Why is Madagascar so poor?
21. cutie
(
30/05/2006 20:22)
Mpandefa : Lejim [ Valio ] 31-05-2006 00:07:28
Lohateny : Re : Why is Madagascar so poor?
Ny olana dia ny tondro molotra sy ny tsy fandraisana andraikitra. Omena olona iray ihany ny tsiny sy ny asa, ary ny adidy rehetra tokony hataon'ny malagasy rehetra!
ka zay le mbola tsy mety ampy fanabeazana mitsy :roll:
23. LazaRandri
(
30/05/2006 23:31)
Zina> ary lasa lova tsy mifindra ao amin'ny fitondrana mihitsy io fisainana io an! hahaha.
- tsy mahazo maka sary ny mpanao gazety e! hahaha
- "decagon" irery no mahazo tsenam-barotra
- aza asiana isoloire ny fifidianana ao @ antenimiera. hahaha
- cummul de fonctions
- ataovy ankety be manadala ny adversaire potentiel. hahaha.
Ny fisainam-bahoaka moa dia tsy hay tenenina intsony etsy an-daniny.

27. prime
(
31/05/2006 07:15)
Fahantràna? toe-tsaina io raha ny hevitro.
Tsy mora koa izay 25 taona nahateo an'i deba izay. Fa mila mitandrina fotsiny ra8 fa mitady miha hafahafa koa satria vao mandat iray dia efa mikaikaika ny olona. :lol:

28. toovs
(
01/06/2006 12:56)
LazaRandri:
macqueen:
tsara ho dinihana ihany ny hevitrin'ny olona sasny avy any hivelany
raha vakiana ilay voasoratra ao dia toy ny teny frantsay nadika teny anglisy. hahaha! tsy naleo tonga dia natao teny frantsay na teny gasy? hahaha!
izao fomba fijerinao izao ilay tsy mampivoatra. tsy ny maha teny frantsay nadika teny anglisy azy no zava-dehibe fa ny fond an'ilay hevitra mivoaka. possible hoe natao tamin'ny teny frantsay io de avy eo nadika teny angilisy, fa tsy tokony ho izany no hi attirer ny attention anao. Ny teny angilisy fotsiny no fantatro fa fanaovana communication international.
ary raha ny siantifika rehetra eto frantsa ary de milaza fa ny teny angilisy dia "langue de travail" fa tsy "langue étrangère intsony"
mba mizara mijery ny lafitsaran-javatra amin'ny sisa fa aza manao critique fotsiny.
izany hoe manana "esprit critique" fa tsy sanatria "esprit de critique"
29. Herimiafina
(
01/06/2006 16:35)
Madagascar is so poor because that's the way the world want it to be.
If there is no poor country, there would not be rich country either.
If you wanna get rich and richer, make the others poorer than you, that's it. The fate of niggers.

31. Herimiafina
(
01/06/2006 16:48)
Madagascar is also poor because its people are opposed to one another. Therefore, they never get on well with the same idea, they really like contradictions and behave each as their own boss. None of them are able to appreciate the place in which they are put. Every body want to be the boss, and when everybody become a boss, there is no employees anymore and then no real economic life.
33. prime
(
02/06/2006 08:24)
hay ve ny lohahevitra ato hoe iza no mahay miteny anglisy e???:-D:-D:-D
Mba vonjeo izahay ry zalahy fa tsy mahay tenim-paritra ah...:-D:-D:-D:-D

34. prime

36. LazaRandri
(
02/06/2006 22:43)
prime:Engish oder Franzoesish, das it mir egal weil macqueen (oder ravalo?) viele grammatische Fehler gemacht hat!
hay ve ny lohahevitra ato hoe iza no mahay miteny anglisy e???:-D:-D:-D
Mba vonjeo izahay ry zalahy fa tsy mahay tenim-paritra ah...:-D:-D:-D:-D
38. macqueen
(
03/06/2006 06:43)
Tsy nampoziko ho lasa débat momba ny teny teny frantsay, na teny anglisy na teny gasy ilay post-ko.
Ny zavatra tsapako dia tsy ampy antoko iray ilay article i Rhett Butier hoe Why is Madagascar so poor?
Ilay antoka tsy ampy dia hoe :
- Ny Malagasy dia tsy mila toro-hevitra avy an\\\'ivelanany faha mahay ny rehetraretra, namoronan\\\'ny reheratraretra ary raha tsy mandroso dia nohon\\\'ireo avy an\\\'ivelany (neo-colonianiste sns), ny karana sy ny sinoa any antoerana na ireo Malagasy mba miezaka mba ho eo amin\\\'ny économie moderne (TIKO, sns). Contradictoire ihany ilay noteneniko fha ny gasy ne sont pas à une contradiction près.
Momban\\\'ny loharano an\\\'ilay lohnateny naptrako dia mariako faha amin\\\'ny teny anglisy ilay http://www.wildmadagascar.org/ dia avy eo Overview dia FAQs. Misy fandikana an\\\'ilay takelaka amin\\\'ny teny hafa ao (japone, koreanina,sinoa sns) faha raduction automatique avy amin\\\'i Google fotsiny. Ny pejy amin\\\'ny teny frantsay dia misy sasany olombelona no nandika azy avy amin\\\'ny teny anglisy ary ny sasany dia traduction automatique avy amin\\\'i Google ary voalaza ao :
Traduction par Claire Guehennoc
Matériel éducatif
Traduction par Katherine Bemben
Traduction par Melinda Legendre
Histoire du Madagascar [l\\\'ordinateur a traduit - Library of Congress]
Traduction par Claire Guehennoc
Ilay nankakon\\\'ilay lohanteny dia tsy misy afatsy ny amin\\\'ny teny anglisy dia voalazany ao ny références. HUMAN DEVELOPMENT INDEX of 2003, an index created by the United Nations Development Programme... Rapport-\\\'ny PNUD na UNDP(United Nations Development Programme) amin\\\'ny teny anglisy. Ho an\\\'ireo izay te handalina bebe kokoa dia http://hdr.undp.org/ Mahaiza mikaroka ao faha aza zatra toloram-potsiny. Ny documents-ny frenena mikambana dia traduction amin\\\'ny teny maro.
LazaRandri>>Engish oder Franzoesish, das it mir egal weil macqueen (oder ravalo?) viele grammatische Fehler gemacht hat!
Tsy Ravalo ao faha mankasitrakan\\\'n overview an\\\'i Rhett Butier eo @\\\'ny takelany

Madagascar has long been known as home to unique and diverse species of wildlife. Today, under the capable leadership of Marc Ravalomanana and embracing a new philosophy of responsible development with increased emphasis on biodiversity and cultural richness, Madagascar may be turning the corner after the political turmoil of 2002. This site will examine Madagascar\\\'s uniqueness and explain why the Malagasy people can look toward a brighter future.
39. vancleef
(
03/06/2006 08:20)
macqueen> Mankasitraka an\'ireo voalzanao rehetra ireo aho. Intsika gasy mantsy rehefa misy manindrin\'izay marary dia manaonao faoana naha miteniteny faona sahla sahala ani\'ny ambasadaorantsika tamin\'ilay emission tamin\'ny France Télévision na matetika ireo hitako eto @ serasera raha voa misy teny vahiny kely dia hoe hataovy @ teny gasy letsy an ! na izaho tsy mamaly raha tsy aminin\'ny teny gasy ! Tsy tara ange ny hoe mahay teny hafa afatsin\'ny teny gasy ë. Ary aiza no hahafahinao manoahatran\'ny zareo raha tsy mahay tsara ny teniny ianao faha maaao fotsiny hoe oui missié. Izaho dia mi-envier an\'ilay linguiste frantsay Claude Hagège mahay miteny @ teny roampolo mahery (anisany ny malagasy nianarany tao @ Langues O tao Paris) sy mahay teny mihaotran\'aminy dimy ampolo mahery.
Izaho dia faly ary misaotra an\'i Hery fa lasa misy saina telo eto @ serasera (gasy, anglisy sy frantsay) na dia mbola mpokaty azy ilay izy faha hoe hoe i Gasikara efa nosy dia eto @ Internet dia mbola nosy koa dia intsika gasy faly fotsiny mi-tangorigonrina ahoatran\'ny parasy ampo...n\'alika dia tsy maheno na tsy mety mandre ny teny hafa avy an\'ivelany

40. marozevo
(
03/06/2006 21:53)
macqueen > Tsy nampoiziko, hoy ianao. Nefa dia ianao izao no nanokatra ny loha hevitra amin'ny teny Anglais ! sadasada.......