masochiste

1. vivi ( 14/05/2006 07:27)
tiako mba fantatra tsara we, inona ny atao we masochiste ?, ary inona no mahatonga azy , ary ahoana ny hialana azy?zany we fanafodiny ! ary mba asio exemple! misaotra betsaka
novalian'i sasa ny 23/05/2006 05:17
2. diamondra27 ( 14/05/2006 10:00)
vivi: henjana be izany fa aleo apetrak'indry any @ resak'olondehibe angamba io

nefa moa arakaraka ny tsirairay ihany fa raha tena "maso" no resahina dia âme sensible s'abstenir

3. lemenakely ( 14/05/2006 10:52)
bon @ resaka tena faran'izay tsotra dia olona mahazo fahafinaretana rehefa voakapoka ,...izany hoe olona manana olana psychique nadritra ny naha zaza azy ny ankabeazan'ireny olona masochiste ireny .Mazaba be angamba izay fa sur aho!
4. booboo ( 14/05/2006 11:08)
reo voalaza ambony reo refa mi-crac crac boum boum fa raha @ fiainana an-davan'andro ndray dé lé oul manaiky ny hiharitra ny tsy eran'ny aina reny : sady efa ampirafesina izy no mbola atao manohatra noho ny meuble no mbola voateny mahery rehefa mba manao raha kely nefa tsy mety miala tao ihany ! masô ireny amiko.
5. Fiffi ( 14/05/2006 12:03)
aleo marina hatao any @ ersak'olondehibe !
6. diamondra27 ( 15/05/2006 04:20)
booboo: maso sa matcho le eo @ fiainana andavanandro?
7. vivi ( 15/05/2006 09:42)
ilay tiana resahana et aloha d tsy resaka crac crac sy boum mihintsy fa eo @ fiainana andavanandro, ndraindray manko misy olona tia miaraka aminolona efa tsy mety @, ohatra, nefa noho ny fitiavana d miaritra ao foana , na efa miteny aza ilay olana we tsy tia anao intsony za , na hampirafesina d mbola miaritra foana , zay io tiako resahina zany ,
8. fasaly ( 15/05/2006 10:20)
kaika efa hain'i vivi ihany zany ny dinika napetraka njy kouuuuu!:wink:
9. mandrindra ( 15/05/2006 13:04)
raha vao miaiky ny olona iray fa maso ny tenany dia tsarovy fa tsy misy mipika izany akory ny lohany. fa fomba manokana fangalany tsirony amin'ny fiainana izany. io dia ilay mararirary iny mihitsy no fy be aminy. io indray dia tena plaisir cérébral fotsiny fa tsy filan'ny nofo (na dia miatraika amin'ny nofo aza indraindray). ny hoe ahoana no hialana aminy dia tsy misy fanafody, raha mbola mahita fafiny dia tsisy miala eo. rehefa lany izay palisir nampiredareda dia miala ary mandeha mitady zavatra hafa. ilay zavatra hafa nefa tsy voatery hoe hiala amin'ny maso fa mety mila marary bebe kokoa.
10. fasaly ( 15/05/2006 13:27)
mandrindra: izy dooly veuh zany:wink: ary zà zany tena tsy masô mahintsy raha izany:°)
11. mandrindra ( 16/05/2006 06:42)
amby at felapelahiko kely ary e :-D:-D:-D
12. diamondra27 ( 16/05/2006 08:49)
fatorako ialahy ry mandrindra raha mamelaka tehamaina olona eo an:-D:-D:-D:-D:-D
13. mandrindra ( 16/05/2006 09:04)
ka i fasaly hono masô, dia mba omeko izy e.
fa i diamondra27 koa angaha masô no tia mamatopatotra, ie avy aho fatory e !!:-D:-D
14. Rainikarabo ( 16/05/2006 18:10)
vivi:

ary ahoana ny hialana azy?


Miafina, manjavona, tsy mamela trace
15. sasa ( 17/05/2006 03:18)
sarotra ialana io koa, tsy vitan'ny hoe miafina na manjavona fotsiny:D
16. mandrindra ( 17/05/2006 08:23)
tsisy miala zany eo hoa fa plaisir io !!
17. fasaly ( 17/05/2006 08:51)
mandrindra zà wa tsy masô fa mitady oul ho ataoko masô:wink::-D:-D:-D:-D mety ve toi kalou e!:-D
18. Fiffi ( 17/05/2006 09:02)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
19. mandrindra ( 17/05/2006 09:13)
fasaly, andao ary fa atomboka soft aloha an :-D:-D
20. diamondra27 ( 17/05/2006 15:36)
mandrindra::-$:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3795