tasy mainty ao ambany elika

1. xxx ( 27/05/2006 19:08)
efa fantatro fa mety efa nandeha teto ity resaka ity , fa zany hoe mba anotaniako iany alo , ono hoe anreo ve tsy mba misy an le trace mainty be ao ambany elika iny , indrindra ra ohatra ka mirase volom kelika , inona kay no mba mety manala an ireny na menaka na tsy aiko fa tena ny andro zao efa hafaka dia mba tia anao akanjo maivana nefa le tasy mandreraka be
misaotra eh
novalian'i xxx ny 01/09/2006 13:26
2. ikalakintina ( 28/05/2006 05:29)
za tsy mahay!, fa de mahereza e!,mba valio reto xxx a!
3. fasaly ( 28/05/2006 06:25)
zà kou de tena mila valiny anzay mahita solution, fa ny kalou tsy de manelingelina ahy lotsa raha ohatra ka madio tsy misy volo e!:D
4. boubounezy ( 28/05/2006 07:51)
za efa tsatsany zany fa ny anah njay lasa allérgika ny parfum za dé vô manao parfum dé nangididy ny elika dé lasa misy tache mainty dé mitatsa kou lé izy refa okorina satsy @ lé malay2 dé tsy nanao parfum na déo mintsy za nanjitsy ny volana 2 teo na 3 dé sasaina tsara fona ny elika dé fafaina tsara ho maina fa vo tsemboka dé fafaina, na kou afaka mandé any @ dérmatho kou enao.njay2 kou nefa aretinaty kou matonga anizany dé misotso rano bédabé isananjo dé ra misoutso tôka ajanony ny rano mantsy manao penssement gastrique ary éfficasy tsara ra tsy minana ménaka bé lotsa kou enao. ary tanjemo ny mapiasa parfum fa betsaka ny oditsa tsy mazaka io satsy misy pétrole ny parfum dé manimba odotsa bé fa aleo mampiasa déo 0% d'alcool na crème 0% d'alcool kou fa tsy maninn tsony ny elikanao fa lasa mitovy @ oditsao retsa;-)
5. bellla ( 28/05/2006 15:00)
mampiasa retsy savony a! asa na mety hahita savony "medi-soft" na "medi-bath" ianao de refa mandro alona 5mn ao aloha avy eo sasana tsara sy tena gozana tsara; avy eo de asio an'iny savony iny ihany koa (iny zany no solon'ny deodorant)

Raha mahavita manao an'io ianao de madio mitovy amin hoditrao iz avy eo.
Mazto!
6. boubounezy ( 28/05/2006 17:31)
zay njay alou tsy aiko e! fa tsara anjamana iany refa senja voany lé tasy ambanielika zany ny tenako e! misôtsa @ toroevitsa


bellla:

mampiasa retsy savony a! asa na mety hahita savony "medi-soft" na "medi-bath" ianao de refa mandro alona 5mn ao aloha avy eo sasana tsara sy tena gozana tsara; avy eo de asio an'iny savony iny ihany koa (iny zany no solon'ny deodorant)

Raha mahavita manao an'io ianao de madio mitovy amin hoditrao iz avy eo.
Mazto!



7. mamzelkely ( 29/05/2006 05:47)
hummm za mahita we plutot effet avy am deo le izy ts zakan elika le deo de lasa mainty :roll: sa ve :roll:



8. xxx ( 29/05/2006 07:30)
tena misaotra betsaka am ny toro hevitra , fa hitady an le savony io za , ra mahita dia ra sendra tsy misy io dia inona no mety mahasolo azy kay ,
ny nahatonga azy manko ra ny fahitako azy an dia le izy rasena foana sa ve tsy zany , satria ny deo ampiasaiko le efa deo 0 alcool reny foana , ok merci
9. Fiffi ( 29/05/2006 13:36)
raha ny fahafantarako azy aloha de ny mahatonga an'io tasy mainty de nohon'ny fampiasana ny déo na ny ranomanitra na ny krema , ny hoditra no tsy mahazaka an'ireny . Fa mahafaka azy koa ny citron ! Raha manao fahazarana kely ianao mandritrin'ny 1 vola eo ka mampiasa citron hosorana io an! de ho afaka io tasy io .
10. bellla ( 29/05/2006 15:50)
meci ky fiffy. :-*
11. fasaly ( 29/05/2006 16:31)
ary ny stick ry fiffi, tsy foiko lotsa mantsy lay stick fampiasako de raha ho voatery hajanona de:cry::cry::cry:
12. rapala ( 29/05/2006 18:20)
aza mirasé volonkelika ihany kou fa épiléo e!! Ilay mirasé na volonkelika na volotongotra, mangididy ilay volo rehefa maniry indray fa ra épiléna de tsy mangididy firy - marary aloha ilay izy @ 1 fa rehefa zatra de mande ho azy. :):):)
13. Fiffi ( 29/05/2006 19:40)
fasaly: " il faut souffrir pour être belle "
14. xxx ( 30/05/2006 05:58)
kay ka ny ana ny volon kelika efa bedabe dia aona zany , sty mety anga ra mampiasa an le creme depilatoire reny , sa ::::::
dia misaotra an i fiffy koa am le voasary makirana ,
15. rapala ( 30/05/2006 11:24)
xxx: ilay menaka ange mahafaka fa veti2 de maniry ilay voloe, mirasé kou toy izany. Ny tena hitako efficace de mi-épilé io ihany sady madio ery ilay ao ambany elika no malamalam toy ny vodin-jazakely. Raha tena lava ilay volo de ataovy 1 creme mandram-paniriny de izay vao épilé (épilatoire elektrika ireny- vetivety be mihintsy de vita)
16. boubounezy ( 30/05/2006 17:38)
;-)marina ve zany ry fiffi??? ka refa tsy zaka lé farfum dé inn ny ampiasanjy???:roll::roll::roll::roll: citron vé? marina ra tsy ampamasaka oditsa be mintry zany satsy ny citron tena manaikitsa no ny petrola ka za alou dé tsy sa anao anizany e! fampitsalina oditsa be lotsa zany ka!ra zany njay aleoko mampiasa alamo ra zany e! oditsinjy malemy sy vô avy nirazéna iny ve sina citron tsy mitsoka matanjaka be eo njy:?::?::?::-D;-):-*


Fiffi:

raha ny fahafantarako azy aloha de ny mahatonga an'io tasy mainty de nohon'ny fampiasana ny déo na ny ranomanitra na ny krema , ny hoditra no tsy mahazaka an'ireny . Fa mahafaka azy koa ny citron ! Raha manao fahazarana kely ianao mandritrin'ny 1 vola eo ka mampiasa citron hosorana io an! de ho afaka io tasy io .



17. boubounezy ( 30/05/2006 17:40)
ary ra wé vokatsiny aretinaty lé izy dé citron kou vé tsy ampitsovaka anazy???:idea::lol:
18. Fiffi ( 31/05/2006 06:10)
heu... raha vokatrin'ny haretina aloha ny haty ? sa moa aty ? io indray aloha de tsy aiko an!
Fa tsy hanao an'io koa aloha raha vao ni-se-raser fa de asa fotsiny angamba an!
Raha hanao déo aloha de jerena ny composition-ny kah! raha misy alikola aloha de tena efa ratsy satria io alikola io indrindra no tena mampisy le tasy mainty io an!
Ny zavatra tsara koh de ny fampihasana le eponge somary marokoroko iny fa tena manala tasy koh iny .
19. dadin ( 31/05/2006 07:29)
Andramo asiana fenistil-gel. Raha mangindihidy aloha dia afaka am io, fa ny tasy tsy fantatro.
20. sasa ( 01/06/2006 07:36)
za ry reto mirase volon-kelika fa tsy misy ny an'ahy koa, d tsy hitako hoe inona no mahaafaka an'azy, d za koa nefa marary aty amzao fa toa tsy misy anreny koa,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2848