NY vehivavy

41. soasoafy ( 04/05/2006 11:58)
efa mivadika ndray zao ny rasa @zao, ny lhl ndray zao no manataka vhv, zany oe sady tatak ambany no tataka ambony ny sipa refa tsy mahay. Betsaka zao ny lhl no mitady sipa miasa, na lhl efa manambady(somary faible) aza, za manko efa saika tratra fa nahay niala.
42. Aino ( 05/05/2006 10:35)
marina mihintsy izany teniny soasoafy izany fa ny ankebazany lhl izao no mitataka raha ny fijereko azy ety hivelany!!!
fa raha toa hoe izaho izany tsy mangataka any @bandy izany na ariary aza fa samy mitady ny azy de ampy!!
43. vahatra22 ( 05/05/2006 14:11)
za ko mitovy hevitra @ fasaly! ny lhl ko zao efa b no manataka! indrindra le miaraka @ vhv efa zokiny ireny! misy aza mo vadin'ol mintsy no tatahan'ny bandy sasany! io tonga @ le hiran'i mamy gotso e! le hoe:
@izao misy fomba hafa
misy fomba hafahafa
@izao lasa modely
bandy kely manambady makorely
d tsy hotohizako intsony fa anjaranareo ny manohy azy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4923