NY vehivavy
21. fasaly
(
30/04/2006 07:50)
tovolahy sy nauhgtyboy a!:
efa nahita bandy manataka loza beuh aho fa aoka itsy an! tsy ny vevavy ihany waaaaaa!;-)
efa nahita bandy manataka loza beuh aho fa aoka itsy an! tsy ny vevavy ihany waaaaaa!;-)
22. Ragadona
(
30/04/2006 08:04)
Oay tena tsy io le fandrasan teny ry fasaly. Raha io hevitra tian ny mpanao sujet io dia ny teny hoe "mpanataka" no mifanandrify aminy. Tataka ihany ny fototeny : m-an-(t)ataka. Ny hoe mandataka kosa dia tena matoanteny milaza hevitra hafa mihitsy, ary eo amin ny fiovana dia ny l no miova ho d (oh hoe lavo =mandavo)
23. ainaheri
(
30/04/2006 08:17)
Niova ndray l resaka fa lasa fototeny fakanteny,d ravinteny d in ko mou sa tsy zay??:roll:
24. naughtyboy
(
30/04/2006 08:19)
fasaly a,aoka kely alo azava fa le voatolotra ange tsy fidiny e fa le manataka ndray lo tsy lasa ka tsy mampaninina ahy mihitsy le voloany io zao satria
tsy misy diso
na totozy na piso
ra omena sakafo
de mifampisafosafo
tsy mitombina mintsy
le hotatahako itsy
fa we tombotsoa
iarahan'olondroa
no miara zaraina
sy vinavinaina
tsy misy diso
na totozy na piso
ra omena sakafo
de mifampisafosafo
tsy mitombina mintsy
le hotatahako itsy
fa we tombotsoa
iarahan'olondroa
no miara zaraina
sy vinavinaina
25. fasaly
(
30/04/2006 09:24)
Ragadona:
Oay tena tsy io le fandrasan teny ry fasaly. Raha io hevitra tian ny mpanao sujet io dia ny teny hoe "mpanataka" no mifanandrify aminy. Tataka ihany ny fototeny : m-an-(t)ataka. Ny hoe mandataka kosa dia tena matoanteny milaza hevitra hafa mihitsy, ary eo amin ny fiovana dia ny l no miova ho d (oh hoe lavo =mandavo)
hummmm msotsa kalou nanjitsy ry gadoana a!:wink::-*
efa nieritreritra foana zà alina hoe inona tokou mou ny foto-teny amzany fa efa tonga tao antsaiko ka! fa kay zany tataka njay fa tsy ataka:°):°):°) mety beuh io fandrasan-teny io fa tena taranja faran'izay tiko io fitsipi-pitenenana io taloha e!:wink:;-)
fa lay vosoratro etsy ambony marina tena diso beuh klé:x:x:x chuttttttt beuh fa azoko amzay ny tianareo sy lapino lazaina aoka re marina chutttt:-$:-$:-$:-$
hummmm! ny l miova d :-w:-w:-w:-w
26. fasaly
(
30/04/2006 09:28)
naughtyboy:
fasaly a,aoka kely alo azava fa le voatolotra ange tsy fidiny e fa le manataka ndray lo tsy lasa ka tsy mampaninina ahy mihitsy le voloany io zao satria
tsy misy diso
na totozy na piso
ra omena sakafo
de mifampisafosafo
tsy mitombina mintsy
le hotatahako itsy
fa we tombotsoa
iarahan'olondroa
no miara zaraina
sy vinavinaina
hummmm! ka eo njinja tsika zao: ilay sizé nge no nilaza hoe ny vevavy manataka hono e! de mbo miaro ny vevavy kocha zà amzay satsia misy kou lehilahy manao anzany fa raha tombotsoa zaraina sam hanana njay iny hafa ka:°):°):°)
ainaheri::-$:-$:-$ juste hoe fanitsiana ankelan-kelan-dresaka eny iny re a! amzao zà zao de tsy ho diso trony manoratra na manonona io "manataka "io ary tsy hadiso trony fa efa nahitsy:wink::lol:
27. naughtyboy
(
30/04/2006 10:02)
tsy azo adika we fanatahana ny fahalalantanana fa ny olana eto zao de tanana mandray no mandika zvt hafa io fihetsika io matetika ,mila mahay mankasitraka ko le mandray de fitia mifamaly mahatsara fihavanana ...tsy azo ialana ihany ko ny fahendren'ireo razana talo kle
28. fasaly
(
30/04/2006 10:05)
naughtyboy: ka afa mahintsy nge lay hoe malala-tanana e! izany hoe lay mpanome no manolotra malalaka, fa lay manataka ndray mihintsy iny: manararaotra anil'aly mpanome :P ahoana re no hanazavaiko azy fa sarotsa beuh kou izay zany:-w:-w:roll::roll:
29. naughtyboy
(
30/04/2006 10:37)
fasaly: ka io zany le voabolana tsy azoko teo fa misotra an,Orera be tsy piesy miasa amiko reny manataka reny ra izany fa tsy mbola nitapo tamiko fa mety matahotra ny anolotolotra ahy angamba???? sa misy ihany ao fa mody miafina manao menamenatra ,atsangano ny tanana de hoeritreretiko eo e....
30. soleil
(
30/04/2006 12:46)
Ny vehivavy tahaka ny lehilahy rehetra ihany dia manana ny toetra avokoa , ary amin'izao fotoana iainantika zao de mahavarina fa be tokoa ny sipa kely indridnra tia an'izany manataka zany , asa ny hevitra sy tetika manokana , ny lehilahy azafady amin'ny fomba fiteny aloha misy ny anti-mola koa nefa na izany ary , io samy manana ny toe-tsainy fa rà za manokana tsy tia an'izany velively
inona moa ny tombontsoa ho azo amin'izany fihetsika sy toetra zanY , tsy dia hitako loatra , manjary manimba ny passeport-nao ihany koa any aoriana indrindra refa sendra ny tena tianao ianao fa satria mety efa lasa malaza ho mpanataka ianao ka tsy hino ny tena fitiavanao madio intsony ny olona
inona moa ny tombontsoa ho azo amin'izany fihetsika sy toetra zanY , tsy dia hitako loatra , manjary manimba ny passeport-nao ihany koa any aoriana indrindra refa sendra ny tena tianao ianao fa satria mety efa lasa malaza ho mpanataka ianao ka tsy hino ny tena fitiavanao madio intsony ny olona
31. Fiffi
(
30/04/2006 14:35)
zao fotsiny eh! raha mahatsiaro tena fa hoe manataka i ranona sy ranona dia miresaha fotsiny aminy eh! lazao azy fotsiny hoe inona no inona de ho hitanao eo hiany zay hihafarany , fa na izany kosa aza , aza genéralisena ilay izy satria mety tsy hoe fanatatahana ny mahatonga azy hanao an'izany fa misy antony ao ka dia miresaha dia ho fantatrao ny zavatra mba tiany eh!
32. fijo
(
01/05/2006 03:23)
fa iza no tena manataka e,le sipa misavily vola,sa le bandy mitady le tataka?
33. Fiffi
(
01/05/2006 03:28)
fijo: hoy ny mpandefa ny dinika hoe "Fa inona ny mahatonga ny vehivavy amin'ny ankapobeny mitataka ny bandy foana e."
35. dadin
(
01/05/2006 09:58)
Voa matetika ny tenako ka izay no nahatonga ahy nametraka resaka, ary tsy vitsy ihany koa ny akamako no mpilaza. Raha mbola sipa kelykely taona ny vehivavy no manao toy izany dia atao hoe; mbola kely loatra e ka variana amin'ny vola. Sa ve io ilay eritreritra toa ny antsika lehilahy hoe le fika dry zareo ihany no tanjona.
36. fasaly
(
01/05/2006 10:28)
:roll::roll::roll::roll:tanjona am ahoana, inona lay fikandry zareo?????
38. pitchou
(
02/05/2006 16:36)
ka io ange le we raha voa in1 enao d tsy hadisoanao fa raha voa fanin2 enao d hadisoanao ary raha faha3 moa d hadalanao e!
39. fasaly
(
02/05/2006 17:10)
ary raha faan efany (4) ry pitchou de daka fitombenana beuh mahintsy ve hoe mandehàna any ry kala alikavavy ty!:^):^):^):^):^)ritra ny paosiko!:-D:-D:-D:-D
40. pitchou
(
03/05/2006 00:20)
raha voa fani4 kosa i dadin d efa isan'le atao we tsy avotra intsony kou!:-D:-D:-D:-D:-D