Sida

1. cutie ( 28/05/2006 01:12)
jereo eto ny origine :
http://news.bbc.co.uk/2/hi/health/5012268.stm
novalian'i Fiffi ny 27/06/2006 12:43
2. Fiffi ( 28/05/2006 04:15)
Efa betsaka ny zavatra voalaza hoe niandoahan'ny sida nefa tsy fantatra mihintsy hatramin'izao ny tena marina. Samy milaza ny tiany ny firenena na ny mpikaroka ka mifanjevo hiany ary tsy fantatra marina izay tena marina ny fiandohany . Nefa arak'io voalaza eto io aloha de asa indray na mitombona io sa tsia ? Satria koh manko @ alalan'ny famindrana @ rà no hahazahoana na hifindrany @ olona ka ...
3. ikalakintina ( 28/05/2006 05:15)
:oops::oops:
4. Fiffi ( 28/05/2006 05:44)
ikalakintina: maninona akia ndry ?:-*:-*:-*:-*
5. agoago ( 28/05/2006 05:57)
Ry zareo camerounais, asa ny congolais tsinona anie hono mihinana chimpanzé.Misy biby arovana any Cameroun hitako ta@ reportage, tena tiandry zareo be mihintsy, misy bizna be mihintsy @ varotra ny henana'io biby io (Business de la viande de brousse ny titren'ilay reportage).Animaux sauvages ireny tsy hitan'ny contrôle vétérinaire mety mitondra aretina, nefa tsy hahindry zareo akory.
Ny nahatonga ny SRAS tany azia, rehefa tena natao koa ary ny investigation dia biby insectivore izay, ataondry zareo fanafody iharovana @ aretintratra dia nivadika.Ka ny maladies émergeantes ohatr'itony , mety ho azo avy @ biby ka tsy fantatra intsony fa hypothèse daholo moa izany, mbola mitohy ny recherchendry zareo.
6. Fiffi ( 28/05/2006 06:45)
ka na mihinana chimpanzé aza ry zareo , ny azy anie handrahony na hatonony eh! de maty ny mokroba koh!
7. watafon ( 28/05/2006 14:17)
cutie: mety ho marina io satria raha ny tantara sy ny heno hatramin'izay d avy @ rajako tokoa no nahitana io VIH io voalohany ! fa le toerana hoe cameroun no mbola tsy henoko alou e!
ny fifindran'izy io moa araka ny efa fanatantsika d avy @ firaisana tsy voaharo na fifangaroan'ny rà , tsindrona,... k eto izy d milaza fa irei mpihaza rajako no nahitàna ny VIH voalohany !
8. LazaRandri ( 28/05/2006 22:22)
Origine SIDA: http://serasera.org/namana/iza:cutie hahaha!
9. Fiffi ( 29/05/2006 05:01)
:roll:
10. Fiffi ( 29/05/2006 05:03)
wata: nga akia tsy maty ny mikroba raha nandrahoana io ?
11. xxx ( 29/05/2006 05:14)
mikroba anga ny resahina fa tsy virus??????????
12. Fiffi ( 29/05/2006 05:17)
ka tiako fantarina raha maty ny mikroba raha handrahoana re eh! :wink:
13. xxx ( 29/05/2006 05:26)
fa inona no idiran'ny mikroba amin'ny resaka sida ry fiffi?
14. Fiffi ( 29/05/2006 05:42)
watafon:
cutie: mety ho marina io satria raha ny tantara sy ny heno hatramin'izay d avy @ rajako tokoa no nahitana io VIH io voalohany ! fa le toerana hoe cameroun no mbola tsy henoko alou e!
ny fifindran'izy io moa araka ny efa fanatantsika d avy @ firaisana tsy voaharo na fifangaroan'ny rà , tsindrona,... k eto izy d milaza fa irei mpihaza rajako no nahitàna ny VIH voalohany !
wata: raha izany ary , t@ fomba ahoana no nifindrany t@ olona ? sa ry zareo mpikaroka no nanao fahadisoana zany ? satria mety le tsindona no nahatonga an'io voalohany eh ? nefa na izany aza de aingana be mihintsy le famparitahana azy!


15. little ( 29/05/2006 06:09)
Saliii daholo!
resaka samy resaka fa resaka daholo zany. ny eritreritry ny mpikaroka dia izao no izy tsy izaho no mahay fa mba sendra hitako izy ity tsy haiko ny site sy ny niaviany fa reportage no hitako.
Marina fa avy t@ chimpanze no niavian'ny virus izay ni-muter fa kosa ny propagation n'izy io dia avy t@ fahadisoan'ny olombelona satria nanjaka ny poliomyelite taloha, ka ny azo nanamboarana ny vaccin anefa dia mbola irony teknika atsindrona @ biby irony izany hoe mba hi-attenuer-na ny germe zany dia alefa ao anaty biby iray izy any anaty ra. Alaina avy ao avy eo ka diovina. Ny chimpanze no voafidy hampiarana io technique io. nefa moa ny teknika fanadiovana taloha dia tsy dia lavorary loatra no sady misy mutation ihany koa ny virus rehefa atsindrona avoaka atsindrona avoaka dia .....lavabe. ka rehefa tonga ny grande campagne de vaccination antipolyo dia mazava ho azy fa ireo extraits avy @ chimpanze zany no atsindrona olona indray. Olona maro sy zaza maro no nahazo io virus io t@ zay ka dia nihanaka ny virus ny Sida ka lasa ni s'adapte t@ olombelona ka lasa Human immunodeficiency Virus na HIV. Taty afrika moa no tena nanaovana io campagne anti-polyomyelite io ka de tao zany no tena voa be. Mety ho diso zany fa zay aloha no fantatra farany @ zao angamba hoy aho.
16. toubib ( 29/05/2006 09:15)
little>hmm! mampieritreritra tkou an!
17. Fiffi ( 29/05/2006 10:52)
toubib: mampihetitreritra marina..
18. titis ( 29/05/2006 17:37)
Ny fiarovana tsara indrindra dia ny kapaoty.
Aleo misoroka ,toy izay mitsabo!:lol:
19. cutie ( 29/05/2006 19:10)
de tsy haiko ry zareo fa za nampita vao2 fotsiny:P
20. Fiffi ( 30/05/2006 03:10)
cutie: tsara akia ny nataondry an! :):-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1231