Hôpitalim-bahoaka rahoviana vao mbà hivoatra?

21. Fiffi ( 15/05/2006 07:09)
Optik:
O lety ry Sareraka; rah zah ela ajanona le fikana kôfa sotrobelavatango. Tsy taim-bava lesy no hampandroso an'i Gasikara fa ASA azo tsapain-tànana.
Rah tena nahomby manko io fikan'là io , de fa lasa lavitra Gasikara hatr@ zay nihirahiran'là 30 taona zay!
KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY ?
22. marozevo ( 18/05/2006 20:58)
Misy fotoana tena ilaina i Sareraka, misy fotoana indray mahasosotra mihitsy ny ataony.
'Zay lay fiainana...
23. toovs ( 24/05/2006 06:36)
lamie:

mediter-o ao ange ry sareraka ny marary @ mada ao a!
ary t@ vao nitondra ra8, teo sareraka, naninona raha nanao conseiller special????raha hitsikera no vitanao :TAIS-TOI rangaha fa aza ny sasany no asaina mangina kosa e!!tandremo sao tezitra eo an!


raha tsy fantatrao de lazaiko fa haingon-teny ao anatin'ny hiran'ny sareraka. mangataha fanazavana amin'olona aloha ianao fa tsy i sareraka anie no te hiteny amin'olona hoe "taisez-vous" e. mi- refleter periode nandalovan'ny firenena io jadona be io.
sao de mbola tsy henonao ary ilay hira hoe:"mareninao eo fa aza miresaka, marenina eo fa izaho no miresaka
, ..."
24. prime ( 24/05/2006 08:11)
Tena raharaha 'ty! :cry:
Fa sareraka v ny sujet sa ny mpitondra e! :x
OLP! avoty ny firenenao!!!:!::!:
25. marozevo ( 24/05/2006 14:27)
toovs > Efa hatry ny ela no azonay izany ka..

Sady tsy Sareraka no tsy Mpitondra no resaka eto fa HOPITALY. Saingy angamba lasa nitsabo tena any amin'ny Hopitaly i Sareraka, ka nivadika any aminy ny resaka.
26. prime ( 26/05/2006 08:51)
Izay mantsy:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0514