raha zao ve no entina eny andalana tsy ho enjehin'ny police
22. Fiffi
(
15/05/2006 05:49)
marina aloha zany an! fa raha mijery ny aty ivelany zah zao de bdb mihintsy no manao ireny akanjo ireny fa..... fa.... misy circonstance . Fa ny mahagaga ahy fotsiny de ny gasy marina ve hanao an'ireny na dia hanao sexy @ vadiny aza ? hummmm !! mpampiheritreritra hiany nefa iza moa no mahita ?
23. kally
(
15/05/2006 07:08)
Mba resaka marina, ahoana tokoa hoy ianareo lehilahy raha avy miasa ianareo dia ohatr'ohatr'izao ny paozin'ny vadinareo mitsimpom-bary eo am-piandrasana anareo? (ka izy kosa ary ve hitogaigy hiandry be fahatany eo fa tsy aleony aloha mitsimpom-bary mandra-paha...?):lol:
25. fasaly
(
15/05/2006 10:28)
pissoa io kou ve de fetina mentsena e!:roll::wink:
fiffi: mbola betraka ny gasy try sahy manao sexy am vadiny aky! ka maro no sahirana ny mijery anlay sary!
draisss faly eryi tiatsara kou mody hoe tapaka ny tsinaiko:wink::-D:-D:-D:-D:-D
fiffi: mbola betraka ny gasy try sahy manao sexy am vadiny aky! ka maro no sahirana ny mijery anlay sary!
draisss faly eryi tiatsara kou mody hoe tapaka ny tsinaiko:wink::-D:-D:-D:-D:-D
26. Fiffi
(
15/05/2006 11:43)
fasaly: tena mbola betsaka tokoa fa io aloha de miankina @ fanana de avy eo ny toe-tsaina satria misy ny olona tsy menatra mihintsy ny manao sexy eo imason'ny vadiny an!
27. fasaly
(
15/05/2006 11:57)
fiffi: ka in fotriny no maha mpivady raha tsy mba afaka asiana piment kely e!:wink:
28. kally
(
15/05/2006 12:18)
Ka isika eto @ namana anie no resahina eto fa tsy ny olon-kafa tsy hita any e!ianareo roa vavy ary ve ry Fasaly sy Fiffi hividy?:?:ahoana hoy ny ram's-nareo roa raha izao no mba paozipaozy hitsenanareo azy? Izay marina ry reto lazaina fa tsy msy bedy eto an!
29. Fanja1
(
15/05/2006 12:21)
raha ao antrano kousa aloha we hanaovana sexy ho an'ny vadiny de tsy koi e.. @ iay kou izy tsymitady hafa ngamba hahahhaha:lol::lol::lol: mazoto be ery izy hody hummmmmmmmmmmm
30. pitchou
(
15/05/2006 12:39)
fa aza sendra vahiny tampoka miara-mody aminy any an-trano !!! fa eo no raisina!:-D:-D:-D
31. fasaly
(
15/05/2006 13:06)
kally: zao aza e! ny marina no lazaiko manana tenue otszao zà rehefa mba te hanao sexy, tsy bedy:wink: in mou no maharatsy anzao rehefa hanovana ao atrano ao iany:°) njinja am été na le canicul beuh iny:P
pitchou: tsy koi fa mandeha misolo malaky e!:wink:
pitchou: tsy koi fa mandeha misolo malaky e!:wink:
32. tiatsara
(
15/05/2006 14:28)
mbola mihomehy ihany aho aloha vao mamaly indray e !
:-D:-D:-D
Fasaly : marina kalouh hoe tsika tsy dia manao sexy loatra manoloana andrams nefa ilaina, ilaindry zareo hono lay piment e !
Sarotra ihany ny afera anie e ! raha mbola tsy misy olon-kafa ao antrano fa ilay mpivady irery dia mety, fa ohatr'ahy, ataoko ahoana no hanao lamba toy ireo eo imason'ny zaza 2, tsy ataondry zareo ve hoe : lasa adala i mama !!!!!! :-D:-D
na koa any @ chambre any ihany ngamba no tokony hanaovan'ilay vehivavy ny toy izao @ lay vadiny aloha, fa raha hoe mandehandeha ankoatr'izay tena mampatahotsa be kale !!!! :oops::oops:

34. fasaly
(
15/05/2006 16:38)
tiatsara: :wink::-D marina kalou zany e! ka zay njay hafa mahintsy hoe misy zaza:wink: de any am chambre zany kanou, na rehefa efa lasa dodo ny zazà;-)
35. Fiffi
(
16/05/2006 03:47)
zah aloha manana eh! tsy misy mahamenatra ahy mintsy zany an! fa zay hoe eh! misy fotonany ny hanaovana azy !
Zany hoe misy aloha tenue ato tena hummmm loatra kosa an! fa le rehefa mafana be iny le mini aloha tena ao tsara eh! fa ato an-trano hiany io an! :-D
Zany hoe misy aloha tenue ato tena hummmm loatra kosa an! fa le rehefa mafana be iny le mini aloha tena ao tsara eh! fa ato an-trano hiany io an! :-D
36. kally
(
16/05/2006 06:08)
Io koa anie tsy dia resaka hoe mahamenatra raha samy mpivady fa toa samy manana ny sexy-ny angaha izay no tena marina e!
37. tisera
(
17/05/2006 15:18)
:roll::roll::roll: Variana be zà mamaky ny resakareo; tena marina lé hoe tokony mba miezaka kely manisy "piment "fa samy manana ny fatrany sahaza avy azy angamba é! Lé manao jejojejo metimety ao an-trano aloha tena mbola tsy haiko fa semptry ny raharaha koa angamba dia t-shirt sy caleçon foana nefa rà manao ilay mini mainty ohatry ny tsy mahasosotra rà ao an-trano na eo aza ny zaza koa! Lé cellulite sy ny tavy no mety manaratsy !
38. fasaly
(
17/05/2006 15:56)
:-D:-D:-D:-D tsy hita ny celulite raha sexy madama e!tsy de mahasosotsa ka! mba miova filamantra kely:wink::-D:-D:-D
39. kally
(
18/05/2006 06:01)
Ny mini anie vita ihany fa ilay pataloha misakorokatà be no resahina e! sa ?