Ampidiro aloha ny tenimiafina
masochiste
22. mandrindra
(
18/05/2006 09:56)
ka i fasaly tsa hita ko, se nareo roa andray anjara. sady i diamondra27 efa nilaza ny hamotopatotra ahy :D
24. dadabe
(
18/05/2006 10:11)
booboo apasio aty klou io kaly io de omeo pilasy aho de aza manakona ndry
25. diamondra27
(
18/05/2006 10:30)
dadabe koa fatorako raha vao miadaladala eo an!
de kapohiko @ karavasy fa maditsa:wink::wink:
de kapohiko @ karavasy fa maditsa:wink::wink:
26. booboo
(
18/05/2006 10:41)
dadabe > iny :miam: dé aza mitsamtsam hihihihi
diamondra27> kiiii, alainao ho acteur koa ve izy nefa zahay hoe hijery lé film ? hihihihihihi.
diamondra27> kiiii, alainao ho acteur koa ve izy nefa zahay hoe hijery lé film ? hihihihihihi.
27. mandrindra
(
18/05/2006 11:25)
ahoana izay maka spekat zany ry diamondra27 a. raha izany dia mba alaiko koa izany i booboo, sa ahoana booboo ?
28. sweetia
(
18/05/2006 11:28)
sao dia hampisaina ahy indray aza ity dinika ity fa aleo izaho ande:lol:
37. fasaly
(
22/05/2006 16:55)
mandrindra tonga amzay zà fa mbola nijery fitaobvana kely ampiasaina am anaovako masô an'i toi ka! gadget complets:wink::-D:-D:-D
38. mandrindra
(
22/05/2006 19:38)
fa ahoana no nojerena fotsiny fa tsy nobakona le? izaho efa sasa miandry
40. mandrindra
(
22/05/2006 20:03)
ary aza mitanatana vava toa an'io fotsiny i bella fa mandraisa anjara e
