torohevitra

1. rasah ( 19/05/2006 11:30)
mihevitra ny mba hanao zaridaina kely aho ry zareo , ka mba mila toro-hevitra kely @ tsika namana.ny tena moa tsy dia manana fotoana firy ka mikasa fa ireny zava-maniry tsy dia ilaina fikarakarana firy ireny no hambolena, ka eo no tsy haiko hoe inona no hovolena
misaotra
novalian'i miantra ny 23/06/2006 11:55
2. Fiffi ( 19/05/2006 12:14)
miankina @ hoe inona no genre tianao ? lehibe ve ny faritra hambolena azy ?
-ao zao ny rosier , ireny tena tsy mila fikarakarana mihintsy
-oeillet d'inde feno kolera isan-karazany nefa tsy hilana fikarakaraina na de kely aza!
-fa miankina izay tianao koa an! fa bdb raha voninkazo tsy hilana fikarakaraina zany .
3. sakaizakely ( 19/05/2006 17:27)
Arakaraka fa nena dia géranium simples sy pourpiers no ataoko betsaka, mora maniry mamelana tsara sady mateza be mahatanty hafanana am zao été zao. Na izany aza, rehefa te hanana zaridaina dia mila mba mikarakara kely ihany, manala ny felana maina oh, sy ny ahidratsy, manisy tuteurs etc... Raha tsy izay dia asiana ecorces de pin na pailles manelanelana ny voninkazo hanakanana ny ahidratsy tsy haniry. Dia mila manondraka matetika koa.:/
4. rasah ( 20/05/2006 05:50)
ireny plante résistante ireny no heveriko atao, tsy dia mandrobona be ihany koa satria kely ihany ny velaran'ny zaridaina
ny tena tiako koa aloha dia ireny maharitra fiovaovan'ny saison ireny
5. miantra ( 23/06/2006 11:55)
Raha any Madagasikara ianao dia misy karazana géranium any tena maharitra simple, doublemisy loko maro fa saingy mila manondraka kosa aloha e!

Raha any ivelany kosa oh: France dia tsy maintsy miova foana isaky ny saison.du moins:rahefa hiver ohatra pensée, dia rehefa printemps été misy karazany maro: géranium,hortensia, rosier, le ohatran'ny tanamasoandro kely ireny fa tsy tadidiko ny anarany ost..um ...





© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8942