tasy mainty ao ambany elika

21. Fiffi ( 02/06/2006 04:54)
raha mampiasa le citron aloha an ! tandremo sao de hoe vao avy ni-se raser no manisy citron ao fa de asa fotsiny angamba ny fijaliana azo ao an!
22. boubounezy ( 02/06/2006 17:14)
zany misy evitsa mety tsara ho any zé maity élika fa betsaka ny tsatsanio ka!:idea::°)


dadin:

Andramo asiana fenistil-gel. Raha mangindihidy aloha dia afaka am io, fa ny tasy tsy fantatro.



23. vale ( 04/06/2006 22:12)
Fiffi:

raha mampiasa le citron aloha an ! tandremo sao de hoe vao avy ni-se raser no manisy citron ao fa de asa fotsiny angamba ny fijaliana azo ao an!
fiffi: tonga de ouyouyouyyyyyyy be ve?:-D:-D


24. Fiffi ( 10/06/2006 07:15)
vale: ie ! fa aza manandrana an'io fa...
25. azerty ( 13/06/2006 14:23)
refa mampisa fanosotra @elika dia jereo fa raha vao misy alcool lay déoddorant de zay no mahamainty ny elikao fa déodorant sans alcool ampesaina
26. xxx ( 17/06/2006 07:46)
za re tam tany dago dia efa nampiasa an le hoe deo sans alcool reny fa mainty be foana ny eliko an , fa zao za mampiasa an le deo sans alcool dia tsy maninona tsony , dikany ny produit any dago zany tsy dia azo antoka loatra mampalahelo iany ,
fa le deo marina no tena mahatonga an le elika ho mainty fa tsy hoe raqsena na tsy rasena zay vao hitako ,
mahasoa fa misaotra eh
27. Lilie ( 22/06/2006 22:14)
nampiasa deo aho teo aloha saingy tsy mety amiko ary tsy fantatro izay tena mety amin'ny hoditro. Alamo no ampiasaiko izao ary tena mety tsara amiko. Eny amin'ny aziana na afrikana mivarotra sakafo ireny mivarotra vaingana alamo. Lemana rano kely dia ahosotra ny helika. Ilay tsemboka be tsy misy ka tsy olana ny miakanjo maivana fa mafana ny andro izao.
Mba andramo ihany.
28. xxx ( 23/06/2006 08:26)
tena efa nanao alamo foana za tam za tany dago , fa tena tsy zakako fa mangirifiry be foana ny eliko isakin ny avy manao alamo , dia aleo iany le deo tsy misy alikola , fa ireny no mety ,
misy alo ny mahazaka an le alamo eh fa za tena otrany tsy mahazaka
koa fa misaotra eh
29. rurik ( 30/06/2006 05:59)
za aloha le savony lomana lazain'ny bella ohatran'ny mapatahotra ahy ihany satria misy oditra mahazaka savony mi tsy mahazaka sady misy ny savony mahery ka tandremo ihany , za mandro @ savony fona dia feno mangididy be ny sandriko ka rehefa nandeha tany @ dermatolo aho dia nilazany fa tsy tokony handro @ savony fa tsy mahatanty le oditra dia najanoko dia izao nijanona le izy . afaka aloha atramizao eee fa asa .
30. imenabe ( 18/08/2006 08:38)
azo andramana koa ne ny mampiasa an'le gel douche gommage sy exfoliant ireny dia kosehana tsara rehefa mandro + déo sans alcool mazava ho azy + misotro rano matetika, dia mi-épiler fa tsy mahazo miraser!!
31. booboo ( 22/08/2006 12:25)
manimba nerfs lé epiler-na kouh
32. xxx ( 01/09/2006 13:26)
rurik an dia tsy mandro am ny savony ianao zany fa dia am ny rano fotsiny sa am ny inona no hisasanao , za dray mantsy le gel douche no tsy zakako mintsy , dia za aza aty zao mitay an le savony nosy reny na savon de marseille fa ra vao savony hafa koa dia tsy zakako fa irrite be ny peau ako , nefa aty tsy misy an le savon de marseille reny aty aminay koa tany tsssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1201