Why is Madagascar so poor?

1. macqueen ( 28/05/2006 14:16)
Mba mety tsara ho dinihana ihany ny hevitrin'ny olona sasny avy any hivelany faha tsy mijery faotra fotsiny intsika.
http://www.wildmadagascar.org/overview/FAQs/why_is_Madagascar_poor.html

http://www.wildmadagascar.org/overview/FAQs/why_is_Madagascar_poor.html
novalian'i jajaf401 ny 06/06/2006 16:31
2. Fiffi ( 28/05/2006 19:54)
hummmm!!why ? ratsiraka.......
3. Rainikarabo ( 28/05/2006 20:06)
fintino fohifohy amin'ny teny gasy hoe ny hevitra voalaza ao azafady!
4. vancleef ( 28/05/2006 20:41)
Rainikarabo>Ka efa voafintina ange ilay amin'ny teny amerikanina ka raha mbola fintinina amin'ny teny gasy dia mihena kely sahala amin'ny fehin'antitra. Arakin'ny fanontaninao dia mahita valiny ilay fanontanina aho
- Geographic isolation
- Educational system
5. LazaRandri ( 28/05/2006 22:08)
macqueen:
tsara ho dinihana ihany ny hevitrin'ny olona sasny avy any hivelany

raha vakiana ilay voasoratra ao dia toy ny teny frantsay nadika teny anglisy. hahaha! tsy naleo tonga dia natao teny frantsay na teny gasy? hahaha!
6. xxx ( 29/05/2006 01:11)
Anontanio an-dRatsiraka ny valiny.
7. Fiffi ( 29/05/2006 06:05)
Why is Madagascar so poor Ratsiraka ?
8. dadabe ( 29/05/2006 11:03)
:roll::roll::roll:
9. vancleef ( 29/05/2006 13:24)
LazaRandri:

raha vakiana ilay voasoratra ao dia toy ny teny frantsay nadika teny anglisy. hahaha! tsy naleo tonga dia natao teny frantsay na teny gasy? hahaha!

Mba nijery kosa aho fa teny anglisy nadika teny frantsay, rainimboto, japone, koreanina sns.
Raha namaky tsara ianao dia anisan'ny valin'ilay fanontanina dia hoe Educational system dia misy commentaire manaraka an'io

...
New president Marc Ravalomanana has put major emphasis on improving Madagascar's educational system including providing training for teachers and distributing backpacks and school supplies for children. International organizations are using radio as a tool for educating adults in remote areas about issues such as conservation while others work with local farmers to improve crop yields. The government has begun teaching English in schools.



10. Rainikarabo ( 29/05/2006 15:56)
vancleef> misaotra amin'ilay famintinana kely fa lasa nahasarika hamaky ny rehetra tao ihany ilay izy.8)

LazaRandri>ny hevitra voaraikitra ao angamba no zava-dehibe fa tsy dia hoe teny inona nadika teny inona loatra. sady tsy hitako loatra izay mampihomehy amin'izany!
11. Zina ( 29/05/2006 18:27)
ka ita fa ny corruption ny gouvernement an'i Ratsiraka no nampahatra an'i Dago ko inn dray...
Ahoriny daholo ny vola izay mba tokony hanamboarana sy hampivotra an'i Dago... Dago taloha tsy otran'ny tamin;ny andron'i Ratsiraka mihitsy. Iza ny ministra tsy nanararotra ny aka vola tao?
12. marozevo ( 29/05/2006 19:32)
Io ilay tena fanetriben'ny tany..
Mauvais messager = Iraka ratsy... Avadiho.
13. LazaRandri ( 29/05/2006 22:09)
Rainikarabo:
LazaRandri>ny hevitra voaraikitra ao angamba no zava-dehibe fa tsy dia hoe teny inona nadika teny inona loatra. sady tsy hitako loatra izay mampihomehy amin'izany!

Ny mampihomehy ve? Ny hevitry ny any ivelany hoy ilay nanolotra hevitra kanefa toa hevitra Malagasy ihany ilay izy no nadika arabakiteny amin'ny teny anglisy. Jereo anie ny firafitr'ilay fehezanteny sy fanehoan-kevitra e! hahaha
14. vancleef ( 29/05/2006 23:01)
LazaRandri:

b]Ny hevitry ny any ivelany[/b] hoy ilay nanolotra hevitra kanefa toa hevitra Malagasy ihany ilay izy no nadika arabakiteny amin'ny teny anglisy. Jereo anie ny firafitr'ilay fehezanteny sy fanehoan-kevitra e! hahaha

hevitra Malagasy ihany ilay izy no nadika arabakiteny amin'ny teny anglisy : ka manao inona no niandry 30 taona mahery sy ny rapport-ny PNUD voa mahataspa an'ilay izy. Tsy nadika arabakiteny amin'ny teny anglisy mihintsy ilay izy ary vzkio tsara ilay commentaire miaraka aminy
New president Marc Ravalomanana is working to move away from the old system and attract foregin investment that will build sustainable business models (though resource extraction, especially mining, will still play an important part in developing Madagascar's economy).

New president Marc Ravalomanana has initiated a major infrastructure improvement program in an effort to boost the Malagasy economy. This plan is likely to bring economic benefits but may have high social costs with increased access affecting traditional Malagasy culture and perhaps spreading AIDS from cities to the countryside. Currently Madagascar has one of the lowest HIV / AIDS rates in Africa.

New president Marc Ravalomanana has put major emphasis on improving Madagascar's educational system including providing training for teachers and distributing backpacks and school supplies for children. International organizations are using radio as a tool for educating adults in remote areas about issues such as conservation while others work with local farmers to improve crop yields. The government has begun teaching English in schools.

15. LazaRandri ( 30/05/2006 01:18)
hahaha! jereo ny firafitr'ilay fehezanteny sy ny voambolana miasa dia ho tsapanao fa Malagasy no nanoratra an'io. hahaha!
16. lapino ( 30/05/2006 02:41)
Za koa ohatra ny mahita hoe ny teny frantsay nadika teny anglisy ilay izy, sa teny anglisy nosoratana amin'ny fomba fanoratra frantsay ... (toa tsy misoratra eo tokoa ny anaran'ny mpanoratra) :-w

macqueen > toa tsy iafenana ilay fomba fanoratra an :wink:
17. zivakely ( 30/05/2006 05:03)
The mentality of all Malagasy people. For me, they all need to get the vision: work hard in order to be prosperous
18. marozevo ( 30/05/2006 12:36)
zivakely > Tsy toe-tsaina (mentality) Malagasy ny miteny Anglisy.
19. Lejim ( 30/05/2006 19:07)
Ny olana dia ny tondro molotra sy ny tsy fandraisana andraikitra. Omena olona iray ihany ny tsiny sy ny asa, ary ny adidy rehetra tokony hataon'ny malagasy rehetra!
20. Fiffi ( 30/05/2006 20:00)
zivakely:
The mentality of all Malagasy people. For me, they all need to get the vision: work hard in order to be prosperous
zay le mentalité tena mbola heu....nga tsy mahay miteny gasy i zivakely ?:roll::roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4124