Fiara elektrika mandeha mafy

1. Herimiafina ( 22/05/2006 15:38)
Mazana ny fiara mandeha amin'ny herin'aratra tsy dia mandeha mafy loatra raha oharina amin'ny fiara mandeha solika.

Noporofoin'ireto mpikaroka amerikana anefa fa afaka mandeha mafy ny fiara elektrika ary namorona ny WHITE LIGHTENING ry zareo.

http://www.evworld.com/archives/interviews2/rummerfield.html


Ny hevitro? be loatra ny herin'aratra lany, satria ny herin'aratra ilain'ny maotera manosika io fiara io dia ampy hamelomana tokatrano 20.000 any USA.

Tsy aleo ve omena ny JIRAMA ireo battery kely ao anatiny.:@
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 16:19
2. cutie ( 24/05/2006 00:12)
tsy aleo ve io no ampisaina @ zay tsy mampiasa lasantsy :lol:
3. Fiffi ( 24/05/2006 03:40)
sady tsy misy pollution !
4. Herimiafina ( 24/05/2006 12:25)
Ny ahy ilay batterie no mahatalanjona ahy, ny niketriketrehina an'iny no tena henjana tamin,ny conception an'io fiara io hono. Satria mila herin'aratra goavana kanefa avoakan'ny batterie kely.

Vita amin'ny Nickel Hydrure hono io batterie io. tsara trandrahana hanaovana zavatra hafa. :@
5. cutie ( 24/05/2006 12:31)
hanaovana in dray:roll:
6. Herimiafina ( 24/05/2006 13:01)
Entina hamatsiana herin'aratra ny tokantrano kah. 20.000 menages any USA hono no afaka omena herin'aratra avy amin'izy io kanefa ilay izy tahaka ny boaty kely 1 cubic meter fotsiny knou.

Raha ny menage iray misy olona 5 (moyenne) dia mahavelona olona 100.000 izany izy io. Fa mila recharger-na amin'ny alteranateur, dia ny alteranateur ny barrage hydro-elektrika indray no hi-recharger-na azy satria toa betsaka ny rendement ny alternateur kely iray hono.

Raha any Dago izany dia 170 amin'izy io fotsiny no ampiasaina de mahazo herin'aratra ny malagasy rehetra.

Ny fiara amin'io azo soloina ireny magneto train ireny e!
hummm :@
7. cutie ( 24/05/2006 13:06)
ka ny aty ny fiara no important noho ny trano :P
8. Herimiafina ( 24/05/2006 13:52)
Siora amin'izany ve ianao ry cutie? Nato betsaka ny fanamboarana bus sy transport en commun mba hihena ny fampiasana fiara satria "deux voitures pour un americain" izao no chiffre farany izay hita fa be loatra.
Amporisihina ny olona hampiasa fiara tranainy fa ahena ny famokarana fiara plaisir, ny vaovao misy foana fa ny rythme no ahena atsasany.

Ny energie hampiasaina any antrano indray izao no tena en vogue ary handanian,ny fanjakana federaly volabe kokoa. Ny resaka RANO no tena mampahory ary lasa problématika, toy izay koa ny ho avin,ny herin'aratra.

Maro ny fikarohana mikasika ny nouvelle source d'énergie menagere ankehitriny ary handaniana vola tsy toko tsy forohana mihoatra ny fikarohana amin,ny fanamboarana fiara.
9. cutie ( 24/05/2006 14:01)
sens hafa ny nitondrako azy:P
10. Herimiafina ( 24/05/2006 14:05)
Ny resaka chauffage izao no tena anisan'ny ketriketrehina satria dangereux ny chauffage à gaz, dia mila soloina plinthe elektika nefa tena mandany be iny satria resistance.

Momba ilay fiara indray dia, raha ny hevitro dia tsy dia ekonomiquement interessant io fiara io fa plaisirement interessant fotsiny ho an,ireo amoureux de vitesse. :@
11. cutie ( 24/05/2006 14:12)
mi rill be nga io :-D:-D:-D:-D
12. LazaRandri ( 25/05/2006 01:53)
tandremo ary so mi roll. hahaha!
13. cutie ( 25/05/2006 12:32)
ohtran'ty ve zany ry LR:roll::roll::roll::-D:-D:-D:-D
14. Herimiafina ( 25/05/2006 13:15)
Nifanena indray izy mitsam klé, tsy mifankafoy an! hehehehehe:-D
15. cutie ( 25/05/2006 13:21)
non omaly io :-D:-D:-D
16. Herimiafina ( 25/05/2006 13:26)
Andeha white lightening izany ianareo roa izao an! Atao mariazy amin'io, zah no manao decoration ny daba amin'io an! hehehehe:-D
17. cutie ( 25/05/2006 13:29)
handeha in a :-D:-D:-D:-D
hay mou
EFa voaravaka white lightening ny fiara tsy mila decoration tsony :-D:-D:-D:-D
18. LazaRandri ( 28/05/2006 22:26)
Herimiafina:
zah no manao decoration ny daba amin'io an!
inona indray ity mody manao decoration ity kanefa mitsiriritra vadin'olona? (vadin'ilay bandy vadin'i cutie) hahaha!


19. cutie ( 30/05/2006 19:11)
Mpandefa : LazaRandri [ Valio ] 29-05-2006 03:26:40
Lohateny : Re : Fiara elektrika mandeha mafy
Hoy i Herimiafina:
zah no manao decoration ny daba amin'io an!
inona indray ity mody manao decoration ity kanefa mitsiriritra vadin'olona? (vadin'ilay bandy vadin'i cutie) hahaha!

efa tsy mampime tsony ry LR a :-D
20. Herimiafina ( 30/05/2006 23:59)
Tena raikitra reto klé, hisy Laza kely sy cutie kely hiserasera afaka 14 taona any ho any! hehehehe=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7883