raha zao ve no entina eny andalana tsy ho enjehin'ny police

1. Fanja1 ( 14/05/2006 07:02)
http://www.madanight.com/viewarticle_814.htm
novalian'i dadin ny 31/05/2006 07:26
2. Fanja1 ( 14/05/2006 07:03)
indrindra raha any dago:)
3. ainaheri ( 14/05/2006 09:49)
ilay anankiray mampiseo raviny iny kosa fientina matory angamba fa tsy azo iantsenana kosa eee:lol:
4. diamondra27 ( 14/05/2006 09:57)
fanja: mety tsy azo entina eny andalana kosa izao e!
fa ohatra hoe: invité ... asa anefa
5. Fanja1 ( 14/05/2006 10:08)
diam's na invité ve aza akia de zao tsy miteny we avia r'ireto araho za an! :-P
6. kally ( 14/05/2006 11:19)
Ny pôlisy ve hanenjika fa rombosan'ny alika aloha mandra-pahatongan'ny polisy, ka zavatra tsy mahazatra azy ary koh! isika olombelona aza tsy dia zatra ka mainka moa raha ny alika? :lol:
Sady izao koa ve dia ho entina eny Analakely, raha asaina indray fanasàna inona? Handeha mariazy sa aniversera sa batisa sa fetim-pianakaviana? Toa tsy hitako loatra hoe hanaovana aiza ity izy koh!ho entina matory toa hanahirana, ho entina misakafo toa tsy mety, hanaovana manao lakozia na mandio trano toa hanelingelina,ho entina any @ piscine na handeha handro toa tsy izy koa. Ho entina aiza ary izao re e?
7. Optik ( 14/05/2006 11:39)
hoetina any an-danitra @ andro farany!
Akanjon'anjely e!
8. Fiffi ( 14/05/2006 11:58)
:roll:
9. Fiffi ( 14/05/2006 12:01)
zany hoe tsy hisy hitondra ireny akanjo ireny eny an-dalana kosa angamba fa mba akanjo misy fotonany ny hanaovana azy ! ohatra hoe te-hanao sexy @ vadiny ?
10. diamondra27 ( 14/05/2006 12:36)
:-D:-D:-D
da mba manaraka doly zany ry zalah koa, efa vonona le vhv; asalahy fa mahafatifaty kosa aloha le mannequin e!sady misy jerijerena:wink:
11. dadabe ( 14/05/2006 13:27)
:-w:-w:-w:-w
12. dadabe ( 14/05/2006 13:36)
:-w:-w:-w:-w
13. lemenakely ( 14/05/2006 13:50)
izao ary tsy enjehin'ny pôlisy koah ....
http://www.dancehallreggae.com/imageview.aspx?ImageID=13645
14. Fiffi ( 14/05/2006 14:35)
:roll:
15. Arrow ( 14/05/2006 14:59)
ny polisy aloha tsy hahavita hanenjika azy fa hidanaka fotsiny é. Ny eritreriny no mety hanenjika azy any aoriana ngah. Fa lé izy kosa aloha sexy marina, tsy dia hoé ratsy, mety ihany raha any an trano no anaovana...atao fanomezana an-dramatoa...mety ho tiany vé???
16. fasaly ( 14/05/2006 17:09)
Fiffi:

zany hoe tsy hisy hitondra ireny akanjo ireny eny an-dalana kosa angamba fa mba akanjo misy fotonany ny hanaovana azy ! ohatra hoe te-hanao sexy @ vadiny ?



hummmmm! marina mintsy fiffi zany a! zao tenue zao kou ve de henitna mentsena na mariazy na fety hafa koa e! sady défilé nge lay izy de zay mividy azy mahalala zay ampiasainy azy e! ny pataloha ensemble aloha mbola mety ho an'ny pazzapa e! entina mihira ambony sehatra:wink:
17. zandrikely ( 14/05/2006 17:17)
tsara kosa zoa ra entina eny antsena ko ,
18. pitchou ( 14/05/2006 17:29)
sô d mbô sary nalain-dry zalahy teny tsaralalana t@ andro alina aza zao e? marina raha hisy olona normal hahasahy hanao an'izao?
19. vale ( 14/05/2006 17:34)
ty zandrikely ty!:-D:-D
20. pissoa ( 15/05/2006 04:54)
Tsy aleo tonga de tsy miankajo mahitsiny toy izay handany vola amin'io raha ho eny an-tsena fotsiny :roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5678