Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i dadin, milahatra araka ny daty
dadin ( 29/04/2006 16:22)
NY vehivavy
Fa inona ny mahatonga ny vehivavy amin'ny ankapobeny mitataka ny bandy foana e. Misy na dia efa manambady aza dia mbola ao foana ilay eritreritra fanadaniam-bola tsy dia misy antony. Sa ve noho ny fif... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 05/05/2006 14:11
dadin ( 27/03/2006 17:50)
sary notsongaina
Somary gaga aho indray andro raha mba nitady ny mombamomba ny olona iray izay hitako teo amin'ny sary notsongaina fa efa tsy mpikambana intsony hono ilay olona. Koa nahoana ary no mbola aseho eto ny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/04/2006 18:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0181