manana harena madagasikara
1. lamie
(
14/05/2006 12:21)
manana harena tsy toko sy forohana madagasikara:
air madagascar: dia tena tsy vitana malagasy ve ny hitantana io orin'asa io?no vahiny no nantsoina? efa saika namidy aza moa izy io!
ny vatosoa rehetra ary ny tsisy mpanana erantany: mada no manana izany,lasa hanoanana propagandy vahiny no be,ny vahiny koa no manjakazaka @ reo,ny karana indindraindrindra, ny jono andranomasina, ny japoney no tena milay ao,

novalian'i prime ny 26/05/2006 10:02
2. ainaheri
(
14/05/2006 13:17)
Betsaka ny mpitondra manao adalana manao an'zany nefa kosa efa misy mpitondra zay mangataka ny hamerenana eo ampelatanan'ny fanjakana ny fananany
ohatra;Bolivie sy Venuziella zay tsy manaiky ny itantanan'ny vahiny tsony ny fananany hany ka mikoropaka ny mpandraharaha eropeanina zay mitady raharahampiavanana zay mbola itazomany iany!!
Maro dia maro ny firenena zay mbola voageja ao anatin'zany ka mangina nohon'ny fahantrany sy ny tsy fahaizamitantany ra averina aminy ny fananany!!!

3. Fiffi
(
14/05/2006 13:18)
ny karana anie no tena mpitsentsitra ny vatosoa ao eh! aiza ve ny bijouterie rehetra an'ny karana avokoa ? normal ve zany ?
4. Fiffi
(
14/05/2006 13:19)
raha ny tena marina koa anie de zao eh! manankarena Madagasikara fa ny vahiny daholo no manjaka ao ! de ny gasy no mijaly !!!
5. lemenakely
(
14/05/2006 13:34)
ny momba ny air mad dia ny gréve lava reny dia saika nanakatom-baravarana mihintsy fa ny lufthansa consulting no nanavotra azy normal, raha allemand foana no ao aloha manara-maso izay zavatra mi se passer ao satria VOLANY no miasa ao
6. Vaika
(
14/05/2006 13:45)
Misy marina ny harena fa saingy tsy mety kosa angamba ny miteny hoe mpanan-karena i M/kara fa be ny harena an-kibon'ny tany.
Ireo karana manao bijouterie ireo dia petits joueurs daholo e !
Alohan'ny handrosoana anie dia tsy maintsy atao izay hampandrosoana ny famokarana (agriculture !) nefa ity Gasikara kely dia tany mena be na ahitra aza indraindray tsy maniry akory.
Marina fa misy ny harena saingy aleo somary atao au conditionnel kely angamba no mety.
Ny tany mandroso amin'izao fotoana sahirana amin'ny resaka kolo-tsaina, ny Malagasy dia mbola be loatra ny tsy mahay mamaky teny. Any angamba no tsy maintsy harenina voalohany araka ny hevitro.
ny vatosoa rehetra ary ny tsisy mpanana erantanyNy vatosoa misy any amintsika dia tsy qualité loatra na dia mbola misy aza ny tsy voatrandraka. Ohatra ny saphir, dia raha hoharina amin'ny saphir avy any Pakistan dia tena inférieur be, na ny rubis avy any Birmanie, na ny émeraude avy any Colombie. Ny diamondra moa dia ny sud afrique mamokatra aman-tonnes isan-taona...
Ireo karana manao bijouterie ireo dia petits joueurs daholo e !
Alohan'ny handrosoana anie dia tsy maintsy atao izay hampandrosoana ny famokarana (agriculture !) nefa ity Gasikara kely dia tany mena be na ahitra aza indraindray tsy maniry akory.
Marina fa misy ny harena saingy aleo somary atao au conditionnel kely angamba no mety.
Ny tany mandroso amin'izao fotoana sahirana amin'ny resaka kolo-tsaina, ny Malagasy dia mbola be loatra ny tsy mahay mamaky teny. Any angamba no tsy maintsy harenina voalohany araka ny hevitro.
ny karana anie no tena mpitsentsitra ny vatosoa ao eh!Ela fikenona ka hilaozan'ny omby mihahaka e !
7. Fiffi
(
14/05/2006 13:47)
de normal zany raha manara-maso ao ry zareo ! ka volany ary ny ao ka hatao ahona ? Zavatra hafa koa anie izany an! fa raha ohatra jerena ireo karana ohatra !! tsy ny volany ny lany ao fa ny azy manararaotra fotsiny !!
8. Vaika
(
14/05/2006 13:59)
fa raha ohatra jerena ireo karana ohatra !! tsy ny volany ny lany ao fa ny azy manararaotra fotsiny !!Ka ny hahatongavany any hanao afera koh !
Tsy misy manao dia ry zareo no miditra. Ny afera anie tsy misy resaka sentiment izany sady tsy an-kiandry marary. Ny mahagaga anefa dia tsy misy akory ny gasy manao concurence azy !
9. Fiffi
(
14/05/2006 16:24)
Vaika: sur @ zany ve ianao ? hoe nahao affaire ? fangalarana sy fitsetsefana fotsiny ! @ zay manao tsinotsinona ny gasy ! manjakazaka any an-tanin'olona !
10. Vaika
(
14/05/2006 17:00)
Ny karana sasany aloha dia manalika mihintsy e ! Misy aza hono hitalahona mihintsy vao manome ilay karama vary masaka kely sady latsa sy ompa manaraka ihany.
Fa tsy ny karana rehetra kosa e ! Raha tsy izany dia miditra amin'ny racisme indray ka tsy mety.
Aleo hajaina amin'ny ataony fotsiny izy e !
Avelao ho tonga ny karana hitondra hevitra sy hanao bizinesy dia arahina fotsiny izay ataony. Raha manokatra entreprise fanjairan-damba izy dia efa any izany no misy vola dia any no aleha, na vatosoa dia mba mianatra mijery vatosoa sy manefy volamena...
Tsy misy maharatsy ilay maka tahaka anie rehefa may ny tanety e !

11. lamie
(
14/05/2006 17:04)
manana tena tsara oa isika fa ny fitaovana koa tsy misy ka!betsaka reo vao nahavita fianarana te hamorona sy hanangana,famoronana asa koa io ho any saomera manana diplomes,tsy manana atokona,fonds de commerce io,michome, aiza ny banque??mampindrana??
ny karana sady kely karama no manambany ny gasy miasa ao aminy,ny sinoa moa tena grave koa,marina aloha fa be tokoa ny tsy mahay na manoratra ny anarany aza, io koa tena problema goavana tsy azo ambaniana,misy tokoa ny gasy concurents fa tsy afa-manaotra, jereo ange ny niafaran'i ramaroson @ savony e??nalentika nefa io no société tena gasy efa ela,karana mahantra any @ taniny daholo reo no tonga tany mada e!sady misy koa ny mangalatra ny zava-maniry, ny biby, maro e!

12. marozevo
(
14/05/2006 21:48)
Tsy manala tsiny ny ankehitriny akory raha milaza fa izao no vokatry ny politikan'ny boky mena :
- nationalisation
- democratisation
- fandraisan'ny fanjakana an-tanana ny zavatra rehetra.
Nisy dia nisy tokoa ny initiatives teto amintsika, saingy nosemporina nandritra ny taona maro, ka maty nony farany.
Antony iray faharoa koa : Importation ?
Isika mahavita lamba nefa amoraina ery ny fidiran'ny lamba avy any ivelany ... importé io koo..
Isika tsy mahavita fiara (na efa nanandrana nanao karetsaka aza), nefa lahoana vao mahatafiditra fiara ny olona manokana (particulier).
Tokony hampifamadihana ireo zavatra roa ireo...
Izay no mba hevitry ny tsy mpanao politika.

13. lamie
(
14/05/2006 22:10)
marina zany aloha e!ny fiara no tsy vitantsikan ny lamba vita ary tena mendrika fa ty friperie ty koa atao inona e??sisan'olona ve???tsy ny lamba ihany no amoraina ny fidirany fa zay mety importation e! ny ara malagasy tena misy vita tsara nefa tsy exporter-na, ny exportation-tsika no tsy ampy !
15. Fiffi
(
15/05/2006 06:36)
le boky mena aloha tena erreur fondamentale eh! sady nanalentika hatrany , tsy mba nisy fivoharana fa fampijaliana fotsiny no azo t@ vokany !
16. Miahy
(
15/05/2006 06:47)
Dia tena ny grève lava reny ve no saika nahafaty ny airmad, sao dia ny tsy fahaiza-mitantana efa nisy hatrizay. Fanamarihana fotsiny hoe tsy misy petra-bolan'ny allemand ao amin'ny airmad araka ny fahalalako azy. Na izany na tsy izany tsy mbola convaincu aho hoe mahay mitantana koa na ny allemand aza satria toa manodoka ivelany ihany ny zava-misy ao amin'ny airmad.
lemenakely:
ny momba ny air mad dia ny gréve lava reny dia saika nanakatom-baravarana mihintsy fa ny lufthansa consulting no nanavotra azy normal, raha allemand foana no ao aloha manara-maso izay zavatra mi se passer ao satria VOLANY no miasa ao
17. jajaf401
(
15/05/2006 09:32)
Manana harena maro isika fa tsy expoité; fa mbola vitsy reny ataon'ny karana reny fa mbola misy hoantsika tompony fa misy difficulté eo @ demarrage zany! tsy ny manampahaizana no tsy misy fa ny moyens tsy disponible!!
19. Vaika
(
15/05/2006 11:11)
ka nahoana ary ry zareo ny moyens disponible ho azy ireo ?Bonne question !