Why is Madagascar so poor?
41. xxx
(
04/06/2006 05:30)
Nefa dia ianao izao no nanokatra ny loha hevitra amin'ny teny Anglais ! sadasada.......
43. macqueen
(
04/06/2006 14:58)
marozevo:
macqueen > Tsy nampoiziko, hoy ianao. Nefa dia ianao izao no nanokatra ny loha hevitra amin'ny teny Anglais ! sadasada.......
sadasada ? Mandehana aloha ianao mianatra teny anglisy tsara voa miteny, sady tsy izao no niteny an'io faha i Rhett Butier. Ary arakin'ny nolazain'i Pierre Desproges "la culture c'est comme une parachute, quand on n'en a pas on s'écrase"
45. LazaRandri
(
04/06/2006 21:32)
macqueen:
Mandehana aloha ianao mianatra teny anglisy tsara voa miteny
izaho koa mba te hianatra fa aiza aho no tokony hianatra teny anglisy TSARA ry macqueen? ao @ ELI sa CNELA sa ARCADE sa ACCEEM? (tsy amin'io site miteny anglisy sadasada io kosa aloha an!)
46. naughtyboy
(
05/06/2006 16:16)
efa voalazany vancleef tany amboloany ny valiny fa ny ezaka irery no tsy mampitovy ny anio sy rampitso ,na de tsy angilsy aza ny tena de mbo nazava ary mahalina ny fikarohany ny Rhett butier ka ra misy hevitra hanatsara de milay fa le manatsatso fotsiny to tsy masaka le gaona ah..
47. prime
(
06/06/2006 07:30)
Aza mora sendaotra ry zareo a! :-P
Ny tsy fitenenana kosa angamba toa tsy midika hoe tsy mahay e! Ny "génie" mahay miteny mihoatra ny tenim-pirenena samihafa folo dia toa mbola azo isaina @ rantsan-tanana iray raha ny gasy no resahina... nefa toa tsy izany no lohahevitra eto fa ny hahafahana mandalina hoe fa maninona Dago no mahantra? ary indrindra mba manolotra soso-kevitra raha azo atao... sa diso dinika indray izaho izany???:lol:

48. jajaf401
(
06/06/2006 16:31)
Eny ekena doly zany fa saingy mba fiangaviana kosa ny anay fa ataovy @ teny gasy RAHA AZO ATAO , raha tsy azo moa d'efa zay no izy, fa mba te-handray anjara eto manko zahay fa saingy ilay @ fiteny hafa tena tsy hainay hoe inona ary no tian'izany hambara???????????
Raha tsy milefa zahay de tara foana @ adihevitra!! :roll::roll::roll:
Raha tsy milefa zahay de tara foana @ adihevitra!! :roll::roll::roll: