy ampy kitoza ???????
Sao dia hoy ilay fitenenana hoe : "Indrisy...Indrisy ry tapa-tsôsisy fa aiza indray ianao no misy ?" Fomba fiteny culinaire daholo io fa sao misy mandray mitsivalana indray ka mivadika ilay resaka.=))=))=))
105. kelly13 ( 27/07/2006 10:15)
Vaika: non ka, tsy mila asina "jus de courage" zany (le champagne io) fa refa tia sy manina no mifanaraka d mande joli joli e! n'est ce pas? mouhahahaha!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6517