haingo sy lalatiana
1. tatchou
(
13/05/2006 15:55)
Manahoana daholo,
Mba mitady ny tonon-kiran'i Lalatiana sy Haingo hoe Tia mozika, izay manana e !
Dia misaotra mialoha
Mba mitady ny tonon-kiran'i Lalatiana sy Haingo hoe Tia mozika, izay manana e !
Dia misaotra mialoha
novalian'i kiris ny 10/06/2006 09:27
3. cutie
(
13/05/2006 17:04)
io ve tsy misy le we matoa tsy nitady ahy tsony izy ngamba efa tofoka...............
sa ahona??
sa ahona??
5. cutie
(
13/05/2006 17:17)
njy koa ka, ary tsy azo mitsy le email zany a , za koa tsy nahazo :cry:
za nefa ao za
za nefa ao za
7. tatchou
(
14/05/2006 19:29)
cutie:
io ve tsy misy le we matoa tsy nitady ahy tsony izy ngamba efa tofoka...............
sa ahona??
oui, c'est exactement cela mais je n'arrive pas à reconstituer en totalité la chanson.
Merci de m'aider si vous pouvez...........
8. cutie
(
14/05/2006 20:17)
tatchou ndraso alou fa za koa aza efa nitady an'io fa efa nandeha tato @forum io fa hotadiaviko le forum raha hitako:P
10. arson
(
15/05/2006 06:36)
tena tsy haiko sy tsy fantatro h@ le mpihira ko aza vao2 be amiko.Sa Lalatiana le any an-dafy?
HAHAHAHA! hihihihi!
:-@:-@
HAHAHAHA! hihihihi!
:-@:-@
13. Fiffi
(
15/05/2006 18:45)
cutie: tonga de hampidiro koh ao @ tononkira de samy hahazo daholo ny rehetra :):-*:-*
14. McFy
(
16/05/2006 07:37)
Misaotra any Fiffi nampatsiahy ary mbola manentana an'i Tatchou mba hanoratra @ teny gasy azafady indrindra ô!
Misaotra mialoha
Misaotra mialoha
19. kiris
(
19/05/2006 15:31)
nga moa tsy hoe 'misy antony ' no titran'izy iny?
Tsy niveriny izy
Angamba efa tofoka
Na hafatra aza tsy napetrany
Ny hanoratra manorisory
Tsy niantso izy
Angamba efa vizana
Ny ditra koa tao lalaon'ankizy
Namoy ny fo nahatorovana
Matoa tsy mitady ahy intsony izy
Angamba efa vizana
Fa na ny toerana ahitany ahy aza tsy ho tiany
Matoa tsy miantso intsony izy
Angamba efa tofoka
Tsy ho kivy tsy ho tantiny
Lalao iray izay tiako indrindra
Lalao tsy mampody an-trano
Izy moa tsy tia mozika
Tena marina moa fa tsy angano
Lalao iray izay tiako indrindra
Lalao tsy mampody an-trano
Io no mba haiko, fiainako
Ka tsy foiko
Par coeur io fa mety tsy dia io ny ordre an'ilay tononkira. Andraso fa vérifier-ko dia hiverenako @ manaraka...
Tsy niveriny izy
Angamba efa tofoka
Na hafatra aza tsy napetrany
Ny hanoratra manorisory
Tsy niantso izy
Angamba efa vizana
Ny ditra koa tao lalaon'ankizy
Namoy ny fo nahatorovana
Matoa tsy mitady ahy intsony izy
Angamba efa vizana
Fa na ny toerana ahitany ahy aza tsy ho tiany
Matoa tsy miantso intsony izy
Angamba efa tofoka
Tsy ho kivy tsy ho tantiny
Lalao iray izay tiako indrindra
Lalao tsy mampody an-trano
Izy moa tsy tia mozika
Tena marina moa fa tsy angano
Lalao iray izay tiako indrindra
Lalao tsy mampody an-trano
Io no mba haiko, fiainako
Ka tsy foiko
Par coeur io fa mety tsy dia io ny ordre an'ilay tononkira. Andraso fa vérifier-ko dia hiverenako @ manaraka...
20. Fiffi
(
19/05/2006 16:05)
kiris: hampidiro ao @ http://serasera.org/tononkira/ de samy hahazo daholo isika an! :):-*:-*:-*