Fiara elektrika mandeha mafy

21. cutie ( 31/05/2006 00:43)
HM, LR samy efa tsy mampime tsony e :twisted:
22. Fiffi ( 31/05/2006 04:52)
cutie: ao akia hampihomezako ndry an! :-D:-D:-D:-D
23. cutie ( 31/05/2006 10:04)
fiffi haingana aza:-D:-D:-D:-D
24. Herimiafina ( 01/06/2006 13:03)
Tsy ny hampihomehy mintsy anie retsy no tanjona tato fa ny hiresaka white lightening e!
hoe azo hitondrana mariazy hono izy io, hehehehe:-D
25. cutie ( 01/06/2006 13:04)
:-D:-D:-D:-D:-D
zay za vo nime :-D:-D:-D
26. Fiffi ( 02/06/2006 10:29)
Herimiafina:
Tsy ny hampihomehy mintsy anie retsy no tanjona tato fa ny hiresaka white lightening e!
hoe azo hitondrana mariazy hono izy io, hehehehe:-D
de miala tsiny @ nareo zany zah :oops:


27. Herimiafina ( 02/06/2006 14:24)
Fa nisy naninona indray ity ranabaviko ity re-olona o!
28. cutie ( 02/06/2006 17:52)
:-D:-D:-D:-D:-D
29. lapino ( 10/06/2006 11:17)
Herimiafina:

Mazana ny fiara mandeha amin'ny herin'aratra tsy dia mandeha mafy loatra raha oharina amin'ny fiara mandeha solika.

Noporofoin'ireto mpikaroka amerikana anefa fa afaka mandeha mafy ny fiara elektrika ary namorona ny WHITE LIGHTENING ry zareo.

http://www.evworld.com/archives/interviews2/rummerfield.html


Ny hevitro? be loatra ny herin'aratra lany, satria ny herin'aratra ilain'ny maotera manosika io fiara io dia ampy hamelomana tokatrano 20.000 any USA.

Tsy aleo ve omena ny JIRAMA ireo battery kely ao anatiny.:@



Afaka mandeha mafy be mihitsy ny fiara elektrika ka! Ity iray ity izao mandeha hatramin'ny 400km/h ary mandeha 0-100 km/h anatin'ny latsaka noho ny 5 segondra. http://totalfun.no-ip.org/lapino/dotclear/index.php?2005/10/22/10-voiture-electrique

Fa tsy nahita infos hafa momba an'io fiara nomen'i HM io mihitsy za, fa izany loremo izany (fiara alemana) no hitako mitovitovy amin'io. Kanefa ilay loremo mandeha gasoil ihany. http://www.loremo.com/index_en.php

Momba ny resaka angovo indray, raha ampitahaina iza no lafo kokoa:
- motera mandeha solika mivantana
- motera mandeha herin'aratra novokarina avy tamin'ny solika

Ny rendement-n'ny motera elektrika dia 90-95% (plus miakatra ny puissance, plus be io rendement io). Ny rendement-n'ny motera diesel (fiara) dia 35% eo, ny rendement-ny groupe electrogène dia eo amin'ny 40% eo. Ny motera mandeha essence mbola ambany noho izany ny rendement-ny. Dia ataovy ange ny kajy raha tsy mitovy ihany ny haben'ny source d'energie lany e!

Ka raha mahita an'izany teknolojiana batery tsara izany ihany, dia miombon-kevitra amin'i cutie aho kle!
cutie:

tsy aleo ve io no ampisaina @ zay tsy mampiasa lasantsy :lol:
30. cutie ( 10/06/2006 12:37)
efa misy maromaro mampiasa fiara mandeha elektrika aty :P
31. Fiffi ( 10/06/2006 16:19)
aty aloha de efa mitombo hatrany ireo fiara ireo an!
saingy le fanaovana kilometre bdb no toa mbola manahirana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3857