fanisàna andro

81. dadabe ( 22/05/2006 08:16)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 14-05-2006 15:08:19
Lohateny : fanisàna andro
ho an'izay mbola tsy mahalala ka misy mahalala ny fanazavana momba ny fanisàn'andro "tonga fotoana" dia mba atoroy eto azafady; @ izay mba afaka mitandrina izahay vhv.
Firy andro no misy risika de firy no tsy misy?

Dia misaotra mialoha sy mba araho ny toro-hevitra mba iàklana @ fanalanjaza.
Miverina ery ambony


humm hanisa andro angah diams izany :-w:-w
82. booboo ( 22/05/2006 08:31)
=))=))=))=))=))
83. Herimiafina ( 22/05/2006 16:10)
Aza manisa andro izany e! Aza manao fotsiny de tsy manisa andro. :@
84. diamondra27 ( 22/05/2006 16:28)
:-D:-D:-D:-D

dadabe: ary ianao ity an! :oops::oops:
'za tsy mahay tsinona koa !:oops:
tsy aleo kosa ve mba mahay manisa andro e! toa izay mahay manisa zavatra hafa:wink:

HM: mazana be izany
nefa mba hoe: manana olontiana dia tsy hiaraka ve fa hifampidera fotsiny @ peuple?
85. Herimiafina ( 22/05/2006 16:47)
An3, raha manana olontiana ka te hanao de te hanao zaza izay no dikany ka refa tsy tia zaza de tsy mano fotsiny e! hehehehe:@
86. diamondra27 ( 22/05/2006 17:34)
ah OK! 'zay vao azoko
marina aloha izany e! sady @izay mba virj foana e
87. watafon ( 23/05/2006 18:40)
diams: zany an :?:
HM: tsotra sady mahomby iny hevitrao iny ramose ! :-D
dadabe: efa tsy mahagaga! :-D:-D
88. Fiffi ( 24/05/2006 07:15)
mahagaga ahy indray raha ny lhl no miteny an'izany an! hummm!
89. diamondra27 ( 24/05/2006 20:04)
wata: normake tokoa raha mba mahalala an'izany ny vhv ô

lhl aza misy mahay koa
90. dadabe ( 26/05/2006 10:36)
zah klou mahay e, fa i diams hanisa andro no mampiahiahy ahy :-w:-w hummm haninona aza i diams izany ???:-w:-w:-w
91. zah ( 26/05/2006 13:44)
asiana mampime kely : nisy olona somary vaventiventy, matavitavy (lhl) nanontaniana hoe inn ny fimailo fampiasanao (parfum io an) de ozizy hoe tsy dia important amiko fa zah tsy tafaondika mifofona an'le izy tsinn, tsy mety takatro le izy rehefa mipetaka;-)
92. fijo ( 26/05/2006 19:10)
enao io fa tsy za an
93. diamondra27 ( 28/05/2006 10:32)
zah::-D:-D:-D
94. watafon ( 28/05/2006 14:31)
:-D:-D:-D
95. Fiffi ( 29/05/2006 06:55)
96. watafon ( 30/05/2006 18:13)
mba mihomeza akia Fiffi an ! :-D:-D:-D
97. diamondra27 ( 31/05/2006 06:11)
:-D:-D:-D
98. xxx ( 27/06/2006 14:51)
fa fony oha ry fiffi mahazo anao firaisana zany alohany io 14è jour io e!! mba valio fa mahalina ihany zany satria raha tsy misy an'ila y pregerv iny any ampitrangatranganana de tsy maintsy mailo ko :D
99. Fiffi ( 27/06/2006 15:42)
wata , diamondra: :evil: :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
xxx: heu...tsy aiko , wata aaaaahhhhhhh mba valio akia i xxx fa tena tsy tadidiko intsony hoe...:oops:
100. diamondra27 ( 04/07/2006 04:33)
fiffi: tezitra sady mimé ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3363