sary notsongaina
1. dadin
(
27/03/2006 17:50)
Somary gaga aho indray andro raha mba nitady ny mombamomba ny olona iray izay hitako teo amin'ny sary notsongaina fa efa tsy mpikambana intsony hono ilay olona.
Koa nahoana ary no mbola aseho eto ny sariny?
Izay ihany, misaotra.
Koa nahoana ary no mbola aseho eto ny sariny?
Izay ihany, misaotra.
novalian'i Fiffi ny 03/04/2006 18:16
2. fasaly
(
27/03/2006 17:54)
iƩ! marom aor ihany hoy lay tsu mahay manisa...!ny tsy mpikambana, ka maninona raha mijery ny mbola mpikambana e!:wink:
3. Fiffi
(
27/03/2006 18:31)
fasaly: ka tsy fantatra anie ilay olona na mbola mpikambana na tsia eh! ohatra zao an! misy sarin'olona mivoaka eto dia klikendry ny momba azy dia tonga dia misy soratra hoe " tsy mpikambana eto io olona io " ka maninona moa raha efa tsy mpikambana intsony izy raha halana ny sariny ? Mandiso fanantenana an'ny namana izay te ahalala ny momban'io olona io tsinona koh! :wink:
4. vancleef
(
27/03/2006 18:40)
Amiko dia bug eo @ ilay CMS solaitra io. Rehefa tsy mandeha eto @ serasera ao anatin'y iray volona na roa volana sy tadidiko intsony sahala ny any @ Yahooo dia voafafa tsy ho namana intsony ianao nefa tsy voafafa daholo ny momba anao dia izany nomahatonga ny sary mbola hita o @'ny sary notsongaina
6. fasaly
(
27/03/2006 18:43)
fiffi: ny tiko lazaina ange tsy amlay sary notsongaina e! fa mamadibadika sary ao izy de amin'iny sady hita ny mombaazy:wink:
7. hery
(
27/03/2006 20:37)
Raha namaky tany ho any ianareo dia efa voahitsy efa ela ihany io :-)
Indrisy fa mbola betsaka ny sary tavela... izay sendra ahy dia voafafa fa izay tsy sendra dia miandry tour.
vancleef> 4-bolana ilay izy
Indrisy fa mbola betsaka ny sary tavela... izay sendra ahy dia voafafa fa izay tsy sendra dia miandry tour.
vancleef> 4-bolana ilay izy
8. Fiffi
(
27/03/2006 21:18)
fasaly: tokny hanao solomaso angamba akia zah an! :-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*:-*
9. vancleef
(
27/03/2006 21:47)
Hery>Ka izay indrindra ange no nolazaiko hoe bug kely ilay satria tokony voafafa indray mandeha ilay izy na dia hoe @ site isan-karazany aza no msy ny sary free, libertysurf,.. fa tsy miandry tour 4-bolona stria isan-andro aho mahita an'io
10. hery
(
28/03/2006 04:23)
vancleef> amin'izao izy efa voafafa isanandro kah. Fa ilay hitanareo mbola ao ireny vary mangatsiaka tsy mbola vita. Amin'izao rehefa voafafa ny namana iray dia voafafa hatramin'ny dia-tongony :-)
ny vary mangatsiaka azo fafaina miaraka amin'ny script kely fotsiny fa mbola tsy anaty programa.
ny vary mangatsiaka azo fafaina miaraka amin'ny script kely fotsiny fa mbola tsy anaty programa.
12. hery
(
28/03/2006 06:00)
Fiffi> non. Raha misy banga maro rehefa mijery ny sary rehetra dia tsy tonga any amin'ny ordinateranao izay ny sary.
13. Fiffi
(
01/04/2006 11:54)
nefa anie tena indraindray tena banga be mihintsy ary lasa hampidinina ery @ faran'ny ambany ery zay vao mahita sary indray eh! dia indraindray aza miheritreritra aho hoe fa lasa aiza daholo nefa mijeryhoe firy /firy de mbola vao 25/50 ohatra io an!
15. Fiffi
(
03/04/2006 10:15)
hery: misaotra anao , asa raha efa nojerenao zao io zany satria vao nijery mihintsy aho teo ary nahita page iray manontolo tsy misy sary na 1 aza dia mbola nidina tery @ farany ambany tery indray aho nefa dia tao daholo ny sary.
16. hery
(
03/04/2006 16:13)
Fiffi> erreur @ resaka affichage ilay hoe midina ery ambany daholo ny soratra. Efa fantatra izany ny olana fa miandry fotoana malalaka kely aho hanitsiana azy.