Hôpitalim-bahoaka rahoviana vao mbà hivoatra?
1. OLPolonaleopolitika
(
13/05/2006 12:52)
-Isika rehetra efa samy narary
satria olom-belona voajanahary
mahafantatra tsara ny momba an'izany
na dia hoe tsy mpiditra ny Hôpitaly
-Trano natao hitsaboana marary
dia mizara 2 ary miharihary
nasiana sokajiny ambony sy ambany
fa ny an'ny vahoaka dia tsy zarizary
-Zara raha misy fandriana hatoriana
vao maika misosoka ny fahoriana
efa kôpy radoko fa mody mangiana
fanafody tsy misy fa tsy maintsy vidiana
-Hôpitalim-bahoaka tsy rariny loatra raha toa tsy mivoatra
ho an'iza ilay tonga lafatra tsara sy tena mivoatra
mbà rahoviana vao hisy ilay fitoviana sa rehefa any an-koatra?
Andriamanitra no tompon'ny aina ary koa nanamboatra
ka rehefa voantso na iza na iza dia tsy afaka ny hitsoaka
-Dokotera manao ny akanjo madio tsy misy pentina
moa ve ianareo tokoa no ho atao hitsabo ny aretina
kitakita vao maika mahakivy sy mankarary
hôpitalim-bahoaka ,mampijaly!
Ny aza marary ihany leiretsy e!ka tsy manam-bola ...
http://www.madanight.com/madagascar-photo-30598.htm

répondu par prime le 26/05/2006 08:51
5. Rakaina
(
13/05/2006 14:19)
Tena milay be fa tokony tohizana kely satria misy tokony ho lazaina ankoatra izay!
Merci fa mahatonga saina!
Merci fa mahatonga saina!
7. sareraka
(
13/05/2006 16:32)
Dadan'i SARAH ah asaivo mifoha @ torimasony @ izay ny ministre de la santé fa matory. Mahagàga fa izay ministre rehetra ao @ io ministére io dia matory daholo!torak'izany koa ny ministére de la jeunesse et du sport :"marary ny sport malagasy".
SILENCE TAISEZ VOUS!
méditation
SILENCE TAISEZ VOUS!
méditation
8. Fiffi
(
13/05/2006 17:05)
sareraka:izao ve no fomba fanaovanareo MEDITATION ry sareraka ? mba hafahafa indray zany an! sa méditation @ inona ?
Dadan'i SARAH ah asaivo mifoha @ torimasony @ izay ny ministre de la santé fa matory. Mahagàga fa izay ministre rehetra ao @ io ministére io dia matory daholo!torak'izany koa ny ministére de la jeunesse et du sport :"marary ny sport malagasy".
SILENCE TAISEZ VOUS!
méditation
10. Fiffi
(
13/05/2006 17:09)
sareraka:ny olona hatanao "taisez-vous" ka sitrano ary koh ! inona no maharatsy an'izany ?
:"marary ny sport malagasy".
SILENCE TAISEZ VOUS!
11. Vanilla
(
13/05/2006 19:16)
wow OLPolonaleopolitika Misaotra betsaka fa tena mampieritreritra. Ao @ hiran'ny sareraka io silence taisez-vous io ry Fiffi ah sy koa ilay hoe Meditation mbola tsy henonao anga?
12. lamie
(
13/05/2006 19:30)
mediter-o ao ange ry sareraka ny marary @ mada ao a!
ary t@ vao nitondra ra8, teo sareraka, naninona raha nanao conseiller special????raha hitsikera no vitanao :TAIS-TOI rangaha fa aza ny sasany no asaina mangina kosa e!!tandremo sao tezitra eo an!
ary t@ vao nitondra ra8, teo sareraka, naninona raha nanao conseiller special????raha hitsikera no vitanao :TAIS-TOI rangaha fa aza ny sasany no asaina mangina kosa e!!tandremo sao tezitra eo an!
13. lamie
(
13/05/2006 19:36)
mampalahelo tokoa moa zay tsy manana hividianana fanafody refa marary an! ny hopitaly rehetra aloha efa nolokoina daholo e! sady novana le lokony taloha dia mba mahafinaritra e!fa eo @ service nephro no tena tsy ampy ny toerana raha tsy maintsy hanao dialyse, sady tsy takatry ny tsy manana ny fidimpanafody e!eo no tokony hietsika ny minisitry ny fahasalamana, be loatra koa ry reto ny naka ny tsy azy dia andovambola daolo no niafarany!!!
MEDITATION!!!!!!!!!!!
MEDITATION!!!!!!!!!!!
14. Fiffi
(
14/05/2006 04:26)
lamie:izay indrindra manko !!!
mediter-o ao ange ry sareraka ny marary @ mada ao a!ary t@ vao nitondra ra8, teo sareraka, naninona raha nanao conseiller special????raha hitsikera no vitanao :TAIS-TOI rangaha fa aza ny sasany no asaina mangina kosa e!!
15. Optik
(
14/05/2006 07:06)
O lety ry Sareraka; rah zah ela ajanona le fikana kôfa sotrobelavatango. Tsy taim-bava lesy no hampandroso an'i Gasikara fa ASA azo tsapain-tànana.
Rah tena nahomby manko io fikan'là io , de fa lasa lavitra Gasikara hatr@ zay nihirahiran'là 30 taona zay!
Rah tena nahomby manko io fikan'là io , de fa lasa lavitra Gasikara hatr@ zay nihirahiran'là 30 taona zay!
16. lamie
(
14/05/2006 08:47)
ny artista oa tsy tsara manao politika, samy manana zay tandrify nomen'ny zanahary azy isika olombelona,ka mifameno @ hafa e!
17. marozevo
(
14/05/2006 22:20)
Vetivety dia hivoatra ny Hopitalim-bahoaka raha toa ka tsy lany andro manao politikan'ny leopolitika i OLP, fa mandinika izay fandraisana adidy tokony hataony.
18. lamie
(
14/05/2006 22:28)
efa misy fivoarana zao ny hopitalim-bahoaka! ny soins, fahadiovana, securité,dokotera manampahaizana nasaina nody hanasoa ny malagasy, ny indro kely:vidina fanafody,raha misy dispensaire manokana ho an'ny "fanabeazan'aizana" tena tsra,gratuit io fa be loatra ny isan'ny tsy manana miteraka isan-taona,lasa 4mi daholo, manendaka, mamaky trano ihinanana, tsy lasa io!