Sarin'i Bessa

1. sandriam ( 24/05/2006 12:47)
Mba alefaso raha manana sarin'i Bessa nareo e! Misaotra indrindra e!!!!
novalian'i Fiffi ny 25/05/2006 12:54
2. Fiffi ( 24/05/2006 12:52)
indrisy ! tena tsy manana eh!
3. cutie ( 24/05/2006 13:06)
ao @rvg nga tsy misy sariny:P
4. Fiffi ( 24/05/2006 13:31)
cutie: vao nojereko teo fa toa tsy misy akia ao an! fa tsy rvg akia fa ao @ tononkira kah!
5. cutie ( 24/05/2006 14:25)
fiffi ok:P
6. ds ( 24/05/2006 14:51)
Alefa aiza hono ilay sary :wink:
fa zah mety manana.
7. Fiffi ( 24/05/2006 15:07)
ao @ tononkira de mba samy hahazo zay mba mitady , sa ahoana hoy enao ry ds ?
8. ds ( 24/05/2006 21:14)
Oay letia ! hozy ry boaikely ato.
Dia havoaka miaraka aminy ao izany ny sarin'i Baina :(
9. Fiffi ( 25/05/2006 04:47)
hay niaraka naka sary taminy ? hummmm ! zay vao mazava ! :-D fa azo retouchena nge le sary eh! de i Bessa irery no enregistrena koh!
10. ds ( 25/05/2006 08:47)



Jereo Ato ny ambiny.
Sary nalain'i Papango ireo ka mila hierana aminy.
11. Fiffi ( 25/05/2006 12:15)
ds: hummmm !! manja eh! =D=D=D=D=D^:^^:^^:^^:^ de misaotra anao indrindra , eny na dia tsy zah aza no nanao ny fangatahana fa tena mankasitraka an! :):-*
12. cutie ( 25/05/2006 12:27)
efa antitra be bessa
13. ikalakintina ( 25/05/2006 12:33)
fa ny volony(tsy haiko na ny lohany angamba) efa oatran'io foana hatram zay,tsy de antitra be alou e!;, efa zokiny!
14. cutie ( 25/05/2006 12:35)
ikalakintina efa dadabe bessa koa:P
15. Fiffi ( 25/05/2006 12:54)
efa dadabe izy fa efa hatramin'izay no sola tahak'izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1396