NY vehivavy

1. dadin ( 29/04/2006 16:22)
Fa inona ny mahatonga ny vehivavy amin'ny ankapobeny mitataka ny bandy foana e. Misy na dia efa manambady aza dia mbola ao foana ilay eritreritra fanadaniam-bola tsy dia misy antony. Sa ve noho ny fifaninana amin'ny namany sa dia inona loatra?
novalian'i vahatra22 ny 05/05/2006 14:11
2. fasaly ( 29/04/2006 16:51)
himmmmmm! tany ho any angamba zany fa raha ny fahitàko azy amzao fotoana izao de mitovy zao ny lahy sy ny vavy amin'io resaka mandataka io. Io lay hoe resaka interet!!!! mody hipetahana raha be poketra:°):°):°):°)

kanefa efa maro amzao ny vehivavy miasa muitady vola te ho indépendante tsy hiakina lava amindra-lehilahy ka mino aho fa tsy ho an'ny vehivavy rehetsa izany toetra mandataka zany:°):°):°)

de inona lay hoe fandaniam-bola am tsy antony, zà kocha kalou raha miasa de tsy maintsy mba manao plaisir ho ahy e! tsisy faninana am namana ny fahitàko azy fa tena plaisir mahintsy ho an'i tena ka! na lehilahy kou nge aza manao fandaniana e!:°):°):°)
3. diamondra27 ( 29/04/2006 17:14)
'za mbola miantehitra @ lhl @izao fotoana ary mba te- hanataka bandy fa tsy mahay
andeha atomboko @ i dadin zany oe:°)
4. fasaly ( 29/04/2006 17:20)
:P:P:P hitsoaka matandraka i dadin ra diam fa aza ampitahorina mahintsy a!:-D:-D:-D oul matahatsa fadiranovana vevavy mpandataka sy mpandàny vola nedàla;-);-)
5. vale ( 29/04/2006 18:06)
efa lany andro zany dadin à, ny lhl koa aza misy mpanataka koh!;-)
6. ainaheri ( 29/04/2006 18:07)
io ndray ry dadin d misy karazana veh manana zay toetra zay nefa kosa misy reo bandy zay rain'ny dedaka sy matikambo d araraotin'ny sipa fa tsy manataka izy @zay fa vola adala tompo:lol:
7. Fiffi ( 29/04/2006 18:41)
ka sao dia voatataka tany aza i dadin de ataony hoe ny vhv @ akapobeny ? sa ve sao de isaky ny miaraka @ sipa dadin de tsara fanahy loatra de nanararaotra le sipa ? fa tsy ny vhv @ akapobeny an!
8. vale ( 29/04/2006 19:26)
:^)tsy mety klo zany ry dadin fa mahaiza ihany mifidy fa betsaka ny vhv "sérieuse" fa tsy hanataka fotsiny, ka mahaiza mifidy tsara eh! raha efa ao anatin'ny tokantrano moa dia resaho lay vadinao fa tsy mety izany!mahereza;-)
9. lapino ( 29/04/2006 20:19)
fasaly:
mitovy zao ny lahy sy ny vavy amin'io resaka mandataka io. ... fa tsy ho an'ny vehivavy rehetsa izany toetra mandataka zany

Fa inona kay ilay atao hoe mandataka ? Inona no fototeny amin'izany? :-$:-$:wink:
10. Ragadona ( 29/04/2006 20:55)
Mifanaraka amin ny sujet ihany alo ny valin teny e saingy vao nanomboka teo amin ny fasaly fotsiny dia efa miova tanteraka ny hevitra raiketin ny lohahevitra. "mandataka", mba somary ataovy hoe ny fandrasan-teny dia avy eo hadihadio. Aiza ary izany eritreritr i fasaly zany ?
11. fasaly ( 29/04/2006 21:00)
:°):°):°) hummmm lapino tsy lalsa lavitsa ny foto-teny eto an!:wink: lay mandataka kalou de misikotra mandritra ny vola ao ampoketra:wink: raha ity resaka ity no jerena.
de ny fitsipi-pitenenana njay angaha de izao fa ahitisio ny diso raha ohatsa ka:°)
mandataka= m-an(a)-tataka: milatsa ny a dia ny t miova d sa tsy izao hihihi ahitsio aza ny diso e!:-D:-D:-D:-D:-D
12. kiali ( 29/04/2006 21:03)
fa iza no tataka eh?
avy tatahako !:-D:-D:-D
13. fasaly ( 29/04/2006 21:04)
ragadona: oajjjaaay ary diso beuh ngah zao e!:°):°):°) manampy trotraka an'i lapino i toi fa io efa voaràsa io ny fitsipi-pitenenana kely ka ahitsio aza hoe ...:-w:-w:-w:-w tsisy eritreritra fa mbo nilaza ny hevitro zà io de toa nahazo kritera kalou:P:°)8):-w:-w
14. lapino ( 29/04/2006 21:25)
fasaly, :wink:
Noheveriko fa sao dia misy diso frapy kely fotsiny fa mandatsaka no tokony ho izy. Fa hay izany io efa nohazavainao io, fa tsy hoe kritera akory ka :wink::-*
15. meme ( 29/04/2006 22:59)
Ny vhv alo amiko tena misy mpandataka be.Rah vao kely sôsy ny bandy de elana pas lavitra be nefa raha vao contrairen'izay de fihinina mafy.Vola adalan-tompo angaha?
16. tovolahy007 ( 30/04/2006 02:23)
manaoana!
Io de fomba ny vehivavy e,amiko tsy hoe manataka izy fa efa natao ho izay mihitsy ny toetrany,le tia miangotingoty io e,ohatra,za aky cheri mba ento any @ Honey an,cheri an,ary hoa misy akanjo milay be zay tena sexy be za ra mahazo an'izay an,de io fa roboka ny kofa @ zay de lasa zao.
Fa misy kosa aloha ny mody miangoty e,hitany fa be sosy ny bandy de ipetahany ,dia apiriatiny avy eo,ary tsy vitany hoe tatahany fotsiny fa volosany mitsy aza ra mbola hitany fa misy any.
Tadidiko tsara tany ambanivohitra anay nanao vacance tany zay de nisy sipa zay avy any Tana tonga nanao vacance tany koa,de mba niaraka za sy le sipa zany e,de tadidiko izy t@ zay asainy mividy zavatra hoa azy foana za,nefa za t@ zany ary mbola mpianatra fa tsy nikandra an,de farany za nivadika fa tsy zakako tsony,nasainy nividy chocolat zay za,za nefa tsy nanana sosy,de hoy aho e,an an an,tsy aleonao voanjo?fa tezitra izy hoa sady niteny hoe: eo ianao fa iny aho no lasa,chocolat no angatahiko ka voanjo no omenao ahy?Mbola miomehy foana aho hatramin'izao refa sendra mahatadidy io film io hahahahha.
17. Fiffi ( 30/04/2006 04:51)
mandataka: inona marina moa no tena dikan'io "mandadaka" io @ dadin ? aza hafangaro kosa ny mandataka=profiter , mpandadaka=profiteur (euse) @ mangataka=demander , midongy=bouder
midongy: miangotingoty : inona moa ny maharatsy an'io ? Fa raha hoe mba mangataka na miangotingoty in-2 na in-3 na mihoatra ve dia hatao hoe " mandadaka " ? Ka raha tsy mba manao geste ianao @ vhv mba hividiananao zavatra izy , tsy mba hentinao resto izy sns...... mba mijery ny namany izy hoe i ranona manana an'izao sy izao , vao namoka an'izao dia mba te-hanana kosa izy de mba miangoty any @ nao de mba mangataka hoe mba hividiano an'izao sy izao de mandataka ve zany ? Raha mahay mampiseho azy ianao hoe "attentionné" ianao de mba anjaranao ny mba mijery hoe inona no mba ho vidiako ho azy , ary mba maninona raha hanontaniana tsotr'izao izy ? fa sy handrasana hangataka ? de io lasa mangataka io izy satria tsy attentionné ianao de lasa raisinao hoe mandadaka.
18. naughtyboy ( 30/04/2006 07:34)
tsy vaovao mihitsy fa lamaody efa ela taiza no nisy vhv ndeha hifanazava hery @ we omeo ahy ny volanao ra ts izany........... vhv ny hozadohany no ampiasaina ikarakarana ny saosy ny fahalemeny lhl mantsy matetika le malalatanana @ vhv,inona mo no olana @ le manolotra ra voatolotolotra ko atsy ambadika???...
ka tsy akitaraina zany fa aleo atao we atero ka alao hihihi..
19. fasaly ( 30/04/2006 07:44)
lapino:

fasaly, :wink:
Noheveriko fa sao dia misy diso frapy kely fotsiny fa mandatsaka no tokony ho izy. Fa hay izany io efa nohazavainao io, fa tsy hoe kritera akory ka :wink::-*


lapino: diso aza io fa mantaka no izy e! hihihi raha hatao ny fandrasan-teny de tena hafa mahintsy ny foto-teny e!:wink: fa manataka no izy aky a!:-D:-D:-Dazoko amzay nge lay izy e! fa tsy koi e!;-);-)
20. fasaly ( 30/04/2006 07:45)
lapino, ragadona: chutttt beuh amlay foto-teny an!;-):-w:-$:-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1248